voyage a rome 2006

101. fijo ( 05/09/2006 21:21)
raha taritindry moa aho ve tsy hanaraka e
102. mbaliana ( 06/09/2006 18:05)
angaha lasa sarety ty fijo no taritina hono ee :-D:-D
103. fijo ( 06/09/2006 20:24)
an an kofehy ka,,avy eo ndry hifatorako manko
104. mbaliana ( 07/09/2006 21:23)
za anga fanjaitra eee... sady za tsy mahay mitarika zany...:{:{:{
105. fijo ( 07/09/2006 21:58)
hita fa manindrona ihany indraindray ko
106. mbaliana ( 08/09/2006 10:18)
za ve nahatsindron an'i fijo?'' ... hiihii iny njay no tsy hitako kou :^):^):^)
107. fijo ( 08/09/2006 22:10)
io ambony io izao ndry nanindrona ahy ko
108. mbaliana ( 11/09/2006 09:19)
dia taiza no voatsindrona? narary ve? ... azafady dfa tsy fanahiniako ee.. sa mbola ampiana ihany..?:lol::lol:
109. fijo ( 14/09/2006 21:33)
ataovy ary fa hivadika eo anie ny farany e,ka indry indray no hovoatsindrona eo
110. mbaliana ( 15/09/2006 09:43)
tsy mivadika zany kou .. ze voatsindrona aloha dia voatsindrona...
111. fijo ( 15/09/2006 21:03)
ka ny mpanindronahono ,mbola hotsindromina.hummm
112. mbaliana ( 16/09/2006 07:57)
hiihihiih zany hoe te-hanindrona zany i fijo ary mbola tsy nanindrona... dia ny dikan'izany zany dia voatsindrona foana ianao hatrizay.... tsy aleo ve mijanona ny efa nahazatra e :-D:-D:-D
113. fijo ( 19/09/2006 22:30)
an an tsy mbola voatsindrona ka,fa mba te hanindrona kosa
114. mbaliana ( 21/09/2006 09:04)
io ambony io izao ndry nanindrona ahy ko

tsy fantapantatra intsony izy ity fa mivadibadika be ihany ry fijo ... eo fa tadiavako mpanindrona hafa e:-D:-D
115. fijo ( 21/09/2006 21:42)
an an ndry ihany ka
116. mbaliana ( 21/09/2006 22:44)
hiihih za aloha mhay maindron amin'ny seringue raha tedivinao

117. fijo ( 22/09/2006 21:30)
avy ary ,fa ho hita eo ihany le izy rehefa aty e
118. mbaliana ( 23/09/2006 10:09)
raha resaka manindrona amin'ny seringue no aleha any ..sady fa bestak infirmière any aminareo... aleo ihany miandry ny fihaonana ny be sy ny maro no antony hankanesana any fa sao maty antoka...:-D
119. fijo ( 26/09/2006 22:07)
an an ahazo antoka ndry fa minonoa ahy fotsiny
120. mbaliana ( 28/09/2006 19:22)
hampinonoo inn ity fijo e..=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2492