voyage a rome 2006

121. fijo ( 28/09/2006 21:56)
tanana
122. mbaliana ( 29/09/2006 18:11)
samy manana ny tanany koa aleo samy hinono ny tanany zany.. tsy azo antoka ny an'ny hafa mantsy =))=))
123. fijo ( 29/09/2006 21:29)
ny an'ny virja azo antoka totaly ka
124. mbaliana ( 30/09/2006 08:36)
virja nisolafaka ve .. aoka ihany ...
125. Angie ( 01/10/2006 09:35)

mbaliana sy fijo
Tsy efa tokony ho tapitra ve ty resaka ty e efa resaka fihaonana Nice sy Dago 2007 zao no tanjona
Afaka miresaka manokana nareo mitsam fa toa feno anareo eto kou
:D
The end
126. mbaliana ( 01/10/2006 21:25)
mahasosotra be andry anga le resakay?
127. Angie ( 02/10/2006 15:55)
Efa misy resaka hafa betsaka fa azonareo tohizana hafatra ange ny ambiny e lasa mivoana @ lay lohahevitra.

The end - fin

128. mbaliana ( 02/10/2006 18:23)
tsy maintsy tapahina eto zany izy ity moa zao ?
129. fijo ( 05/10/2006 21:24)
ka izahay te hisavoana ry angie an
130. colar ( 07/10/2006 10:26)
aleo ny ol hikozy e,na ho azy 2 rery ary ty dinika ty mo maninn e,hahahhahhhha, tohizo ry izy mitsam fa milay a,hahahhha,anareo ny sehatra,zay leo mahazo miova dinika o,za zao leo d ho ary am resak olon dehibe ary alo fa hijery ny sary nalefan lemenakely,hehehehhhe,zay le we samy manana ny reviny ko,
131. fijo ( 10/10/2006 22:40)
eka wa letsy,aza rarana wa ny zaza hifankaresaka
132. mbaliana ( 12/10/2006 10:09)
mafy loha koa le zaza
133. fijo ( 12/10/2006 20:21)
izay no maha zaza azy ko
134. mbaliana ( 13/10/2006 09:37)
arahina ny maha mafy loha azy zany
135. fijo ( 13/10/2006 20:35)
arahana dia atodika
136. mbaliana ( 14/10/2006 20:36)
specialiste mihitsy ianao zany a
137. Angie ( 15/10/2006 22:00)

Eny ary fa zay tianareo ihany io kou nareo kou efa lehibe sady toa tsy dia misy atao lol

maninona anefa raha iray @ ireo no hidirana sy tohizana fa tsy izy rehetra e
lasa tsy mankany @ archive mintsy lay forum fa feno lol be
138. fijo ( 16/10/2006 14:26)
ka ny anay le feno no tianay ko.izay mameno izay anie efa atao ry angie malalako e
139. mbaliana ( 16/10/2006 18:41)
hihihiih nivoaka ihany ny nafenina :-D:-D
140. fijo ( 17/10/2006 22:52)
inona no nafenina tao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868