aretimbavony
1. lila
(
09/08/2006 05:35)
miarahaba,
sao mba misy manana torohevitra mba hialana am aretimbavony (ulcère gastrique) fa tena leo be za le mitsindrona fa sady marary be no miverina foana le izy fa tsy tena sitrana tanteraka:
efa mitsabo foana a raha vao misy tsy metimety, mifady sakafo isankarazany efa elaela ihany zay, miezaka tsy de ho stressée loatra, manao mafana tsara, sns fa solution définitive zany no mba tadiaviko e
misaotra mialoha

novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 10:01
2. Fiffi
(
09/08/2006 06:22)
ny hitako aloha de ity an! http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/mal_au_ventre/sa_4348_ulcere_gastro_recidive.htm
4. papounette
(
09/08/2006 06:39)
Nisy namako mparary vavony lava taloha ary efa nanao hémorragie digestive fa zao natoron'olona azy ary efficace be hozizy fa zao izy mihinana zay tiany:
-menaboay sotrokely iray isa-maraina
-sy manao dessert akondro masaka nandrahoana.
-ary misotro rano 2litre par jour
Ka asa raha mety @nao.

5. Fiffi
(
09/08/2006 07:36)
papounette: ka zay zao no olana eh ? zay mety t@ namanao io manko mety tsy hety azy koh satria samy manana ny metabolisme ny tsirairay!
Nisy namako zay rehefa misy stress kely zay izy de tonga de ny vavoniny no marary azy de manao "bain" de afaka ! :)

6. watafon
(
09/08/2006 08:11)
lila: le tsindrona ataonao kosa ary sao d ilay ataontsika oe symptomatique ftsn, izany hoe manajanona ilay fanaintainana ftsn! raha resaka vavony aloha d misy traitement tena mahasitrana tsara raha hita tokoa fa ulcère ilay izy e! ny tiako lazaina zany d tokony hanantona dr d manao fibroscopie enao hijerena ny ao anatiny ao ! d avy eo arakarak'izay ny fanafody omena anao !
7. kally
(
09/08/2006 09:59)
Lila> Ny ulcère gastrique dia matetika avy @ otrik'aretina antsoina hoe Helicobacter Pylori, amin'ny maha-bakteria azy dia ny antibiotique no mahafaty azy fa anontanio ny dokoteranao,fa misy antibiotique miara-ampiasaina mandritry ny telo herinandro mahafaty tanteraka an'io.
8. lila
(
09/08/2006 10:01)
misaotra betsaka anareo rehetra
watafon: le tsindrona aloha tsy d fantatro loatra ze asany sy ny momba azy fa manavotra le izy refa krizy e.
ireo traitement hafa: menaboay, rano 2l/jour, ny akondro frais contre indiqué fa ny masaka no tsy fantatro, efa mba nataoko ihany fa to tsy mety am le aretinatiko ko le izy.
ny tena problème ko reto d zao a, efa tena leo fanafody a, karazany maro no efa nohaniko, sotroina, atsindrona, atelina...ny efa nomena teo aloha misolo hatrany, fa sitrana (tony fotsiny zany e) de miverina foana ilay izy avy eo. izao manoratra izao zao de mavesatra b ny vavoniko fa odiko fanina fotsiny.
ilay tmbavy reny ve sao mba misy afaka manoro hevitra?,nisy namako izay mantsy natoron dokotera oe tambavy harahara sy fanazava de tena sitrana tanteraka aloha izy e, fa za tsy sahy am le izy tambavy tsisy dozy, fa ataotao am zao fotsiny. ilay ody fery anaty (ratsimamanga) ihany koa efa be no nilaza oe mahafapo, na izany aza anefa mihevitra ny hanao diagnostic tena lalindalina kokoa ihany a (fibroscopie,Sns).

9. Zina
(
09/08/2006 12:14)
Izaho dia mahafantatra zavatra natoraly telo. za tsy miteny oe ataovy an... fa tena itako aloha fa izay nomeko azy dia nahasitrany ka io arakarakin'ny maha gravy an'ny aretinao.
asa raha efa nampiasainao ireo..
izany iray @ ireo ihany no ampiasaina an...
ny ran'ovy no itako manalefaka ny fery ...
(eran'ny kopy isakin'ny maraina alohan'ny sakafo maraina)
ran'ovy manta -
jus de poireau (masaka) zany oe andrahona zany
jus de choux manta
ny rano ko dia tena tsara
ary maninn raha mifady hanina kely zany misotro rano fotsiny???? indray andro atao de temps en temps
fady hanina dia mahasalama atsika mihitsy. Mamela ny tenatsika mba mi-reposer...
Dia marary soa

10. felampaiso
(
09/08/2006 13:32)
Rehefa leo mitsindrona dia mihinana gélules indray: ohatra hoe OGAST na INEXIUM/INEXIUS fa efficace ihany koa, 1 isaky ny hatory dia....mahazoa fahasalamana é !
11. soanja
(
09/08/2006 13:37)
Ny mahasitrana aretim-bavony fantatro tany Dago dia hoe alaina ny KALALAO dia andrahoana anaty rano mismisy. Dia potsepotsehina dia tatavanina. Dia iny ranony iny no sotroina isamaraina. Fa tena manasitrana hono. Ny sefoko matsy narary be an'izay dia io no nanasitrana azy. Olona be dia be no efa nanao an'io ka asa na misy ifandraisany amin'ny resaka medicine io sa finoana fotsiny?
Somary tapenana ny orona rehefa misotro azy fa mety mampandoa ny fofony.

12. ttittie
(
09/08/2006 14:16)
lila:
misaotra betsaka anareo rehetra
watafon: le tsindrona aloha tsy d fantatro loatra ze asany sy ny momba azy fa manavotra le izy refa krizy e.
ireo traitement hafa: menaboay, rano 2l/jour, ny akondro frais contre indiqué fa ny masaka no tsy fantatro, efa mba nataoko ihany fa to tsy mety am le aretinatiko ko le izy.
ny tena problème ko reto d zao a, efa tena leo fanafody a, karazany maro no efa nohaniko, sotroina, atsindrona, atelina...ny efa nomena teo aloha misolo hatrany, fa sitrana (tony fotsiny zany e) de miverina foana ilay izy avy eo. izao manoratra izao zao de mavesatra b ny vavoniko fa odiko fanina fotsiny.
ilay tmbavy reny ve sao mba misy afaka manoro hevitra?,nisy namako izay mantsy natoron dokotera oe tambavy harahara sy fanazava de tena sitrana tanteraka aloha izy e, fa za tsy sahy am le izy tambavy tsisy dozy, fa ataotao am zao fotsiny. ilay ody fery anaty (ratsimamanga) ihany koa efa be no nilaza oe mahafapo, na izany aza anefa mihevitra ny hanao diagnostic tena lalindalina kokoa ihany a (fibroscopie,Sns).
tsy haiko hoe aiza ianao io fa ao itaosy ao misy olona mahafantatra olona mahay mitsabo gasy homeopathie dia tena mahay tokoa hono
13. watafon
(
09/08/2006 18:03)
raha tambavy alou tsy d mi-conseiller loatra za e! rehefa tena confirmé fa Ulcère ilay izy d misy traitement: TRIPLE zany no fiantso azy fa tena mahasirana tokoa mandritra ny 1 volana farafahakeliny
14. fijo
(
09/08/2006 19:35)
aleo klo mijery izay tena mahazo e,izay vao mitsabo azy.fa raha handrakandrana lava eo,ratsy ny hiafarany
15. lila
(
10/08/2006 09:03)
misaotra bedabe rireto a, zany oe ny symptome rehetra aloha de tena ulcère le izy e, efa nisy traitement 1 mois nataoko (antibiotique+tsy tadidiko loatra)fa tena araka ny lazaiko oe efa tena leo mintsy a am le fanafody be loatra imbedabe fa medecine douce zao angamba hoy aho no mety ho solution (homéo ohatra fa tsy sahy aho ra zavatra tsy scientifique)tena j'ai l'impression d'avoir tout fait. ilay mifady sakafo ko sy ny fitandremana hafa: misotro rano, tsy de manao noana b loatra na voky b loatra de ataoko hatramizao.
ary ilay fibro sy endoscopie mo zany tena assuré fa ahitana ze tena marina sy ze tena tokony hatao o?

16. papounette
(
10/08/2006 10:57)
:)Tsisy fofona ny ranona kadradraka!!!Marina e!zà fa ninana tany ambanivolo tany @ bebeanay fa nanitsaka fantsika de nivonto be sy narary ny tongotro.Fa na zà aza taitra be hoe dry toa tsisy fofona akory ary avy eo le izy ohtran'rano apango zany ny tsirony.:D
17. fijo
(
10/08/2006 15:47)
lila an,tena ahitana ny any io,ny anabaviko efa natao an'io.fa nisy lavaka tokony ho 1€ teo tao anatiny.fa toa le vahona ireny no nataony dia afaka le izy izao.
18. watafon
(
10/08/2006 18:01)
lila: zany tokoa retsy an ! fibroscopie no ahitana ny ao anatin'ny vavoninao ao hoe mbola érosion v le izy sa efa tena misy lavaka mihitsy , ilay complication hémorragique anie no tena hatahorana amin'izy io e! ka tsaratsara njy raha manao an'io aloha mba ahitana azy tsara !
Tsy hoe mampatahotra akory za fa misy aretin'ny Pancréas zay koa anie k mitovitovy @ fisehon'ny aretim-bavony e! k izay no tsara hanaovana fitiliana lalin-dalina kokoa e !

20. lila
(
11/08/2006 04:00)
OK merci
aleo a lo zany hiverina any am le dokotera haka taratasy ahazoana manao an le fibro e.
fa ialy vahona sns, fanafody homéo reny zany ve mety raha hitaizana ilay vavony?