aretimbavony
65. Fiffi
(
21/08/2006 10:07)
fijo , wata: ountsss zah kosa ve ry zareo de handeha hihinana charbon de bois ? :roll:
66. watafon
(
22/08/2006 11:20)
iza akia no mahita kou ! :-D
fa tena misy olona ratsina an'ireny anie ndraindray e !:-D
fa tena misy olona ratsina an'ireny anie ndraindray e !:-D
67. mimich
(
22/08/2006 11:58)
ie tena misy ny oll ratsiana charbon ka
fa marina ve we fanadiovana nify hono ireny ee
any ambanivohitra no ahenoina an'io an!! sa we avy mainty be am charbon le nify de refa voakobana de mba oh we lasa nadio
fa marina ve we fanadiovana nify hono ireny ee
any ambanivohitra no ahenoina an'io an!! sa we avy mainty be am charbon le nify de refa voakobana de mba oh we lasa nadio
68. fijo
(
23/08/2006 21:53)
marina io mimich an,any mahajanga koa misy manao an'io;asiana sira dia mety tsara
69. mimich
(
24/08/2006 05:59)
hummmm,azo andrama zanyyyy??? , mahasolo ny detartrage ve????:-D:-D:-D:-D:-D
71. watafon
(
26/08/2006 11:00)
marina io ry mimich an ! totoina miaraka ny charbon sy sira d hamotsiana nify ! :wink:
77. cathy
(
05/09/2006 21:33)
maka raviamboloboka roa na telo de ampangotrahana atao mangotraka 5 a 7 mn eo
sotroina 1litatra na 1.5litatra isan andro mandrindra ny herin andro izany hoe misotro maraina vao mifoha alohany misakafo na refa mangetaheta alohany
ratsy aloha ny tsirony fa mahasoa
tapitra ny herin andro de mijanona herin andro mahararirary kely eo manao pensement izy zay
afaka herinandro na tsy maharary intsony aza dia misotro indray mandrintrany herinandro
tapitra izay de vita
za zao no nanao io fa efa saika nodidina vavony za zao nefa milaza anareo fa mihinana izay tiko hanina ary lasa matavy2

78. fijo
(
06/09/2006 20:05)
maina ve le ravina sa lena?mety hanova azy mantsy raha lena no ampiasaina nefa maina no ilaina.
valio haingana ,fa maika hisotro dite aho.
valio haingana ,fa maika hisotro dite aho.
79. watafon
(
07/09/2006 07:24)
za kou miandry !
cathy: mbola tsy reko ity ravim-boaloboka ity k mahaliana ahy tokoa !
cathy: mbola tsy reko ity ravim-boaloboka ity k mahaliana ahy tokoa !
80. mimich
(
07/09/2006 14:23)
ny ranon'ovy manta ndray no efa henoko , ilay rapé_na de fihazina ny ranony de sotroana
de ilay fihinanana tantely eran'ny sotrokely isa-maraina
de ilay fihinanana tantely eran'ny sotrokely isa-maraina