aretimbavony
81. fijo
(
07/09/2006 21:37)
mimich le ranon'ovy tsy manasitrana,fa manao pasma fotsiny.fa ity ravim boaloboka ity mitsabo,ka izay no itiavako ahalala azy.
82. mimich
(
08/09/2006 11:24)
zany an !!! ka raha pasma no ataony ry fijo tsy ho sitran ihany ve no ihafarany. ary ilay tantely indray ary ahoana ee
83. fijo
(
08/09/2006 20:55)
iny koa no toa manasitrana.le pasma anie raha vao kotranana dite mahery dia miravana indray e.
84. Fiffi
(
09/09/2006 09:28)
mimich:zany ve ? nefa ny fahafantarako azy aty de hariana foana iny rano iny satria feno amidon be de lasa marihatra be rehefa tafajanona ela kely eo!
ny ranon'ovy manta ndray no efa henoko , ilay rapé_na de fihazina ny ranony de sotroana
85. watafon
(
09/09/2006 14:02)
le tantely sy vahona ry zareo no be mpampiasa zao e! sady tsara ny tsirony an !:miam::miam::miam:
86. mimich
(
11/09/2006 05:48)
wata> ilay homéo sa amboarin'ny tena mihitsy
raha ilay homéo de za efa nisotro fa tsara ka!!. fa raha oh manamboatra de fantatrao ve we oh ahoana ny fatra ilaina
raha ilay homéo de za efa nisotro fa tsara ka!!. fa raha oh manamboatra de fantatrao ve we oh ahoana ny fatra ilaina
89. cathy
(
13/09/2006 00:01)
azafdy fa ela ela za vao namaly mba nikisaka kely mantsy nanararaotra week lava be
ny ravimboaloboka nohaniko dia lena fa tsy maina ka
ny prof aza gaga wa
fa nisy miracle hozy niverina nanao fibro za
ny ravimboaloboka nohaniko dia lena fa tsy maina ka
ny prof aza gaga wa
fa nisy miracle hozy niverina nanao fibro za