aretimbavony

21. mimich ( 11/08/2006 06:59)
hono ho aho ry zareo , oh mamadi-dresaka kely za, ary inn kay no mahatonga ny kibo mamorona rivotra ao anatiny ao ee, mbola resaka vavony ve sa hafa . Dia inn no fanafodiny.
22. fijo ( 11/08/2006 18:45)
ranomafana ny fanafodiny
23. Fiffi ( 12/08/2006 04:56)
mihinana charbon
24. watafon ( 13/08/2006 08:14)
misy marary vavony aloha misy rivotra e! fa mety zavatra mandalo ftsn ihany koa anefa e! d ireo lzain'i fiffi sy fijo reo mety doly !:wink:
25. pissoa ( 13/08/2006 09:10)
Mihinana charbon ve? :roll::-D:-D:-D
26. Fiffi ( 13/08/2006 12:22)
pissoa: iƩ ! hitandry io lazain'i wata io ? zah manko efa narary vavony be de ozy le Dr hoe misy rivotra fotsiny hono de nomeny charbon fa tonga de afaka an! http://www.vidaldelafamille.com/medicament/gp1723-CHARBON-VEGETAL-BOIRON.htm
27. Fiffi ( 13/08/2006 15:09)
28. watafon ( 13/08/2006 19:19)
pissoa: ndry nga mbola tsy nihinana ? mamy b ange e! :-D:-D:-D
29. Fiffi ( 14/08/2006 04:56)
tsy gilasy nge io eh!
30. mimich ( 14/08/2006 06:48)
misaotra ee
voaray
31. watafon ( 14/08/2006 08:31)
hihihi! :-D
32. watafon ( 14/08/2006 08:49)
merci Fiffi :-*
33. Fiffi ( 14/08/2006 09:05)
de rien akia an! :):*

fa jereo koh ange ity an! le rehefa marary vavony iny fa zavatra hafa indray !http://www.naturamedic.com/charbon.html
34. Fiffi ( 14/08/2006 09:06)
http://www.naturamedic.com/charbon.html
35. Fiffi ( 14/08/2006 09:23)
ka marina nge io eh! ny an'i pissoa manko gilasy hiany no tena tiany koh!
36. lila ( 14/08/2006 09:41)
merci am le site miresaka aretimbavony fa tsara le izy:)
37. fijo ( 15/08/2006 19:02)
mihinana glasy dia rarao sarbo e
38. watafon ( 15/08/2006 19:32)
parfum vaovao zany lesy an ! :-D:-D:-D
39. fijo ( 15/08/2006 19:47)
parfum vavaony io ko
40. watafon ( 15/08/2006 19:52)
hihihi! glace au charbon ! ::{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9683