Liste des messages

Liste des messages, inserés par LazaDaddy, par ordre de date
LazaDaddy ( 27/06/2012 23:51)
Fanadinana bakalaorea
Mampalahelo ny manjo ireo zanaka sy zandrintsika ao amin'ny taona famaranana satria dia tsinotsiniavina ny ho aviny amin'ny fanatanterahana ny fanadinana bakalaorea. Raha tsy ireo milaza azy ho tompo... suite
répondu par Hagg le 29/06/2012 06:26
LazaDaddy ( 18/06/2012 05:30)
Lazaiko aminareo marina tokoa:
aleon'ny mpamosavy mifanena amin'ny mpandainga (+mpihatsaravelatsihy), mpanompo sampy (+ody gasy), mpitsiriritra sy mpankahala olona ary tia voninahitra; toy izay mifanena amin'ny Kristianina zanak'An... suite
répondu par majesty le 09/07/2012 06:10
LazaDaddy ( 23/04/2012 05:46)
Fividianana Airbus (4)
[url=http://www.matv.mg/?p=41740]Jereo eto[/url] Le nouvel Airbus A340-300 de la compagnie nationale Air Madagascar est tombé, une nouvelle fois, en panne, à l’aéroport de Roissy Charles de Gaul... suite
répondu par milamm le 29/04/2012 02:22
LazaDaddy ( 23/04/2012 02:44)
fitsiriritana ve no mahatonga ny malagasy sasany "misandoka" fa Jiosy?
Mahavariana loatra izy io satria ny Malay sy Indonezianina (silamo) no mitovy fitenenana sy fombafomba akaiky indrindra amin'ny Malagasy. Ry zareo Malay aza moa tsy manaiky an'i Israely ho firenena, ... suite
répondu par Miharena le 20/05/2012 07:19
LazaDaddy ( 18/04/2012 05:56)
Fividianana Airbus (3)
[size=20]Ivato: L’Airbus d’AirMad tombe en panne avant son décollage[/size] [img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2012/04/66.jpg[/img] Un des réacteurs de l’Airbus « Elatra », à ... suite
répondu par gotti le 23/04/2012 18:34
LazaDaddy ( 13/04/2012 04:52)
Fananana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy
Mana an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy tokoa ve isika ka mankato ny Teniny? Nampiova ny fiainantsika ve ny fandraisana an'i Jesosy sa tsy mbola nandray azy tanteraka isika ka tsy dia misy fiovana hita... suite
répondu par didi10 le 14/04/2012 15:43
LazaDaddy ( 13/04/2012 00:22)
Fividianana Airbus (2)
Fanontaniana manitikitika hafa. Inona no hidiran'i Andry Rajoelina amin'ny fividianana Airbus ho an'ny Air Mad? Efa vitany tsara daholo angaha ny asany amin'ny maha FAT azy? Tsy mbola nahita aho hoe... suite
répondu par andrywui le 16/04/2012 19:01
LazaDaddy ( 11/04/2012 03:46)
http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-...
http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESORY-LE-TV-PLUS.jpg http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESORY-LE-TV-PLUS-300x207.jpg http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2010/10/1-ESO... suite
répondu par mirananirina le 11/04/2012 13:40
LazaDaddy ( 16/03/2012 03:02)
Efa fantatr'i Jesosy ny fisian'i Satana eo amin'ny fiarahamonina
"[i]Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako hianao ka tsy nandà ny finoana Ahy.[/i]" Apokalipsy 2:13a... suite
répondu par Miharena le 20/03/2012 05:23
LazaDaddy ( 16/03/2012 02:54)
Resak'i Jesosy sy i Satana
"[i]Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao mbamin’ ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra i... suite
répondu par Miharena le 21/03/2012 16:41
LazaDaddy ( 24/01/2012 02:10)
Azo ianteherana ve i Omer Beriziky?
Isika no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fiainantsika fa tsy Atoa. Andry Rajoelina, tsy Atoa. Marc Ravalomanana, tsy Atoa. Zafy Albert, tsy Atoa. Ratsiraka Didier Rakotomalala, tsy Atoa. Mailhol,... suite
répondu par AndriambyII le 27/01/2012 10:33
LazaDaddy ( 24/01/2012 02:06)
Iza no afaka manavotra ny vahoaka Malagasy?
Isika no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fiainantsika fa tsy Atoa. Andry Rajoelina, tsy Atoa. Marc Ravalomanana, tsy Atoa. Zafy Albert, tsy Atoa. Ratsiraka Didier Rakotomalala, tsy Atoa. Mailhol,... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 14:59
LazaDaddy ( 18/01/2012 04:47)
Fanjakan'Andriamanitra
1) Ianareo ve mahatsapa fa indraindray "Fanjakan'Andriamanitra" no voalaza ao amin'ny Soratra Masina ary indraindray kosa "Fanjakan'ny lanitra"? 2) Tsy manitikitika ny sainareo ve ny hijery akaiky ny... suite
répondu par bor2lais le 26/01/2012 14:25
LazaDaddy ( 20/12/2011 01:34)
Aza avela hiditra i Satana, saingy raha efa tafiditra izy dia avoahy.
Araka ny Soratra Masina dia fantatra fa tsy mifidy asiana i Satana ary nokendreny hatramin'i Kristy mihitsy aza. Tsy tafiditra anefa izy tamin'izany satria nidian'i Kristy tsara ny varavarana fidirany... suite
répondu par bichette le 27/12/2011 00:16
LazaDaddy ( 06/12/2011 01:02)
Nankaiza ny fiangonan'i Kristy?
Nankaiza ianareo fiangonana no toa anjakan'ny ratsy ny firenena? Mpanolana ankizy, jiolahy mitam-basy, valifaty, vono olona, mosavy, halatra, fifampiantsian’ny mpanao politika, fitiavam-bola sy voni... suite
répondu par rijadolly le 25/12/2011 02:48
LazaDaddy ( 08/11/2011 22:06)
Iza avy ianareo mpino Miharenianina?
Efa fantapantatra daholo ihany ireo mpino Kristianina eto amin'ny sehatry ny serasera, mino ny tenin'i Kristy fa misy ny devoly sy ny helo. Mba iza avy kosa ary ianareo mpino Miharenianina, izay mino... suite
répondu par niryna le 26/11/2011 16:53
LazaDaddy ( 31/10/2011 09:34)
Misy tokoa i Satana sy ny devoly ary ny helo/afobe
Tsy iadian-kevitra izany fa raha misy olona tsy mino sy mitady porofo dia aseho azy tsy ho ela izany farafahatarany afaka 80 taona ... suite
répondu par Miharena le 09/11/2011 09:11
LazaDaddy ( 06/03/2011 10:39)
mbola ho aiza ny lalan-kaleha ry Frantsay isany a?
[url=http://www.france24.com/fr/20110302-france-diplomatie-sondage-francais-voix-role-faiblit-etranger-quai-orsay-revoltes-monde-arabe?no-cache=1]Jereo eto[/url] fa ny adala ihany no misisika hanompo ... suite
répondu par andrywui le 09/03/2011 19:34
LazaDaddy ( 27/10/2010 22:01)
QMM: ampidirana ny politika "cause cotiere" ihany koa
[quote]Enorme problème pour QMM, Cette entreprise de production d'ilménite de Tolagnaro est fermée depuis hier suite au mouvement de revendication de l'association Fagnomba qui a placé des barrage... suite
répondu par LazaDaddy le 01/11/2010 01:47
LazaDaddy ( 26/10/2010 12:53)
China: Million-dollar beds fuel Madagascar timber crisis
Soaring demand in China and political unrest in Madagascar are fuelling illegal logging for hardwoods in the African nation, a report concludes. [url=http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-116... suite
répondu par fijo le 26/10/2010 19:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559