Iza avy ianareo mpino Miharenianina?
1. LazaDaddy
(
08/11/2011 22:06)
Efa fantapantatra daholo ihany ireo mpino Kristianina eto amin'ny sehatry ny serasera, mino ny tenin'i Kristy fa misy ny devoly sy ny helo.
Mba iza avy kosa ary ianareo mpino Miharenianina, izay mino ny teny sy fampianaran'i Miharena fa tsy misy ny devoly sy ny helo?

répondu par niryna le 26/11/2011 16:53
2. Miharena
(
09/11/2011 03:17)
Tsy mamorona finoana fa manaraka ity lojika noresahan'i Krsity tamin'ny andro taty afara ity aho ary manamafy fa marina ny teniNY.
La conversation en arriva au point où l’un de nous
demanda où se trouvait l’enfer et que signifiait le diable.
Jésus réagit rapidement et dit : L’enfer et le diable n’ont pas
de demeure en dehors de la pensée mortelle de l’homme.
Tous deux se trouvent exactement à l’endroit où l’homme les
place. Instruits maintenant comme vous l’étes, pouvez-vous
trouver à l’un ou à l’autre une position géographique en
quelque point de la terre ? Si le ciel est tout et entoure tout,
trouverait-on dans l’éther une place pour l’enfer ou le
diable ? Si Dieu régit tout et est tout, où y a-t-il place pour
l’un d’eux dans le plan parfait de Dieu ?
Koa raha misy afaka manamporofo ny toerana misy ny Devoly sy ny afobe fa tsy ao an-tsai'ny olona ihany izany dia manaiky aho.
Ankoatr'izany, sao dia tsy io Andriamanitra lazain'i Krsity io àry no Andriamanitra ao an-tsain'ny Kristiana mivoy ny fanekena ny fahefan'ny devoly ka miady andro aman-alina amin'ny devoly ivelan'ny tena lazaina fa mamitaka?
Sao dia isika no mamita-tena manao izany ka miampanga zava-tsy misy ivelany satria ny ao anaty ihany no maloto?

3. LazaDaddy
(
09/11/2011 04:02)
Dia isaorana i Miharena aloha izany satria efa fantatra fa mpino Miharenianina izy, manaraka ny fampianaran'i Miharena, izay milaza fa tsy misy ny devoly sy ny helo. Sao dia misy mpino Miharenianina hafa manaraka io fampianarany io?
4. lals
(
09/11/2011 06:49)
Miharena:
Tsy mamorona finoana fa manaraka ity lojika noresahan'i Krsity tamin'ny andro taty afara ity aho ary manamafy fa marina ny teniNY.
La conversation en arriva au point où l’un de nous
demanda où se trouvait l’enfer et que signifiait le diable.
Jésus réagit rapidement et dit : L’enfer et le diable n’ont pas
de demeure en dehors de la pensée mortelle de l’homme.
Tous deux se trouvent exactement à l’endroit où l’homme les
place. Instruits maintenant comme vous l’étes, pouvez-vous
trouver à l’un ou à l’autre une position géographique en
quelque point de la terre ? Si le ciel est tout et entoure tout,
trouverait-on dans l’éther une place pour l’enfer ou le
diable ? Si Dieu régit tout et est tout, où y a-t-il place pour
l’un d’eux dans le plan parfait de Dieu ?
Amiko aloha dia miainga amin'ny Baiboly no fototra ijoroantsika amin'ny maha mpino an'Andriamanitra antsika, tsy tokony hisy boky hafa hanampiana azy na hanalana izany.
Koa raha misy afaka manamporofo ny toerana misy ny Devoly sy ny afobe fa tsy ao an-tsai'ny olona ihany izany dia manaiky aho.
Ankoatr'izany, sao dia tsy io Andriamanitra lazain'i Krsity io àry no Andriamanitra ao an-tsain'ny Kristiana mivoy ny fanekena ny fahefan'ny devoly ka miady andro aman-alina amin'ny devoly ivelan'ny tena lazaina fa mamitaka?
Sao dia isika no mamita-tena manao izany ka miampanga zava-tsy misy ivelany satria ny ao anaty ihany no maloto?
DEVOLY sy ny HELO:
matoa lazain'ny Apokalypsy tsara ary mazava tsara fa hanana anjara toerana any amin'ny farihy afo sy solifara ny devoly, satana, mpamitaka, sns,... dia misy izany ireo. Ary NY DEVOLY DIA TAHAKA NY LIONA MIERONERONA MITADY IZAY HO HARAPANY fa mitandrema hoy ny Soratra Masina.
Efa voalaza ao amin'ny Filazantsara ary hitantsika tsara ny nandroahan'i Kristy ny devoly tao amin'ity lehilahy anankiray ary nalefany tany amin'ny kisoa. Maro karazany izy ary miseho amin'ny endriny samihafa izy izao indrindra amin'izao andro iainantsika ankehitriny izao.
5. didi10
(
09/11/2011 07:32)
La conversation en arriva au point où l’un de nous
demanda où se trouvait l’enfer et que signifiait le diable.
Jésus réagit rapidement et dit : L’enfer et le diable n’ont pas
de demeure en dehors de la pensée mortelle de l’homme.
Tous deux se trouvent exactement à l’endroit où l’homme les
place. Instruits maintenant comme vous l’étes, pouvez-vous
trouver à l’un ou à l’autre une position géographique en
quelque point de la terre ? Si le ciel est tout et entoure tout,
trouverait-on dans l’éther une place pour l’enfer ou le
diable ? Si Dieu régit tout et est tout, où y a-t-il place pour
l’un d’eux dans le plan parfait de Dieu ?
Mba omeo hoe ny toko sy andininy misy io tenin'andriamanitrao io ry Miharena.
Ny Tilikambon'ny fiambenana koa anie manana ny bokiny e
Ny Mormon ko anie manana ny bokiny e
Ny advantsita koa anie manana ny bokin'i Hélène White e!
Koa inona no mahatonga io bokinao io itokianao mihoatra iretsy boky hafa iretsy sy ny Baiboly?

6. Miharena
(
09/11/2011 08:29)
Tsy mitovy ny fanehoan'ny Mormon sy ny Advantista ary ny Tilikambo fiambenana ny heviny momba an'Andriamanitra sy Kristy ny voasoratra ao amin'io boky arosoko io. Toy ny tsy mampitovy izay asa nampanaovina an'i Nenilava ohatra amin'ny fitoriana ataon'ny fiangonana sasany. Ny tiana lazaina dia misy zava-dalina kokoa ny voambaran'ny boky noho ny ambaran'ireo hafa izay mamerinteny sy manao interprétation ny ao anaty Baiboly fotsiny ihany.
Hafa mihitsy ny mpitantara niaina sy nihaona tanteraka tamin'i Kristy sy ny mpitantara mamerin-teny sy manao interprétation ny ao anaty Baiboly.
Matetika manko dia izay mahay mamerin-teny no itokian'ny olona ny filazany fa izay mizara izay azony mivantana toa tonga dia tsipahina avy hatrany. Mampametra-panontaniana hoe nisy inona loatra no borné ilay olombelona milaza fa mifantoka amin'ny Baiboly?

7. rijadolly
(
09/11/2011 10:29)
Hoy i Miharena:
Ny tiana lazaina dia misy zava-dalina kokoa ny voambaran'ny boky noho ny ambaran'ireo hafa izay mamerinteny sy manao interprétation ny ao anaty Baiboly fotsiny ihany.
HS: Io ary ilay izy fa mipoitra. Tsy diso ny teniko fa ny Tenin'Jesoa ao anaty Baiboly dia maivan-danja noho ny ao anaty bokin' ny Mpandalina.
Tsy Mihareniana ilay izy kosa e! Miharena anie nianatra tany amin'iza moa ilay niteny tao anatin'ilay boky? iza moa no niteny an'io tsy misy devoly sy helo ary ny hoe samy ho voavonjy avokoa na dia i losfera satana demony aza Miharena? Tsy Jesoa Kristy aloha o?
8. rijadolly
(
09/11/2011 10:59)
Misionera Baird Spalding ao amin'ny boky "La vie des Maitres" Ilay izy, fa tsy Miharenianina
Tsy tazan'I Miharena intsony ny Tenin'i Jesoa Kristy raha vao nahita an'io teny io izy, ary nanomboka masaka tao aminy ity teny iray ity ary lasa toriany ankehitriny. Ny mampalahelo anefa dia tsy mba manamarina na tohanany ny tenin'i Jesoa Kristy ny fandalinany, indrindra indrindra rehefa miteny ny helo sy ny devoly i Jesoa Kristy.

9. Miharena
(
09/11/2011 12:12)
Mampahatsiahy ny fifamaliana nifandrimbonan'ny olona tamin'i Joba aho ry zareo amin'ity adihevitra ataontsika ity. I Joba mahalala lalina an'Andriamanitra ary ireo namany nahita azy nijaly nanao hoe mialà ianao amin'Andriamanitra fa izao no manjo anao.
Io resaka ataon'i RIjadolly momba ny hoe ariako daholo ny Tenin'i Jsoa Krsity ohatra dia diso fandray ary hitako izy no tsy mahazo izay lazaina mihitsy momba ny fijerena anaty.
Matoa miseho ny teny voalaza eo ambony voasoratr'i Spalding dia tsy i Spalding no niteny azy fa i Jesosy (voasoratra tsara angamba izy eo amin'ny texte ary tamin'n ytaona 1800 no nahazoany io teny io. Tsy tenin'ny mpandalina izany izy io araka ny filazan'i RIjadolly.
Raha tonga eo aminao tokoa moa izao izany i Kristy ka milaza aminao fa tsy misy ny helo fa ao an-tsain'ny olombelona ihany, dia tsy hino Azy ve ianao? Mpampita fotsiny ny mpanoratra, toy ny fampitan'ny olona nanehoana ny helo taty aoriana (ohatra hoe Angelica nampahitana ilay ankizy mpijery fahita lavitra lasa any amin'ny helo sy Mickael Jackson sy ny Papa Joany Paoly II).
Dia rehefa mandinika tsara ianao, iza amin'ireo no mifanaraka tsara ny Baiboly? Ilay henon'i Spalding sa ilay henon'i Angelica? sa voaravina amin'ny teny nolazaina tamin'i Spalding ireo?

10. RBNIR
(
09/11/2011 12:44)
Faly miarahaba namana isany,
Mampalahelo ihany isika malagasy ireto, rehefa vazaha no milaza fa isehoan'i Jesosy Tompo dia tonga dia mino ary tsy manadihady lalina, fa raha vao malagasy kely no mba milaza hoe nisehoany dia velona ny adihevitra atsy sy eroa, adino hatramin'ilay fahamarinana torian'ilay olona fa ny tsikera no be dia be.
Izaho aloha dia tena malahelo an'i Miharena satria dia tena marina ny filazan'i Rijadolly e! takon'ilay teny voarainy iry daholo ny fahamarinana rehetra torian'ny Baiboly, Io teny io indray no iorenan'ny finoan'i Miharena rehetra fa tsy "Teny" nampianarin'ny Tompo.
Samy ho tahin'ny Tompo namana,

11. Miharena
(
09/11/2011 13:02)
Lals:
DEVOLY sy ny HELO:
matoa lazain'ny Apokalypsy tsara ary mazava tsara fa hanana anjara toerana any amin'ny farihy afo sy solifara ny devoly, satana, mpamitaka, sns,... dia misy izany ireo. Ary NY DEVOLY DIA TAHAKA NY LIONA MIERONERONA MITADY IZAY HO HARAPANY fa mitandrema hoy ny Soratra Masina.
Efa voalaza ao amin'ny Filazantsara ary hitantsika tsara ny nandroahan'i Kristy ny devoly tao amin'ity lehilahy anankiray ary nalefany tany amin'ny kisoa. Maro karazany izy ary miseho amin'ny endriny samihafa izy izao indrindra amin'izao andro iainantsika ankehitriny izao.
Io fanambaranao io ve mitsipaka ity fanambarana ataon'i Kristy ity hoe : L’enfer et le diable n’ont pas de demeure en dehors de la pensée mortelle de l’homme. Tous deux se trouvent exactement à l’endroit où l’homme les place.
Fantatra tsara fa ao anatin'ny olombelona ny devoly sy ny afobe arak'io filazana io ary tsy misy toerana hafa ankoatr'izay ary hamafisin"ny resaka ataonao momba ny olona nalana devoly ka nalefa tany amin'ny kisoa aza izany. Midika fa tsy manana fitoerany ny devoly afa-tsy ao anatin'ny sain'ny olona. I Kristy no milaza ny teny ka tsy hisy tsy hifanaraka izay voalazan'ny Baiboly ilay izy na dia kely aza.
Manazava izay voalaza aza ireo teniNY voasoratr'i Spalding ireo ary manampy be dia be ny mpino.
Dia mandini-tena isika eo anoloan'izany sao dia lasa ilay miampanga zavatra ivelany fotsiny ihany nefa tsy misy fa ao anatin'ny saina ihany ka miroaroa tsy mahatàna ny mazava zarain'i Kristy ary mahay mampita koa ny vaovao any amin'ny namana rehetra mba tsy hisy intsony izay ampijalian'ny feon'ny fieritreretany (mihetsika devoly no fitsara azy).
12. rijadolly
(
09/11/2011 16:51)
Hoy Miharena:
Raha tonga eo aminao tokoa moa izao izany i Kristy ka milaza aminao fa tsy misy ny helo fa ao an-tsain'ny olombelona ihany, dia tsy hino Azy ve ianao?
Dia hoy aho amin'io jesoa io hoe maninona isika no mifamitaka hatrizay ela be izay, raha efa niteny an'izany ianao izay ela izay dia efa namono tena aho fa tsy te-hijaly ohatr'izao.
iza avy no miray hevitra amiko amin'izay? atsangano fotsiny ny tanana fa isaiko aty (99%). Koa samy ho voavonjy ihany tsinona ko, izay ny lalana aingana ahatongavana any.
Miharena:
dia tsy hino Azy ve ianao?
hihihih! Mampalahelo ahy se Miharena, marina e! na aton'se majuscule "A" aza ilay "azy" dia tsoriko an'se fa voaroaka tsy misy atak'andro izany fanahy ratsy mpamitaka izany. Tena marina ry se ny filazaNY hoe : MARKA 13 :6; MATIO 24: 5 Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany. LIOKA 21: 8 Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka hianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.
13. Miharena
(
09/11/2011 18:32)
Rijadolly:
Dia hoy aho amin'io jesoa io hoe maninona isika no mifamitaka hatrizay ela be izay, raha efa niteny an'izany ianao izay ela izay dia efa namono tena aho fa tsy te-hijaly ohatr'izao.
Asa aloha na raisinao ho sérieux izay miteny aminao fa raha io valinteny io dia tsy misy lalany mihitsy hoe mankaiza marina.
Ary amin'ny teny ao amin'ny Marka sy Lioka, marina dia marina tokoa ny fanambarana fa ny fahaiza-manavaka izay diso ve tena fantatrao marina? Mba atoroy tsara fa izaho tsy mandà mihitsy izay azo antoka voatananao momba an'i Kristy.
Ary raha misy milaza sy manambara izay voalazan'i Krsity taminy ve dia atao hoe ratsy fanahy izy ary ho very any amin'ny helo satria ianao mihevitra fa tsy mifanaraka amin'ny zavatra hitanao tao anaty Baiboly izay voalaza?
14. rijadolly
(
11/11/2011 11:01)
Hoy i Miharena:
Ary raha misy milaza sy manambara izay voalazan'i Krsity taminy ve dia atao hoe ratsy fanahy izy ary ho very any amin'ny helo satria ianao mihevitra fa tsy mifanaraka amin'ny zavatra hitanao tao anaty Baiboly izay voalaza?
Dia test-ko tsara aloha, araka an'Andriamanitra sy izay mifanaraka izay lazain'Kristy ve izany.
Mampandroso ny fanjakan'iza? mitondra ahy makaiza?
Raha ireo no anisany ahafantarako ny fanahy maneho ahy, dia anaiky ve ahy hanaraka ny zavatra torian'se hoe samy ho voavonjy avokoa ny olon-drehetra, eny fa na dia ny satana losfera, devoly aza?
15. Miharena
(
14/11/2011 15:21)
Rijadolly:
Raha ireo no anisany ahafantarako ny fanahy maneho ahy, dia anaiky ve ahy hanaraka ny zavatra torian'se hoe samy ho voavonjy avokoa ny olon-drehetra, eny fa na dia ny satana losfera, devoly aza?
Araka ny fandalinana sy ny sehatra efa ahatongavan'ny fahalalàna an'Andriamanitra sy Krsity no ahatongavana amin'io sehatra io Rijadolly. Rehefa tsy misy asany intsony ny maizina sy ny falsification ary tsy handaitra amin'ny olona mifoha intsony dia tanteraka ireo satria ny vesatry ny fahadisoana ho foana tanteraka. Misy tsipalotra voalaza ao amin'ny Tenin'i Krsity ao anaty baiboly momba ny famonjena. Toy ny hoe ny voalohany no ho farany ary ny farany no ho voalohany. Ao amin'i Isaia moa Jehovah dia nilaza hoe na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ataoKO fotsy mangatsakatsaka toy ny oram-panala.
Tsy haiko aloha ny an'ny hafa fa ireny fampanantenana ireny no azoko avy AMINY dia raisiko am-po tsara ka na ny asan'ny maizina aza tsy mahakasika ny fanahiko amin'izay fotoana anekeko izay filazana izay. Ary mahazo valiny be dia be avy AMINY aho satria mitombo ao AMINY ka omeNY eo anoloako avokoa ny fahadisoan-kevitra izay tokony hilaozana tanteraka.
Amboariko tsara ny tranoko amin'izay dia miaraka IZAHAY mizara ny Fanantenana sy ny mazava rehetra ao AMINAY.
Ny hany mba tsy azoko loatra rehefa mamaky Baiboly ny olona dia tsy hainy angamba ny mampihatra ny lesona azony. Ohatra, ny fanoharana momba ny ny mpiasa tamin'ny ora isan-karazany ka nahazo valin-kasasarana mitovy. Mazava Andriamanitra manome fa ny fon'ny olona no ratsy. Dia alefa any amin'i Satana daholo ny tsiny avy eo nefa isika no manaraka izay fahadisoam-piheverana nangonina tamin'ny lovan-tsofina maro nifandimby nahazoana toetra ratsy sy manilaka ary miampanga.
Rehefa fantatra fa efa narodana ny asan'ny mpiampanga dia tsy manana asa hatao intsony izy fa tsy maintsy hanaraka ny mazava.
16. rijadolly
(
14/11/2011 20:50)
Ny tanjona Miharena dia ny ety an-tany tahaka ny any an-Danitra. Tsy misy manda an'izay aloha. Fa maninona ary anefa isika no tsy no sarahana tamin'izao tontolo izao? Eo ilay teneniko foana hoe tsy maintsy mandalo sendra(test) na iza na iza maha sahy milaza fa efa tanteraka izy. Ny zavatra tsapako amin'ny maha mitafy nofo ahy Miharena dia fantatro fa tsy maintsy miady aho? tsy miady amina-totohondry sy sandry akory a! Tsoriko an'i Miharena fa misy fotoana maha solafaka ny tena indraindray izay tena andro ririnina amiko. Eo amin'io fotoana andro ririninako io indrinda no ilazako fa mbola ety an-tany aho. Nefa rehefa miaina sy feno ny Fanahy Masina aho dia tsoriko an' Miharena fa efa miaina sahady ny any an-Danitra aho. Ny tiako lazaina izany dia hoe raha tsy efa miaina sy mandeha araka ny FANAHY isika dia tsy afaka miana tahaka ny any an-Danitra. Dia mety hilaza i se hoe ka izay anie ilay izy ry Dolly e! Manaiky aho, fa tsarovy fa mila hery ivelany noho ny herin'tenatsika isika izay vao hotanteraka, tsy inona io Hery Io fa ny Herin'ny Fanahy Masina. Izany hoe tsy afaka miteny mihitsy izany isika hoe ny Herin'ny Fanahy Masina tato amiko no nahatonga ahy ho solafaka. Fa kosa afaka milaza isika fa mahery ny Fanahy Masina rehefa feno Azy isika.Ny hoe ny voalohany no ho farany ary ny farany no ho voalohany izany dia ny fiovaovan'ny zanak'olombelona raha mbola eto an-tany izy.
17. Miharena
(
15/11/2011 10:09)
Mifampitohy tsara ny resatsika eto Rijadolly fa ny anao ny famaranana azy no asianao sira kely hatrany.
Ny hery ivelany lazainao ohatra dia mety mampisalasala ihany satria tsy hery mitoetra izany fa ivelany. Ny tsy fahatomombanan'ny olombelona hatrany moa no mahatonga ny fitadiavana hery ivelany ary isan'ny fahadisoan-kevitra ihany amiko ilay izy satria zary lasa tsy fandinihan-tena fa fitadiavana fahagagàna.
Raha mbola eo amin'ny sehatra fitadiavana sy fangatahana izay hatrany no misy ny olombelona dia tsy hitombo mihitsy izy ary tsy hahatratra ny maha-mponin'ny lanitra azy velively satria heveriny hatrany fa tsy azy ilay hery fa ivelany.
Dia mandroso mihemotra eo foana izy na koa hoe misokatra sy mikombona eo ka tsy misy lala-mahitsy arahiny mihitsy amin'izay.

18. rijadolly
(
16/11/2011 17:23)
Hoy i Miharena:
Mifampitohy tsara ny resatsika eto Rijadolly fa ny anao ny famaranana azy no asianao sira kely hatrany.
inona indray izany sira kely tsy zakan'se izany ao e?
19. Miharena
(
19/11/2011 07:55)
Ilay sira kely anie dia ilay hery ivelany tadiavina Rijadolly e! Ny ao anatinao no tsy metimety dia ahoana no anafahanao azy afa-tsy ny fandinihan-tena? ka hery avy aiza indray àry no tadiavina?
20. rijadolly
(
19/11/2011 17:48)
Hoy i Miharena:
Ilay sira kely anie dia ilay hery ivelany tadiavina Rijadolly e! Ny ao anatinao no tsy metimety dia ahoana no anafahanao azy afa-tsy ny fandinihan-tena? ka hery avy aiza indray àry no tadiavina?
Fa mihevitra ny tenan'se ho iza i se no tsy mila hery avy any amin'Andriamanitra, mihevitena ho Andrimanitra?