Efa fantatr'i Jesosy ny fisian'i Satana eo amin'ny fiarahamonina

1. LazaDaddy ( 16/03/2012 03:02)
"Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako hianao ka tsy nandà ny finoana Ahy." Apokalipsy 2:13a
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:23
2. didi10 ( 16/03/2012 07:03)
et alors?
3. pomderenette ( 16/03/2012 15:42)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94

Ry zanako Malalako,

Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !
4. niryna ( 19/03/2012 16:00)

Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
ny saina no mitondra an'io toy ny olona rehetra omena fanafody ihany io ka rehefa mihinana azy ilay olona dia sitrana sahady na dia mbola tsy tonga any amin'ny vatana aza ny heriny .
maninona no tsy maintsy nadika in 21 ,izany ve tsy midika ny hoe tsy maintsy manao akanjo mena na aza manao akanjo mena sy mainty fa an'i satana ireny ? ilay fombafomba e,ooops
Mila mitandrina fa ny Catolique Charismatique dia tsy mivavaka amin'ny Maria izany intsony ,na mampiasa samplet na mandoro zava-manitra fa tonga dia miantso ny anaran'ny Tompo izy ireo dia Jesosy kristy izany izay Andriamantra velona .Tsy afaka ny hanompo roa isika hoy ny Tompo kristy ka tsy afaka hiantso an'i Maria sy Andriamanitra isika na hoe renin'i kristy aza izy .Raha izany no nitranga dia hoy kristy hoe tsy misy mankany amin'ny Raiko raha tsy mandalo amin'i mamako dia avy eo aty amiko oooopss

Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
tsy misy mahalala izay avoakan'ny ampitso isika tompoko ka aza mitompo teny fatratra amin'ny fitahian'ny hafa fa manjary maka toerana ny devoly. TANO MAFY NY FINOANAO MBA TSY HISY HAKA NY SATROBONINAHITRAO AMENA! [QUOTE]
VAVAKA
[COLOR=BLUE] Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra[/COLOR]. [B] Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy[/B]. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen ![/QUOTE] ALELOIA ! Raha izay dia mba misy azo raisiny satria mampahafantatra ny fisian'Atra sy ny asa mahagaga ataony amintsika isan'andro hianao,mampahatsiahy antsika ny fitiavan'ilay Atra sy ilay kristy Mpamonjy .
Izay ahay no tokony ataonao fa tsy ny mitarika ny olona hivavaka ny olona naharin'Atra ok !
Hoy ny Tompo Mpamonjy hoe: IZAHO SY NY RAY DIA IRAY IHANY .Tsy misy afaka mankany amin'ny raiko raha tsy avy amin'ny anarako. Noho izany IZY IRERY IHANY tompoko no MPANELANELANA ANTSIKA AMIN'NY RAINY ok
5. Miharena ( 20/03/2012 05:23)
Tsara famaranana ihany ilay hafatra raha izany anie e!

Fa ity misy fanamarihana kely : Ilay hoe '"raha tsy avy amin'ny anaraKO"

hazavao tsara fa tsy azonay mihitsy ilay izy. Ny Anaran'i Jesosy ve mahavonjy? sa ny fahafantarana mahita tava ny Ray raha mijery AZY na mahalala AZY?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045