Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Miharena, milahatra araka ny daty
Miharena ( 10/09/2013 15:48)
Rahoviana vao hiova ny fomba fiteny ka tsy ireto intsony no ampiasaina?
Mpanota ny olombelona vs manana otri-pahatanterahana ny olombelona Mbola ho avy i Jesoa vs efa ao anaty Jesoa Lavitra ny Ray isika vs miaina ao amin'ny Ray isika Mety misy betsaka azonareo tsikafonin... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/09/2013 16:14
Miharena ( 20/08/2013 07:35)
Raha tonga ny irak'Andriamanitra sy ny Anjely_mbola hino ve ny olona?
Ity lohahevitra ity dia sokafana satria misy ireo zava-miseho samihafa isaky ny fiangonana ary ao ireo tantara izay tokony harahana tsara momba ny firoboroboan'ny finoana sy ny fihemorany arakaraka ny... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2013 10:25
Miharena ( 23/04/2013 14:54)
Ahoana hoy ny mpamaky ny serasera fivavahana finoana?
Mba te-hampandray anjara ireo izay mpamaky fa tsy mandray anjara amin'ny adihevitra momba ny fivavahana sy finoana aho. Inona no mety hitan'izy ireo fa mandringa, inona no mampahery ary inona no tena... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/04/2013 14:59
Miharena ( 23/03/2013 15:52)
Krsitianina mitozo amin'ny fahamarinana tsy misy fetra
Mba tiana sokafana ity lohahevitra ity hitadiavantsika hoe inona avy no maha-tsy misy fetra ny finoana Kristianina. Ny fanaporofoana fa mahafoaka ny fitaizam-panahy no tiana lazaina, ary tsy misy fam... tohiny
novalian'i Miharena ny 05/04/2013 12:18
Miharena ( 23/02/2013 16:38)
Fananana fanahy mazava mahay manavaka ny fahadisoam-piheverana
Miarahaba ny rehetra indray, Izao indray vao manokratra lohahevitra satria namaky ny hevitry ny rehetra sy nametraka izay kely fantatra tao amin'ireo karazana adihevitra mafanafana amin'izao fotoana ... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 11:08
Miharena ( 14/12/2012 16:42)
Tsy misy intsony na ......
Mandeha hatrany moa ny adihevitra momba ny fivavahana syfinoana eto. Inona no fandraisantsika ny hoe tsy misy intsony Jiosy na Grika ... fa iray ihany ao amin'i Krsity? Tokony hiady hevitra finoana t... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 04:37
Miharena ( 11/12/2012 12:30)
Aiza ho aiza isika eo anatrehan'ny fahalalàna an'Andriamanitra?
Nosokafana ity lohahevitra ity hahafahana manao bilan ny fahalalàna tsapantsika momba ny Mpahary. Ny olana manko rehefa tena mandinika isika dia misy ireo hevitra izay mandeha dia tsy hahitana mangi... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/12/2012 06:18
Miharena ( 11/12/2012 12:29)
Aiza ho aiza isika eo anatrehan'ny fahalalàna an'Andriamanitra?
Nosokafana ity lohahevitra ity hahafahana manao bilan ny fahalalàna tsapantsika momba ny Mpahary. Ny olana manko rehefa tena mandinika isika dia misy ireo hevitra izay mandeha dia tsy hahitana mangi... tohiny
Miharena ( 14/10/2012 10:09)
Andriamanitra ao anaty sa ivelany?
Ny olombelona mivavaka am-piangonana dia miantso an'Andriamanitra mpamorona izao rehetra izao avokoa. Ny vavaka iray ohatra dia milaza hoe Rainay izay any an-danitra..., rehefa adika teny frantsay i... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/11/2012 11:55
Miharena ( 24/09/2012 05:29)
ny ifangonana ve fanompoana sa fampianarana ny momba an'Andriamanitra sy ny zavaboary?
Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity lohahevitra ity. Fanontaniana tsy voavaly tamin'ny lohahevitra iray izy ity nefa raha tena dinihina dia lohahevitra vaovao mihitsy. Nosokafana ilay izy mba h... tohiny
novalian'i arist ny 28/09/2012 06:38
Miharena ( 21/07/2012 08:04)
Hevitra sy fahamarinana_Hay ve ny manavaka azy?
Anisan'ny mampisavorovoro ny fandaharan-teny eto ny tsy fahaizana manavaka hoe izao no zava-misy sy ny hoe izao no tantara, ary koa ny hoe izao no zava-misy mifandraika amin'ilay tantara rehefa manao ... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/07/2012 17:34
Miharena ( 12/07/2012 15:27)
Nofo ve mira fanahy?
[quote] Olona nofo no lazain'ny baiboly fa handova ny tany, hono oà Miharena, ireo lazain'ny baiboly fa ho tafita velona, zai tsy ho faty aorian'ny Ara-magedona, ahoana ireo ? Vatana nofo sy ra no ho... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:36
Miharena ( 02/07/2012 13:01)
Ireo extra-terrestre, azo jerena ara-Baiboly ve?
IAo anaty Baiboly dia misy ireo resaka momba ny anjely sy ny toerana misy an'Andriamanitra. Nefa ny mahagaga dia maro ireo fampianarana no milaza fa tsy misy olombelona ankoatry ny tany fonenantsika i... tohiny
novalian'i Miharena ny 10/07/2012 09:08
Miharena ( 28/05/2012 05:18)
Ny fivavahana (Religion) no fototry ny olana eto an-tany_AHoana marina?
Mba hanetsiketsehina indray ity forum ity araka ny tenin'i Didi10 dia aleo hiainga kely amin'ity resaka ity izay navoitran'ilay olona avy any Etazonia nilaza fa vavolombelona iray hitory ny fahamarina... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2012 12:31
Miharena ( 20/05/2012 07:56)
Paradisa _ ahoana no fahazoantsika azy?
Raha amin'ny fahazoana azy ara-Baiboly dia inona no mety azo hamaritana ny paradisa ? Toerana ve izy io sa fiainana? Raha nandre toriteny iray izay aho dia nilaza ilay mpitandrina fa "personne" na "... tohiny
novalian'i majesty ny 10/07/2012 04:54
Miharena ( 10/04/2012 12:58)
Fariseo sy ny Kristianina - aiza ho aiza isika?
Sokafana indray aloha ity loha-hevitra ity mba ahafahana mahatsiaro tena na tena kristianina marina na mbola mpandova ny Fariseo isika ankehitriny. Asa na mba mahatsapa tsara ny toetran'ny Fariseo is... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/04/2012 15:55
Miharena ( 10/04/2012 12:57)
Fariseo sy ny Kristianina - aiza ho aiza isika?
Sokafana indray aloha ity loha-hevitra ity mba ahafahana mahatsiaro tena na tena kristianina marina na mbola mpandova ny Fariseo isika ankehitriny. Asa na mba mahatsapa tsara ny toetran'ny Fariseo is... tohiny
Miharena ( 03/04/2012 15:19)
Paska, inona no fonosiny?
Mety mitovy amin'ny lohahevitra nosokafan'i Jajajaly izy ity nefa tsy ny resaka Mpisorona sy Mpaminany no tokony hametrahana azy fa ho an'ny tsirairay mihitsy. Dia misokatra ho an'ny rehetra ny lohah... tohiny
novalian'i Miharena ny 10/04/2012 12:45
Miharena ( 26/03/2012 14:50)
Ho hita maso ve fiverenan'i kristy?
Hita tatsy ambadika dia mba noheverin'ny namana Didi10 sokafana eto. Hp hita maso tokoa ve ny fiverenan'i Kristy? Ambarao àry.... tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2012 15:33
Miharena ( 24/03/2012 05:18)
La Religion est l'opium du peuple
Aleo indray aloha isika mba handinika ara-pilozofiika kely. I Karl Marx no niteny io teny io hoe zavamahadomelin'ny olombelona ny finoana. Mety azontsika an-tsaina ve ny dikan'izany fahatsapan'io mp... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/03/2012 07:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516