Fanjakan'Andriamanitra
1. LazaDaddy
(
18/01/2012 04:47)
1) Ianareo ve mahatsapa fa indraindray "Fanjakan'Andriamanitra" no voalaza ao amin'ny Soratra Masina ary indraindray kosa "Fanjakan'ny lanitra"?
2) Tsy manitikitika ny sainareo ve ny hijery akaiky ny mety mahasamihafa ireo sa mitovy ireo aminareo?
3) Hainareo ve ilay teny Grika nadika hoe "Fanjakan'ny lanitra"? Toa "Fanjakana avy any an-danitra" no mahalaza azy kokoa sa tsy izay?

novalian'i bor2lais ny 26/01/2012 14:25
2. Tefigasy
(
18/01/2012 05:57)
LazaDaddy:
1) Ianareo ve mahatsapa fa indraindray "Fanjakan'Andriamanitra" no voalaza ao amin'ny Soratra Masina ary indraindray kosa "Fanjakan'ny lanitra"?
Marina izany, tsara ilay fanamarihana
LazaDaddy:
2) Tsy manitikitika ny sainareo ve ny hijery akaiky ny mety mahasamihafa ireo sa mitovy ireo aminareo?
samy hafa tokoa ny hoe lanitra sy ny hoe Andriamanitra. Ny lanitra raha ny tena marina dia manambara toerana. Ohatra hoe any an-danitra, toerana iray izany.
ny fanjakan'andriamanitra kosa:
Lio 17:21 "ary ny olona tsy hanao hoe : Indro, eto! Na ery! Fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo ."
Mar 12:34 "ary raha hitan'i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy : Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra ianao . ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony ."
==> Efa ao anatin’ny olona ny fanjak’Andriamanitra. Saingy tsy ny olona rehetra no manana izany
Ho an'iza ny fanjakan'Andriamanitra ?
Lio 18:16 "Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe : Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra ."
Jao3:3 "Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : Lazaiko aminao marina dia marina tokoa : Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra ."
==> Ho an’ny olona rehetra manana toetra tahaka ny zaza, olona marina, olona efa nateraka indray ao amin’I Kristy
3. jajajaly
(
18/01/2012 14:00)
Tefigasy
samy hafa tokoa ny hoe lanitra sy ny hoe Andriamanitra. Ny lanitra raha ny tena marina dia manambara toerana. Ohatra hoe any an-danitra, toerana iray izany.
ny fanjakan'andriamanitra kosa:
Lio 17:21 "ary ny olona tsy hanao hoe : Indro, eto! Na ery! Fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo ."
Lioka 17:21, Prot.: «Ny olona tsy hanao hoe: Indro, etỳ! na erỳ! fa, indro ny fanjakan’Andriamanitra dia ao anatinareo [Kat., JM; «eo afovoanareo», TV ].» (Asehon’ny andininy faha-20 fa niresaka tamin’ny Fariseo i Jesosy. Nolazainy hoe mpihatsaravelatsihy anefa izy ireo. Azon'i Tefigasy antoka ve fa tao am-pon’ireo fariseo izay mpiatsaravelatsihy ilay fanjakana?
Sao dia mba izao no tena marina izay tsy hianarana Theologie any @...
Teo afovoan’izy ireo kosa izy io satria teo i Kristy, ilay solontenan’izy io. Hoy àry ny DIEM: «Indro efa eo afovoanareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.»)
4. Tefigasy
(
19/01/2012 04:39)
jajajaly:
Azon'i Tefigasy antoka ve fa tao am-pon’ireo fariseo izay mpiatsaravelatsihy ilay fanjakana?
Tsy i Tefigasy aloha no niresaka tamin'ny fariseo fa i Jesoa ary teny nolazain'i Jesoa io eo amin'ny Lio 17:21 io. Raha tsy azonao antoka ny teny rehetra ambaran'i Jesoa dia mbola tsy misy finoana azy ianao izany, mbola tsy mahafantatra azy ianao izany, ny teniny ary moa tsy atokisanao rahateo.
jajajaly:
Sao dia mba izao no tena marina izay tsy hianarana Theologie any @...
Mbola tena mianatra any amin'ny fac ny tenako ankehitriny, mbola tsy mihambo ho mahay teolojia tampitrohatra ary noho ny fisian'ny olona tsy mahatoky ny tenin'andriamanitra, tahaka io lazain'i Jeso io nefa tsy atokisanao ny fahamarinany no antony hanaovako izany.
5. bichette
(
19/01/2012 15:51)
LazaDaddy:
1) Ianareo ve mahatsapa fa indraindray "Fanjakan'Andriamanitra" no voalaza ao amin'ny Soratra Masina ary indraindray kosa "Fanjakan'ny lanitra"?
2) Tsy manitikitika ny sainareo ve ny hijery akaiky ny mety mahasamihafa ireo sa mitovy ireo aminareo?
3) Hainareo ve ilay teny Grika nadika hoe "Fanjakan'ny lanitra"? Toa "Fanjakana avy any an-danitra" no mahalaza azy kokoa sa tsy izay?
samihafa tokoa ny fanjakan'Andriamanitra (royaume de Dieu) sy ny fanjakan'ny lanitra (royaume des cieux)
Ny fanjakan'Andriamanitra dia ito ny definition izay ao amin'ny baiboly ihany ny valiny :
Rom 14 :7 « car le Royaume de Dieu, ce n’est pas le manger et le boire, mais la justice, la paix et la joie, par le Saint-Esprit »
1 Cor 4 :20 « car le Royaume de Dieu ne consistes pas en paroles, mais en puissance
ny fanjakan'ny lanitra dia ao anaty baiboly ihany koa :
Paraboles : mat 13 :24-51 :
- V 24-30 : L’ivraie et le bon grain (grain semé par un homme dans un champ, et pendant la nuit son ennemi y sema de l’ivraie) ; explications : v 36-43
- V 31-32 : Le grain de sénevé (un grain de sénevé planté dans un champ, qui a poussé et les oiseaux du ciel y habitent)
- V 33-35 : Le levain (femme qui a mis le levain dans la farine pour lever la pâte)
- V 44-45 : le trésor caché (un homme qui a trouvé la cache)
- V 47-51 : le filet (un filet jeté à la mer ramassant toutes espèces de poissons)
Ny fanjakan'Andriamanitra dia sphère izay hanjakan'Andriamanitra, izay hananany pleine autorité, izay tena hitoerany tanteraka, izay hanjakany tanteraka mihitsy.
ny fanjakan'ny lanitra indray dia izay rehetra mi se proclamer fa manaraka ny tenin'Atra, eny fa na dia sarintsariny fotsiny aza. Jereo ny andinin'ny soratra masina. n'aiza n'aiza voatory ny soratra masina dia izay ny fanjakan'ny lanitra.
6. bichette
(
19/01/2012 15:54)
Ny ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra dia ny olona tena mandray ny tenin'Atra, manaiky azy, nateraka indray.
hoy Jesosy hoe "katsaho aloha ny fanjakana sy ny fahamarinana ..." ==> « cherchez premièrement le Royaume et la justice de Dieu ; et toutes ces choses vous seront données par-dessus » Mat 6 :33
isika koa mivavaka hoe "ho tonga anie ny fanjakanao" ==> "que ton regne vienne" , io fanjakan'Andriamanitra io no resahina.

7. bor2lais
(
19/01/2012 17:30)
Raha azoko tsara ny fanazavan'i bichette dia : ny olona ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra izany dia ôtômatika ao amin'ny fanjakan'ny lanitra fa ny ao amin'ny fanjakan'ny lanitra kosa tsy voatery ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra e ! :-)
Misy ifandraisany anefa ve izy ireo ?
Izany hoe : tsy maintsy mandalo ao amin'ny fanjakan'ny lanitra ve vao tonga any amin'ny fanjakan'Andriamanitra ohatra ? :-)
Tsoakevitra azoko sintonina :
Ny olona araka an'Andriamanitra izany dia ireo izay ao amin'ny fanjakaNY !
Tsindriko tsara ilay sehatra 3 voalaza ao Rom 14.7 etsy ambony : "justice, paix, joie par le Saint-Esprit".
Raha voataiza(n'ny Fiangonana) ho amin'izany daholo ny vahoakan'Andriamanitra ... dia angamba mety ho lasa olom-pirenena vanona tokoa e ka tanteraka ilay vavaka "ho tonga anie ny fanjakaNAO" !
:-)

8. jajajaly
(
20/01/2012 13:51)
azo antoka aloha fa tsy ao ampon'ny olona Fotsiny ny Fanjakan'Andriamanitra. Naniraka antsika hivavaka momba azy io i Jesosy Matio 6:10
Anisan'ny zavatra andrasana ataon'io Fanjakana io izao raha vao tonga dia :"(Daniela 2:44) «Amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, dia hanorina fanjakana tsy ho rava mandrakizay ilay Andriamanitry ny lanitra, ary tsy ho lasan’olon-kafa izany fanjakana izany. Hotorotoroin’izy io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo, fa izy kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra."
Esoriny ireo satria efa natao daholo na fitondrana tsy refesi-mandidy, na socialista, na Repoblikana, na ny enti_bahoaka amin'izao fa tsy mahavaha olana. Tena mila ny Fanjak'Andriamanitra ny olona eto an-Tany.

9. bichette
(
25/01/2012 08:26)
bor2lais:
Raha azoko tsara ny fanazavan'i bichette dia : ny olona ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra izany dia ôtômatika ao amin'ny fanjakan'ny lanitra fa ny ao amin'ny fanjakan'ny lanitra kosa tsy voatery ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra e ! :-)
Misy ifandraisany anefa ve izy ireo ?
Izany hoe : tsy maintsy mandalo ao amin'ny fanjakan'ny lanitra ve vao tonga any amin'ny fanjakan'Andriamanitra ohatra ? :-)
Tsoakevitra azoko sintonina :
Ny olona araka an'Andriamanitra izany dia ireo izay ao amin'ny fanjakaNY !
Tsindriko tsara ilay sehatra 3 voalaza ao Rom 14.7 etsy ambony : "justice, paix, joie par le Saint-Esprit".
Raha voataiza(n'ny Fiangonana) ho amin'izany daholo ny vahoakan'Andriamanitra ... dia angamba mety ho lasa olom-pirenena vanona tokoa e ka tanteraka ilay vavaka "ho tonga anie ny fanjakaNAO" !
:-)
vakio sy halalino tsara ilay andinin'ny soratra masina nalefako dia ho hitanao ihany ny valiny.
ny fanjakan'ny lanitra dia ireo izay mitonona rehetra an'Andriamanitra, izay mampiasa ny baiboly, na inona io na inona. Na mormon aza. - etudier-o matio 25 -
ny fanjakan'Andriamanitra dia izay rehetra manao ny sitrapon'Andriamanitra marina, manaiky ny fanjakan'i Tompo, manaiky fa ny Tompo no manjaka - misy mantsy milaza fa mino sy tia an'Andriamanitra anefa tsy manao izay angatahina aminy, tsy manao an'i Tompo ho Mpanjakany akory anefa hono ao anaty ny fanjakany - ny fanjakan'Andriamanitra mantsy, dia Andriamanitra mihitsy no Manjaka, ny mi regner, ary izay rehetra ao amin'ny izany fanjakany izany dia manaiky, manaraka, TANTERAKA ny lalànany.
ka aoka ny fanjakan'Andriamanitra mba tena ho ao amintsika ihany koa, mba tena ho ny Tompo no tena hanjaka tanteraka ao amintsika ihany koa. Isika izay tempoly, aoka Andriamanitra no hanjaka ao amintsika.
10. bichette
(
25/01/2012 08:41)
Le royaume des cieux est semblable à un homme qui a semé une bonne semence dans son champ.
13.25
Mais, pendant que les gens dormaient, son ennemi vint, sema de l'ivraie parmi le blé, et s'en alla.
13.26
Lorsque l'herbe eut poussé et donné du fruit, l'ivraie parut aussi.
13.27
Les serviteurs du maître de la maison vinrent lui dire: Seigneur, n'as-tu pas semé une bonne semence dans ton champ? D'où vient donc qu'il y a de l'ivraie?
13.28
Il leur répondit: C'est un ennemi qui a fait cela. Et les serviteurs lui dirent: Veux-tu que nous allions l'arracher?
13.29
Non, dit-il, de peur qu'en arrachant l'ivraie, vous ne déraciniez en méme temps le blé.
13.30
Laissez croître ensemble l'un et l'autre jusqu'à la moisson, et, à l'époque de la moisson, je dirai aux moissonneurs: Arrachez d'abord l'ivraie, et liez-la en gerbes pour la brûler, mais amassez le blé dans mon grenier. matthieu 13
raha io andininy io fotsiny dia mampiseho fa nafafy tamin'ny toerana lehibe iray ny tenin'Andriamanitra, ao koa anefa ny tsiparifary nalefan'ny fahavalo, tao amin'ny toerana iray ihany.
afafy amin'izao rehetra izao ny tenin'Atra, tonga ny fahavalo mandefa ny azy koa izay diso, fampianaran-diso, anefa dia hiaraka eo ihany anefa, samy eto antany ihany, fa kosa amin'ny andro farany mihitsy vao hosarahina ny voa tsara sy ny tsiparifary, ireo olom-boavonjy nandray ny tenin'Andtriamanitra marina sy nanaiky azy marina sy ireo izay tsiparifary izany.
dia toa izany ny fanjakan'ny lanitra.
halalino koa ny andininy 47 - 51 momba ilay filet.

11. bor2lais
(
26/01/2012 08:58)
Rehefa namaky (sy nandinika) ny voalaza rehetra dia izao no zoro iray azoko andraisana azy :
Ny teny hoe "fanjakan'ny lanitra" amiko dia enti-milaza ny famonjena nentin'ny Tompo (avy any an-danitra) ho an'ny olombelona rehetra eto an-tany !
Ka izay rehetra mandray sy mino (ka miaina) ny fanjakan'ny lanitra (fanjakana avy any an-danitra hoy Lazadaddy izay) no tafiditra ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ! :-)
"Teolojiako" (araka ny lazain'i Tefigasy) ihany anefa izay ka mba zaraiko sao dia ... ! :-)

13. bor2lais
(
26/01/2012 12:35)
Mba tsy HS kosa i bor2lais zany tamin'ity ! :-)
Izany hoe ho an'ny olona efa niova fo e !
Ny fo tokoa anie no lapan'ny Fitiavana e ary Andriamanitra dia Fitiavana, noho izany rehefa ny Fitiavana no manjaka ao amin'ny fo dia efa Izy izay ! ;-)
tefigasy:
==> Efa ao anatin’ny olona ny fanjak’Andriamanitra. Saingy tsy ny olona rehetra no manana izany
Ho an'iza ny fanjakan'Andriamanitra ?
Lio 18:16 "Fa Jesosy niantso ireo hankeo aminy ka nanao hoe : Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra ."
Jao3:3 "Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : Lazaiko aminao marina dia marina tokoa : Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra ."
==> Ho an’ny olona rehetra manana toetra tahaka ny zaza, olona marina, olona efa nateraka indray ao amin’I Kristy
Izany hoe ho an'ny olona efa niova fo e !
Ny fo tokoa anie no lapan'ny Fitiavana e ary Andriamanitra dia Fitiavana, noho izany rehefa ny Fitiavana no manjaka ao amin'ny fo dia efa Izy izay ! ;-)
14. vahiny2004
(
26/01/2012 13:07)
Ary ato koa misy miresaka an'io : Matio mampiasa "fanjakan'ny lanitra", Marka mampiasa "fanjakan'Andriamanitra" , fa zavatra iray ihany no tiana ho lazaina
http://topchretien.jesus.net/topmessages/view/456/quelle-difference-entre-royaume-des-cieux-et-royaume-de-dieu.html

15. bor2lais
(
26/01/2012 14:25)
Misaotra an'i vahiny2004 amin'ny fanampim-panazavana !
Saingy mahalasa saina ihany raha toa ka resaka jiosy (Matio) tsy sahy miteny hoe "Andriamanitra" fa nosoloiny hoe "lanitra" sy tsy jiosy (Marka) sahy miteny mivantana hoe "Andriamanitra" tokoa ilay izy : iray ihany no tiana ho lazaina !
Tsy izany mantsy fa i Jaona (izay jiosy raha tsy diso aho) koa toa miteny hoe "fanjakan'Andriamanitra" fa tsy mba nataony hoe "lanitra" ny azy ? ;-)
Fanamarihana ihany ny ahy iny a ! :-)