Resak'i Jesosy sy i Satana

1. LazaDaddy ( 16/03/2012 02:54)

"Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao mbamin’ ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao. Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy." Matio 4:8-11

novalian'i Miharena ny 21/03/2012 16:41
2. didi10 ( 16/03/2012 07:02)

LazaDaddy:

"Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin’ izao tontolo izao mbamin’ ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao. Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy." Matio 4:8-11

de manin'?
3. ari.malala ( 19/03/2012 12:47)
didi10:

:-D :-D
4. niryna ( 19/03/2012 15:45)

de niresaka izany ry zareo ,de mazava ho azy izany fa nisy Jesosy dia nisy koa izany satana fa tsy ny saina no baikony hoe e tsy misy anie izaho e na ny olona no mampianatra diso e tsy misy izy sy ny ota ooops hi,hi
5. Miharena ( 20/03/2012 06:07)
Ny resaka ara-manahy tsy resaka ara-nofo. Ny resaka ara-psykolojia nanazavan'i Jesosy ny maha ao anaty ny devoly fa tsy ivelany dia mitombina.

Jereo tsara dia valio ity dia hamarino araka ny teniNY aty aoriana:

'Ary ny Devoly dia nitondra AZY". Ahoana no ananan'ny Devoly fahefana hitondra AZY?

Izaho moa tsy dia tia vali-boraingona fa aleo jerena hatramin'ny farany izy ity ahafantarantsika ny marina.
6. Tefigasy ( 20/03/2012 07:26)
Midika ho fahefana ve ny teny hoe "mitondra" ?

Any amin'ny bokin'ny apokalipsy any dia nampijalian'i satana hafoloana ny mpanompon'andriamanitra. Navela hanam-pahefana vetivety ny devoly ho amin'ny fizahan-toetra an'ireo mpanompon'andriamanitra ireo. Mino aho fa fantatrao ny tohiny avy eo ...

Fa raha ny fahafatarako ny tian'ny mpametraka lohahevitra hatongavana dia ny famoasana fa misy ny devoly ary mbola te hiady sy manohitra an'Andriamanitra foana izy !
7. didi10 ( 20/03/2012 10:38)
Aza miteniteny foana ry Miharena a!

Dia sahinao ve no milaza fa ny devoly tao anatin'i Jesosy no nitondra Azy nankany an-tendrombohitra? sy naka fanahy azy?

8. kiriah ( 20/03/2012 12:40)

[quote=didi10]
tena tsara fipetraka zay fanotanianao zay , hihihi!!!!!!
tiako ho heno hoe in ndray zao no avaliny anio.
9. didi10 ( 20/03/2012 14:44)
Andraso raim hono fa mbola mikaroka ny valiny ao anaty 3e Testament izy lol.
10. Miharena ( 20/03/2012 18:37)

Aza miteniteny foana ry Miharena a!

Dia sahinao ve no milaza fa ny devoly tao anatin'i Jesosy no nitondra Azy nankany an-tendrombohitra? sy naka fanahy azy?

Voalazanao Didi10. Hay mahatakatra izay tiana lazaina ihany ianao.

Fa eo ihany isika. tsy mila miresaka izay tsy ao anaty Baiboly fa ny ao ihany no hazavaina.

Ny nahatongavaNY ho nofo no nijereNY hoe inona no manjo ny olombelona ary ahoana no hampahatsiarovana azy fa manana fiainana mandrakizay izy ary ho afaka amin'izay manjo azy araka ny vanim-potoana iainany.

Jereo tsara ny fakampanahy fa miresaka momba ny nofo (mofo sy harena hita maso ary voninahitra) izay mahajamba ny olombelona. Tsy mahagaga ireo satria izay mihitsy no fahadisoana ao anatin"ny olombelona vao miaina eto ambonin'ny tany izy ka niteraka ireo rafi-piaraha-monina samy manangona ho azy avy sy miahy fotsiny ho an'ny nofony fa tsy misy resaka ara-panahy intsony.

Ao anatin'ny olona sy entiny mivoatra ireo toetra ireo ary naseho tamin'i Kristy tonga nofo ary voafintina amin'ny resaka fakam-panahy izy io. Toy ny fanoharana rehetra ihany.
11. didi10 ( 21/03/2012 12:21)

Miharena:

Eto aho vao tena tonga saina fa andriamanitra hafa mihitsy ny tompoinao fa tsy ilay Andriamanitro, ny Jesosiko dia tsy misy ratsy ao Aminy:
I Jao 3,6
3 Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy. 4 Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. 5 Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra [hitondra] ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy.

12. Miharena ( 21/03/2012 15:53)
Izy no naseho hanaisotra [hitondra] ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy

Io ilay hazo fijaliana ary aza manao ianao hoe tsy mitovy ny andriamanitsika fa ianao no mivilana ny fisaiananao satria angamba novolavolaina tamin'ny resabe fa tsy tamin'ny fitaizam-po sy fanahy.

Miala tsiny raha mahitsy aho miresaka izany Didi10 fa hitako toy ny olona jamba mahiratra ihany ianao satria tsy fanahy n omiteny ao aminao fa tanisa teny izay tsy hainao hazavaina tsara akory hatran amin'y fotony rehetra.
13. mirananirina ( 21/03/2012 16:07)
Zany hoe misy ny devoly de misy Atra ,mazava be !Amiko ny devoly dia ireo mpiteny olona devoly
14. Miharena ( 21/03/2012 16:41)

Zany hoe misy ny devoly de misy Atra ,mazava be !Amiko ny devoly dia ireo mpiteny olona devoly

Miombon-kevitra. Toy ny fitaratra io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1412