Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kelly13 ( 14/08/2006 07:39)
mbola ho an'i vaika ihany
kisss elah d miciii bcp fa voaray soamantsara le zvt ankia a!!!! taitra b za nahita le izy klou hoe "inn ary ty zvt ty" d nijery ny cachet de la poste d toundé azoko antsaina hihihi!!!! micii ankia a... suite
répondu par prime le 31/08/2006 14:26
booboo ( 14/08/2006 06:57)
resaka \" deuil \"
Misaotra indrindra an\'izay afaka mamaly fa tena ilaiko ny mahafantatra ny valin\'ireto fanontaniako ireto : -Hafiriana vao afaka ny ratram-po noho ny fahalasanan\'ilay olona tiana ? Maty no tiako ... suite
répondu par Fiffi le 17/08/2006 13:34
jimtex ( 14/08/2006 06:44)
15 taona be izao ho an'ny olo-be PIERROT RAJAONARIVELO sao !
:?:15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-b... suite
répondu par prime le 18/09/2006 15:29
miangalyandria ( 14/08/2006 06:01)
Joyeux anniversaire Yonikafopl !
Tratry ny fety lesy a ! :-*:-* dia mirary soa be dia be ho an'là dia mahazoa izay irina ary indrindra indrindra mirary ny tany handry fahalemana any amin'ny misy an'lisany any bisoooooooouuuuusssss b... suite
répondu par mamafara le 23/08/2006 12:41
LazaDaddy ( 14/08/2006 04:47)
toa mbola teo foana?
Inona marina no tena natao t@ ireny fitetezana an'Ambotsirohitra sy minisitera t@ 2002 ireny? Nandraoka sa nametraka, sa sady nandraoka no nametraka devoly?... suite
répondu par prime le 17/08/2006 07:15
soanja ( 14/08/2006 03:47)
Mitady solony fa mampalahelo.
Manana namana izay aho aty, izay nitaiza alika Coton de Tulear, ary noraisiny toy ny zanany mihitsy ilay alika. Mba fingavingiako eo ilay izy satria mba avy any amintsika. Maty anefa ilay alika tamin'... suite
répondu par Fiffi le 07/09/2006 16:44
Solitikabe ( 13/08/2006 23:44)
Aiza no ahitako ny fahamarinana?
Hono ho'a ry reto, mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?... suite
répondu par diamondra27 le 01/09/2006 18:52
cutie ( 13/08/2006 23:43)
(maika aminao ) Samoela
Ary ahona ndray le hiran'i Samoela "maika aminao " iny misy mahay ve ny tonony?:*:*:*... suite
répondu par mandrindra le 22/09/2006 08:25
xxx ( 13/08/2006 09:59)
epice
aiza reto no ahitana anireny salpetre ireny e? sa misy anarany hafa koa izy io fa za no tsy maharaka ... suite
répondu par mi le 17/08/2006 13:36
xxx ( 13/08/2006 09:51)
hena mora?
aiza reto no misy mivarotra hena mora eto frantsa?, indrindra moa eto paris na manodidina ny paris... suite
répondu par mandrindra le 07/09/2006 15:38
diamondra27 ( 13/08/2006 08:52)
CHARLOTTE
na de ny anarany fotsiny aza re olona d'efa mampite-hihinana a! vazivazy izany fa sao de misy mahay manao charlotte hafa noho ireny hita @ re7 ireny 'nareo 'ze mahita na de @ re7 aloha de tok... suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 15:57
harfan ( 13/08/2006 03:00)
mitady tonon-kiran'ny spear ô mic le hoe a'll be alright
:P mba saika hitady tonon-kiran'ny spear ô mic azafady izay manana fa tena mila aho. Za manko tia be an'izy io ka izay manana dia mba alefaso ny tonony amin'ny faniryharinoro@yahoo.fr azafady indrind... suite
répondu par SpearOmic le 22/08/2006 17:18
pissoa ( 12/08/2006 15:33)
Ady hevitra
Fomba mahazatra ny ankabeazan'ny olona rehefa mandeha elaela ny ady hevitra, ny mamadika ny resaka hifantoka na amin'ny olona iadiana hevitra - na hitsikerana azy fotsiny :-D:-D:-D Eto amin'ny foru... suite
répondu par xxx le 27/08/2006 19:20
Herimiafina ( 12/08/2006 15:27)
ho an'i cutie - lecteur DVD!
Ho an'i cutie sy izay te hahafantatra.... Raha manana olana amin'ny famakiana HD-DVD avy ao Frantsa na Europa dia mividiana na manofa lecteur BLUE-RAY fa ireny toa mahavaky. Sa misy fomba hafa ve ... suite
répondu par cutie le 31/08/2006 16:36
Fiffi ( 12/08/2006 12:15)
500 sonia.
Tena heritreritra mandalo ity an! Hono hoa ry zareo ! mandinika sy manaraka an'reo olona rehetra hilatsaka @ fifidianana ireo zah an! Fa ahoana kay ny fandehany any Dago ? Ny aty manko de tsy af... suite
répondu par Fiffi le 17/08/2006 13:35
rijahasina ( 12/08/2006 11:38)
FOMBA HAMPIDIRANA HIRA
Fanontaniana efa nanitikitika ahy hatrin'ny ela dia hoe ahoana no fomba hampidirana hira vaovao na handefasana hira vaovao any aminareo; satria misy hira tsara mba henoin'ny olona any antany lavitra a... suite
répondu par hery le 12/08/2006 13:01
saho ( 12/08/2006 10:10)
Opposition AVI sa TIM?
Ahoana indray ianareo raha hanaovana analyse @ resaka fomba fiasa ireo roa tonta ireo... Raha tsy misy opposition toa AVI aloha dia handresy foana ra-Tim moa lasan'ny partie sasany ny vato raha tsy... suite
répondu par prime le 12/09/2006 15:31
xxx ( 12/08/2006 10:04)
aiza o!!
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko.... suite
répondu par mandrindra le 21/09/2006 08:21
lemenakely ( 12/08/2006 09:25)
Ho tonga anio alina ireo gasy miisa 21 via LIBAN
Ho tonga anio alina eny IVATO tokoa ireo andiana malagasy miisa 21 izay nonina tao LIBAN asa raha ho anisany ry AKAMATIANA sy ry YONIKAFOPLA!... suite
répondu par lost le 14/08/2006 09:30
rna ( 12/08/2006 08:06)
contraception implant
sao dia mba misy vehivavy mampiasa ny contraception implant, izaho efa ho deux mois no nampiasa azy fa ho an'izay efa nampiasa manana expérience, afaka mba manazava ahy ny tena fandehany, ny amiko al... suite
répondu par irery1 le 31/08/2006 18:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5269