Ho tonga anio alina ireo gasy miisa 21 via LIBAN

1. lemenakely
(
12/08/2006 09:25)
Ho tonga anio alina eny IVATO tokoa ireo andiana malagasy miisa 21 izay nonina tao LIBAN asa raha ho anisany ry AKAMATIANA sy ry YONIKAFOPLA!
novalian'i lost ny 14/08/2006 09:30

3. fasaly
(
12/08/2006 12:31)
hummmm! tena tsy heno tzony marina ry akamtiana an! mba nanao ahoana?????
i yonika alou mino aho fa lasa amzany satria manambady any liban e! sa veuh?????:roll::roll::roll:
mbo lazao vaovao aky yonika a!:-*:-*
i yonika alou mino aho fa lasa amzany satria manambady any liban e! sa veuh?????:roll::roll::roll:
mbo lazao vaovao aky yonika a!:-*:-*

4. ftma
(
12/08/2006 15:07)
Efa misy ho 500 mahery ny isan'ny gasy any nefa ireo fontsiny no nody, samy manana ny safidiny marina fa amiko aloha aleo mijaly any @ntsika toa izay hiafy any sady amin'izay tany miady.
Amin'ireo akamatiana mahazo bisou avy any Dago indray isika izany rehefa connecter izy :wink:
Amin'ireo akamatiana mahazo bisou avy any Dago indray isika izany rehefa connecter izy :wink:

5. Fanja1
(
12/08/2006 15:18)
marina mihintsy zany ftma aleo mijaly any antanin'ny tena toy izay any antanin'olona.. any mba maro ny fianakaviana.
ftma i akamatina zany lasa nody raha araka io lazainjy io an?
ftma i akamatina zany lasa nody raha araka io lazainjy io an?

6. yonikafopl
(
12/08/2006 15:35)
Yonika tsy nandeha nody fa anisan'ireo nijanona, fa i Akamatiana sy Mimiso no lasa nody any

7. fasaly
(
12/08/2006 16:21)
:cry::cry::cry::cry:zany veuh ry yonika de nisaraka zany nareo:cry: atao ahoana e! izay no mahatsara koukou aloha am situation misy.....
ho hitako any dago zany i akama zao:lol::-*
ho hitako any dago zany i akama zao:lol::-*

8. Herimiafina
(
12/08/2006 16:25)
Hahita an'i akama sy mimiso izany an? :-*
F'angaha i fasaly koa aty Dago izao? :roll::-*
F'angaha i fasaly koa aty Dago izao? :roll::-*

9. yonikafopl
(
12/08/2006 17:47)
fasaly, aza manaelo fa mivavaha ho anay, izao aloha no mahatsara de ekena.Antsoy izy rehefa any njy e, any izy kalou fa mety haveriko aty ihany rehefa milamina ny tany:wink:

10. fasaly
(
12/08/2006 17:51)
fangah ih erimiafina efa lasa any dago:roll::roll:noheveriko fa hiaraka tsika tssss:x:roll::roll::roll:
ieny aky haverno fa tiko anie izy iny e!:?:wink::lol:
fa meo ihany kalou ny numero ny e! de miaona aminay sy ry mamz ary i herimiafina any:wink:
ieny aky haverno fa tiko anie izy iny e!:?:wink::lol:
fa meo ihany kalou ny numero ny e! de miaona aminay sy ry mamz ary i herimiafina any:wink:

12. fasaly
(
12/08/2006 20:29)
ieny e! mssg ato am sersera ihany ve e! kou raha alefanjy mssg ahy aky:wink:

13. Fanja1
(
13/08/2006 05:05)
mahereza hatrany akia yonika an! tsy mitsahatra ny mivavaka ho anareo!

14. grasolo
(
13/08/2006 10:52)
Mahereza daholo! Dia mirary soa ho anareo daholo, indrindra ireo izay mbola mijanona any Liban. Andriamanitra anie hiaro anareo!

15. simplex
(
13/08/2006 13:15)
oviana no niverina ilay avion ?
za manko mba te handeha hoany Liban ;-) mba hanararaotra an'ilay fiaramanindina.
Ny fika @ io mba hoe tsy mandoa frais satria ry zalah tsy maintsy hody ihany an! :°):-D:-D

16. simplex
(
13/08/2006 13:16)
hadino kely,
bonne chance doly ze mbola any e. Mirary soa antsika retra.
Tsiky de ampy ;-);-);-)

17. cutie
(
13/08/2006 14:16)
ny ahy njay :*:*:*:*:*:*:*c daholo ho an'ze tonga sy ny mbola te hijanona any Liban e:lol:

18. naritsimba
(
14/08/2006 04:31)
yonika> mirary soa ho anareo any, ny irariana dia ny hisian'ny fandriampahalemana maharitra.
Isaorako manokana i Aino izay nampita vao² tamiko fa tena tany @ tany tsy misy reseaux ny tenanay ka tsy nahalala, fa dia anarana nivoaka gazety ny sabotsy maraina no nahitako hoe iza ary io nody io i Akamatiana sa i yonika, omaly vao nahalala hoe i Akamatiana.
Dia faly miarahaba an'i Akamatiana tonga soa eto an-tanindrazana izany, arahabaina tsy maty fo aman'aina.

19. sweetia
(
14/08/2006 07:35)
humm hay tonga eto akama kely zany enga anie mba hifankahita izahay zany fa de miarahaba azy tonga soa aty atanindrazana
Yonika mahereza akia de maztou mivavaka aa :-*
Yonika mahereza akia de maztou mivavaka aa :-*

20. lost
(
14/08/2006 09:30)
Ngah mo tsy lay nolazaina we tsy manin tsy manin ny gasy any ka nanin no ndy njay:roll: