Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
16/08/2006 23:46)
Blaogy.com
Ny blaogy.com sisa no nampiharana ny fanamboarana androany alina (oups... efa maraina kay)
Mety hisy fahatapahana kely mandritra ny propagation-n'ny DNS. (Max 24h)
Misaotra antsika maharitra...
tohiny
novalian'i vale ny 17/08/2006 22:52
fijo
(
16/08/2006 21:52)
diesel ihany;
ny motera diesl moa dia fantatra fa mila hafanaina foana.ka firy minitra eo kay le motera no tena azo lazaina fa mafana?...
tohiny
novalian'i deutsch007 ny 23/02/2007 20:11
Flavien
(
16/08/2006 20:40)
Miverena aty antsianaka
Mitady tononkiran'i Dakoto misy manao hoe: raha lavitra ahy ianao...
tohiny
novalian'i arson ny 18/08/2006 07:03
rakaroka
(
16/08/2006 14:20)
Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
"Dé mbola misy oul hanazavana izany hoe "mandray an'i Jesoa indray ve?" Hoy ity mpivavaka iray namaly ny fanontaniako mikasika izany.
Ho ahy anefa toa miteny @ teny tsy fantatra izy vu que hoe tsy v...
tohiny
novalian'i prime ny 03/10/2006 13:22
Fiffi
(
16/08/2006 14:04)
Izaho no zanaky ny jeneraly Ramananarivo Claude.
[b]Lozam-pifamoivoizana tany Mahajanga:Nizahozaho ho zanaka jeneraly ilay mpamily diso [/b]
[b]" Izaho no zanaky ny jeneraly Ramananarivo Claude, kômandin'ny zandarmaria eran'i Madagasikara. A...
tohiny
novalian'i prime ny 03/10/2006 13:05
Tefytiana
(
16/08/2006 11:39)
mitady tonon-kiran'i Jerome Randria
Ho an'ny namana,
Sao mba manana tonon-kiran'i Jerome Randria ianareo fa saingy tsy fantatro ny lohateny fa ny ao anatiny misy andininy hoe : "na dia manirery aza aho ry sombinaiko; tsy miova akory ...
tohiny
novalian'i Tefytiana ny 16/08/2006 12:52
lemenakely
(
16/08/2006 11:20)
Dia isaky ny fifidianana izao ve?.....
Raha sendra namaky ny vaovao tao @ wanadoo.mg indrindra ny tribune dia nanambara i PIERROT RAJAONARIVELO fa tsy mihemotra ny tenany manoloana ny fiampangàna azy 15 taona be izao ! fa tsy maintsy ho a...
tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:21
diamondra27
(
16/08/2006 08:33)
acteurs sy actrices gasy
mba lazao ry zalahy fa tsy maharaka ny aty a!
iza daholo ny mpi-jouer film any dago any?
za manko mna tia film américain fa sao de oé: varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso
fi...
tohiny
novalian'i vale ny 24/08/2006 23:28
rurik
(
16/08/2006 08:24)
saika mba mila toro evitra kely
mahita io fandefasana vola eo ambony io aho dia saika mba hanotany we tsy misy atahorana ve le mandefa vola @ ( westerne union ) par enternet io???
misaotra betsaka ....
tohiny
novalian'i belahasa ny 24/08/2006 10:17
rurik
(
16/08/2006 08:04)
mba jereo ange eto fa dia mahavarina
nahaliana ahy ny nijery ity , dia mba zaraiko aminareo ka dia mazotoa eeeeeeeeee
ahafahana mijery ny toerana misy anareo par satelite
fa mila telesargena. dia mazotoa izay afaka mijery....
tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 12:54
diamondra27
(
16/08/2006 06:46)
sarotra be le mitia
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo?
Ny fitiavana dia:
maharipo,
mora fanahy
tsy mialona
tsy mirehareha
tsy mieboebo
tsy manao izay tsy mahamendrika
tsy mi...
tohiny
novalian'i bmw307 ny 11/09/2006 17:21
LazaDaddy
(
16/08/2006 05:09)
Tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra
Manao saron-tava indray i Satana milaza fa "[i]tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra[/i]". Fiteniny matetika io mba hilazany fa mankasitraka ny asa maizina ataony ny Ray.
Marina tokoa fa...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 06:44
LazaDaddy
(
16/08/2006 00:33)
ireo karazan'olona hita eto
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana:
- Ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy.
- Ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo.
...
tohiny
novalian'i prime ny 21/08/2006 12:15
hery
(
15/08/2006 18:00)
Vita ny fanavaozana
Araka ny nolazaina dia nandalo fanavaozana goavana ny serasera.org tamin'ity faran'ny herinandro ity. Novaina ny lohamilina ka nisy olana vitsivitsy teo amin'ny takelaka.
Inoana fa efa niverina amin'...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 07:58
Zina
(
15/08/2006 17:46)
305 namono tena tao anatin'ny 6 mois any Dago
Ahona ny hevitrareo? Tena mahagaga ahy ilay izy...
Mba vakio anie ity e
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278135...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2006 14:53
lazaroa
(
14/08/2006 14:08)
iza
Mangataka io tononkira io azafady.
Sarotrarotra ihany ny mitady tononkira amiko....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 16:02
soanja
(
14/08/2006 12:47)
Eny fa na dia malalaka aza.
Ny tiako resahina re dia ny hoe tsara ny manana fahalalahana amin'ny fifidianana ps fa tsy tokony mba ho jeren'i mpiandraikitra kosa ve hoe inona no fetrany eto. Ohatran'ny mamparary maso tokoa mantsy...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/08/2006 03:33
betay78
(
14/08/2006 10:59)
ary maninon raha?
ary maninona raha mba miray hina ny gasy rehetra eto an-dafy @fananganana ny rova.sa ianareo mahafantatra association azo andefasana ny vola ho anyfananganana ny rova?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2006 12:23
raclo
(
14/08/2006 10:30)
sary
tsy mety tafiditra ny sary alefako de inona no tokony ataoko?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 09:53
mabs
(
14/08/2006 09:32)
Andao andeha Soirée
Misy SOIREE RETRO ao @ Cercle Franco-Malgache ny zoma 01 septambra 2006 manomboka @ 9 ora alina. Andao hiaraka hanala azy indray @ hira sy dihy ny taona 60.70.80.
Fidirana: Ar 10.000...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 20:32
