Liste des messages
Liste des messages, inserés par Flavien, par ordre de date
Flavien
(
04/03/2007 00:28)
tsy de haiko fa asa na ( Iny volana iny )
Hira manao hoe: Iny volana iny tazanay mangarangarana eny sns..... Avelao ho maizina eto ny torimaso kelinay...
suite
répondu par Stretch le 07/03/2007 07:00
Flavien
(
11/11/2006 17:14)
Miverena aty antsianaka
Salut! azafady mba mangataka io hira io zaho e! NOVAH DAKOTO no mihira azy...
suite
répondu par lanto le 11/11/2006 21:38
Flavien
(
08/11/2006 01:52)
Hira-mpitiavana
Zaho dia foiny vao 8 taona moja dia efa hirampitiavana no mandravaka ny tontolon'androko hatrizay ka hatrizao ary tena milatsaka ao ampoko mihintsy leizy ndray² aza latsaka ny ranomasoko za tsy toman...
suite
répondu par ninih le 10/11/2006 14:36
Flavien
(
07/11/2006 22:15)
Tonon-kira
sao mba misy manana na mahay ny hiran'i NOVAH DAKOTO ny titre manao hoe Miverena aty antsianaka fa tena tiko be le izy satria ahatsiarovako za mbolakely(l)...
suite
répondu par dailynews le 11/11/2006 20:28
Flavien
(
19/08/2006 20:04)
very maina Jean frédi
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina....
suite
répondu par lanto le 22/09/2006 13:55
Flavien
(
16/08/2006 20:40)
Miverena aty antsianaka
Mitady tononkiran'i Dakoto misy manao hoe: raha lavitra ahy ianao...
suite
répondu par arson le 18/08/2006 07:03
