Hira-mpitiavana

1. Flavien ( 08/11/2006 01:52)
Zaho dia foiny vao 8 taona moja dia efa hirampitiavana no mandravaka ny tontolon'androko hatrizay ka hatrizao ary tena milatsaka ao ampoko mihintsy leizy ndray² aza latsaka ny ranomasoko za tsy tomany fa noho ny fidirany ao ampoko no mahatonga azy milatsaka (l)=((
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:36
2. Fiffi ( 08/11/2006 05:51)
tsara ny fitiavana hiram-pitiavana fa aza hatao mandatsaka ranomaso lava zany fa tsy mety ange zany an! angamba tianao hihainana ny zavatra lazain'le hira ? na hoe zavatra efa nahavoa anao ? na olonkafa fantatrao ? Fa tadidio fa hira fotsiny ireny an !
3. ari.malala ( 08/11/2006 06:00)
sentimental b loatra i flavien zany :)
4. diamondra27 ( 08/11/2006 07:11)
Flavien: tsara izany ka!vitsy ny lhl no sentimental

mba andefaso hira hoe henoinay?
5. mimisou ( 08/11/2006 08:59)
(l)mampalahelo aloha rehefa ilaozana e.mampitondra ventsoventso ô?
6. Fiffi ( 08/11/2006 10:09)
tsara ny lhl sentimental fa aza mitomany lava kosa fa ratsy ho an'fonao zany an!
7. ninih ( 08/11/2006 10:55)
ka le hira-mpitiavana ngaha voatery ho fandaozana kosa e! misy aza ireny tena mahafinaritra be ko! mitondra felling hafakely ko! :roll: :-D
8. diamondra27 ( 08/11/2006 11:04)
io le tonony e! de ankafizo

naninona aza tsy lasa le teo


J'ai dans le coeur quelque part
De la mélancolie
Mélange de sang barbare
Et de vin d'Italie
Un mariage à la campagne
Tiré par des chevaux
Un sentier dans la montagne
Pour aller puiser l'eau
J'ai au fond de ma mémoire
Des lumières d'autrefois
Qu'une très vieille femme en noir
Illuminait pour moi
Une maison toute en pierres
Que la mer a rongée
Au-dessus d'un cimetière
Où les croix sont penchées

Refrain :
Je viens du Sud
Et par tous les chemins
J'y reviens

J'ai dans la voix certains soirs
Quelque chose qui crie
Mélange d'un chant barbare
Et d'un ciel d'Italie
Des colères monumentales
Que les vents m'ont soufflés
Des discours interminables
Après le déjeuner

Refrain

J'ai quelque part dans le coeur
De la mélancolie
L'envie de remettre à l'heure
Les horloges de ma vie
Un sentier dans la montagne
Quand j'aurai besoin d'eau
Un jardin dans la campagne
Pour mes jours de repos
Une maison toute en pierres
Que la mer a rongée
Au-dessus d'un cimetière
Où mon père est couché

Refrain

Et par tous les chemins
J'y reviens
9. ninih ( 08/11/2006 15:17)
fa tsy ito ihany ve le nalefan' i diams tao le dinika izay iny e! sao de varina aza indry!
10. fanaina ( 08/11/2006 16:07)
flavien izaho koa dia mba anisany tia azy hireny!!
de gaga aho fa misy milaza faona hoe ( matoa hono mihiram-pitiavana dia olona efa milalao fitia) de mamaly faona aho hoe fa anga moa rehefa mihiram-pidiavana dia midika fa izany.
11. ninih ( 10/11/2006 14:36)
ny hira otran' nireny kosa anie ka tsara e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3729