tsy de haiko fa asa na ( Iny volana iny )

1. Flavien ( 04/03/2007 00:28)
Hira manao hoe: Iny volana iny tazanay mangarangarana eny sns..... Avelao ho maizina eto ny torimaso kelinay
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:00
2. Fiffi ( 04/03/2007 06:35)
de tsy aiko koa raha misy diso fa io aloha no hananako an !

Iny volana iny
Tazanay manarangaran'eto
Mitambaram-betsovetso ao
Ka liana sy tomany
Volana mitranga
Eo ambaravarakelinay
Fa na fifaliana
Fa na orim-pahoriana
Any ho any anefa
Izao rehetra izao mahitanao
Volana ô , lazao
Lazao fa ny eto mitalaho
Efa ampy izay
Nilaozany ny varavaranay
Avelao ho maizina eto
Ny torimasokelinay
3. sitlo ( 04/03/2007 16:15)
"ventson'ny ory" moa ny titira. Ohatrohatrizay fa tsy tadidiko.
4. Fiffi ( 04/03/2007 17:39)
Volana kah !
5. dafl ( 04/03/2007 17:42)
6. pissoa ( 04/03/2007 20:04)
"Volan'ny Kamboty" no lohateny - http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1571 ny tonony :lol:
7. sitlo ( 04/03/2007 20:58)
eny marina, saika marina ihany ny ahy. fantatro mihitsy hoe misy olona manjoko izay ny filing rehefa mihaino an'io hira io.
8. Fiffi ( 04/03/2007 21:05)
ny ahy aza hoe "volana" koh :-D:-D:-D
pissoa: misaotra akia nanintsy an ! :):-*
9. Stretch ( 04/03/2007 21:13)
kalon'ny ntaolo zany an !
10. sitlo ( 04/03/2007 21:17)
mbola tsy naheno kalon'ny ntaolo izany indray aho
Kalon'ny fahiny hoe. :lol:
11. Stretch ( 04/03/2007 21:21)
fa ny fahiny ve tsy ny ntaolo e !
de iny ny tsy mampitombina an zany ?
fa lazaivo fa mitsangana ndray.
12. sitlo ( 04/03/2007 21:37)
ny kalon'ny fahiny ilay dezane saosandisy ireny.
Fa ny kalon'ny ntaolo izany ve tsy tamin'ny androndRanavalona.
Ilay tsiriry ahitra tsiriry vorona ireny.
13. Stretch ( 04/03/2007 22:33)
be fandahatra ery ry be fandinihana.
mazava re e !:wink:

tsy mba azo anaovana zivaziva mintsy.
nefa refa ela de ela e !

ny hirany njila sy mahaleo zao efa hiran'ny ntaolo,
efa le rasoara soara reny daôly ny tia ny hirany.
oh: oe volazaran'ny ôza zeroma zao hiran'ny ntaolo.

:-D
14. sitlo ( 04/03/2007 23:39)
fa angaha ry ty i Njila sy Mahaleo nanao salaka?
15. Stretch ( 05/03/2007 23:07)
inn zany salaka ?
16. xxx ( 07/03/2007 06:28)
sitlo:

fa angaha ry ty i Njila sy Mahaleo nanao salaka?

hihi
iny indray no tsy hitako.
Mba ampindramo salaka hono i Stretch mba hahaizany azy sy hankafizany ny vazon'ny ntaolo

17. Stretch ( 07/03/2007 07:00)
fa inn ary le salaka e !

instrument de musique ve ?
ra zany de aleo hijanona fa tsy mi kôpy mintsy a ny noty ray azany.
ny a le o^o ihany no haiko mankafy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063