Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Fiffi
(
21/08/2006 05:27)
Kandidà faha 16 .
Hirotsaka ho fidiana ny Pasitera Randrianjoary Jules.
Ny Pasitera Randrianjoary Jules, mpitondra Fiangonana “évangélique” Tsimiankina no kandidà faha 16 amin’ny fifidianana izay ho Filoh...
suite
répondu par Fiffi le 25/08/2006 14:50
eraina
(
21/08/2006 03:17)
jeux objet mystère
Salut daôly
ho antsika eto dago efa samy mahay angamba fa misy jeux antsoina hoe objet mystère ao @ radio MBS,raha t@ farany teo dia tena hita fa misy tsikombakomba ilay jeux ataon'ireo mpanomana a...
suite
répondu par Fiffi le 09/11/2006 10:35
LazaDaddy
(
21/08/2006 02:34)
kintana (star)
ny *star* hitantsika @ fiainana andavan'andro dia voafetra ho fotoana fohy ihany ny mampalaza sy itiavan'ny olona azy. Fa ny *star* mandrakizay dia voalazan'i Daniela:
[i]Ary izay hendry dia hamira...
suite
répondu par prime le 10/10/2006 12:20
soanja
(
21/08/2006 01:23)
Kary
Hono hoy aho ny kary ve saka ihany sa biby hafa mihitsy fa mitovitovy amin'ny saka. Azo ompina ve izy io ary inona no tena sakafony any anaty ala?
Misy an'io ve toeran-kafa any Afrika na andafy hafa?...
suite
répondu par cutie le 29/11/2006 22:42
Bakobako2
(
20/08/2006 21:41)
Restaurant
Asa oa ry reto nareo ra nandinika , refa any am restaurant reny de mamonjy sisiny daôly le ol mipetraka mihinana, tsy zany mantsy fa tam sabotsy a zany le nanao pause tam 10 iny , de nôna ny fotoana...
suite
répondu par Bakobako2 le 27/08/2006 05:01
belahasa
(
20/08/2006 21:40)
Fangatahana fanazavana
Lasa mihitsy ny saiko fa tato ho ato dia niha nitombo ilay loha dinika oe
"Fangatahana fanazavan"
jereo fa efa misy ho telo izy tato ho ato
i dadabe nangataka, i betay78 nangataka d i bmw ...
suite
répondu par Fiffi le 28/08/2006 13:16
simplex
(
20/08/2006 20:28)
Akoho rapida
Asa ianareo na efa nanandrana fa nisy namana nanao akoho sy olatra. Toy izao ny nanaovany azy:
* tetehina ho somary kelikely ilay akoho
* sauter-na, de atao somary miha-volamena
* arotsahy ao do...
suite
répondu par vale le 23/08/2006 12:28
simplex
(
20/08/2006 20:19)
Sarimihetsika Malagasy
Rehefa avy nijery sarimihetsika vita gasy , izay tsy lazaina ny lohateny, aho dia tsoriko fa tsy afa-po ary mino aho fa mahavita tsara lavitra noho izao isika.
Maro ny zavatra tokony ahitsy, singa...
suite
répondu par IZA le 26/12/2006 10:01
bmw307
(
20/08/2006 19:29)
sangetaka sa kidikidy sa sangisangy
marobe ny mpisandetaka, ary tsivitsy koa ny misangy , ny kidikidy mafiloatra no mampiady ny mpiranotra. ...
suite
répondu par kala le 29/08/2006 07:01
Herimiafina
(
20/08/2006 19:17)
test psychoteknika!!!!
Tairo indray mba hampiasa saina kely, izay mamaly dia mampiditra vaovao.
[u][b]Fenoy ny banga:[/b][/u]
1-Bozaka - manga - ala - lanitra - ...... - maitso.
2-I=1, II=2, III=3, X=...., IV=3, VII=.....
suite
répondu par kala le 26/09/2006 14:20
Herimiafina
(
20/08/2006 19:12)
Fakana permis ao Dago!
Efa mba mipetraka ihany ve ilay normalisation noheritreretina tamin'ny 2003 iny ny amin'ny fanarahana lalàna tokana amin'ny fangalana permis ao Dago e? Mba tiako ho fantatra.
Tamin'izay mantsy no ...
suite
répondu par zoara le 18/09/2006 12:37
kelly13
(
20/08/2006 18:00)
mofo bôl
naôna dol tsika e!
mba atoroy ny fanaovana ireny mofo bôl ireny ry reto za fa tsy mahay an!
ahôna ny fanaovana ny pate-ny d ahôna no mahamasaka tsara le ao anatiny etc...
tsy haiko raha efa tet...
suite
répondu par mamzelkely le 23/08/2006 12:36
xxx
(
20/08/2006 17:36)
Kapôty
Tena miaro @ fahabevohokàna tokoa ve ny kapôty???...
suite
répondu par fijo le 29/08/2006 20:15
fiaritiana
(
20/08/2006 17:34)
Sôsisy Talata Volonondry
Miarahaba antsika rehetra!!
Misy mahay manao an io ve azafady??mba omeo raha misy
Misaotra mialoha...
suite
répondu par fiaritiana le 21/08/2006 01:48
fila
(
20/08/2006 12:31)
Mividy tany kely mora vidy azo honenana
Bonjour
Rehefa tena mandinika tsotsotra aho dia marobe @ izao fotoana izao ireo olona( (Ny tena mahafinaritra dia efa be ireo tanora) mba te hanana tany azy manokana, tsy lova fa mba novidiany manoka...
suite
répondu par Mutha le 08/12/2010 08:37
booboo
(
20/08/2006 10:48)
ilay fety omaly :P
:-DTatitra maimaika ny t@ ilay raha omaly fotsiny ( fihaonan'ny namana natao tany Paris ) :
-booooobaka beeeeeee ny tonga klou ( maherin'ny 20 t@ nisaiko t@ nanao présentation dia avy teo tsy arak...
suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:47
mika117
(
20/08/2006 10:25)
logiciel
iza kay nareo no mety mahita logiciel ipmrimante dell marque A 920; izay mba mahita dia mba hatoroy hevitra ny bandy fa tena very lay izy e! dia misaotra mialoha...
suite
répondu par nanourand le 19/09/2006 13:37
boubounezy
(
20/08/2006 03:00)
resaka points eto @ sera2, que vaut-ils
inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 13:34
Stone
(
20/08/2006 01:16)
David Rajaona
Nampidirina am-ponja i David Rajaona rehefa voapanga nanodikondim-bola @na Milliard tao @ FID. Amiko dia na olon'ny mpitondra izy na tsia dia tokony henjehina @ ny làlàna rehefa manao vinany.
...
suite
répondu par prime le 29/09/2006 08:52
Snow
(
19/08/2006 20:14)
Safidy , Naleony .
Mba mitady tononkiran'i Ambondrona izay vonona ao aminareo aho.
Ary raha mbola misy koa ho an'ireo zokiny dia KAIAMBA
(Oza Jerome sy ny tariny)
Misaotra mialoha re !(l)(l)(l)...
suite
répondu par Fiffi le 21/08/2006 20:35
