ilay fety omaly :P

1. booboo ( 20/08/2006 10:48)
:-DTatitra maimaika ny t@ ilay raha omaly fotsiny ( fihaonan'ny namana natao tany Paris ) :

-booooobaka beeeeeee ny tonga klou ( maherin'ny 20 t@ nisaiko t@ nanao présentation dia avy teo tsy arako intsony ilay nanisa :°) )

-Nisinisy ihany ny tonga tao no tsy mpikambana ato @ serasera fa nony maraina ny andro dia hiditra ho mpikambana hono fa tena nahafinaritra an-dreo ny fiarahana.

-Boissons fotsiny no nasaina nentin'ny be sy ny bobaka fa ny motika zareo mpanasa no nikarakara : fa motika zanyyyyyyyyyyyyyyyyyy :miam::miam::miam: ( lasary, akoho natono, samosa, nem, vary @ anana sy saosisy, ankoatra ny tsakitsaky mahazatra hafa ). tena nanao beeeeeeeee Maina sy Ferrarri sy Cathy ...Sanana saiko tsy voatonoko fa izy nandedy tao an-dakozia koa kay moa:°), fa tena hanim-pito-loha no nataon-dreo.

-Nafana ara-bakiteny ny raha : ny tany ambany klou dia tena izay tokoa t@ dihy, ny tany ambony t@ resaka ary torak'izay ny tao an-tokon-tany t@ tonotono sy resadresaka.

Ankoatra zay, faly afaka nifanabe-tarehy t@ namana mahazatra ato @ forum sy ny tsy mpakato @ forum :D. :-D:-D:-D i le virja sy mandrindra hendry beeeeeeeee mitsy tany fa tsy nisotro afa-tsy dité :^):^), nivarilavo kely ihany kay moa t@ nisotro rhum blanc:-D:-D:-D ...

Farany, misaotra indrindra Maina sy Ferrarri ary Cathy nandray sy nahafoy fotoana ho anay nanaovana ireny motika boooobaka beeeeeee reny , ny trano, sns :-*:-*:-*







novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:47
2. fasaly ( 20/08/2006 11:26)
hummmm! mahafinaritra beuh ery izany fitantaran'ny booboo azy izany e! mahafinaritra ny sersera de mitongava foana dool e! tsy nanan'elatra zà tamin'ity de tsy afaka tonga:cry::°):°)
3. fasaly ( 20/08/2006 11:27)
8) hummmmmm! mba mangataka sary eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
4. McFy ( 20/08/2006 12:17)
Mankasitraka, mankatelina ary mankaHery ny namana rehetra tsy ankanavaka no sady MankaFy mandrakariva no azo lazaina. Onera be ny lany, Andriamanitra hamaly soa ny mpikarakara rehetra tao na dia tsy ny mpisera irery aza indrindra indrindra i Stephane sy i Hary ary Isabelle satria raha tsy teo koa ry zareo dia tsy ho araky ny mpikambana ny nanatontosa ny lanonana.
Misaotra an'i Booboo koa t@ fanentanany ny présentation hoy ny vazaha.
Ankoatra izany dia faly nahafantatra anareo namana rehetra ihany koa. Maromaroa ny toy ireny ka handroso lalandava ny serasera. Ho fifankatiavana feno mandrakariva no eo anivontsika rehetra.
Misaotra an'i Printsy3 koa satria mino aho fa afa-po ihany koa ny rehetra t@ fandrindrany ny fanentana ara mozika.
Misaotra an'Andrimanitra lehibe fa tao ny Tiana ary tsy Maina ny tenda satria afaka ni Lanto lanto ho antsika tsirairay avy izay nanana Hery t@ fanampiana mivaingana nomen'i Cathy ka na i Steph na Isa na i Hary izay tsy dia nahazo teny gasy aza tsy nanisy elanelana ka nampanentana an'i JM hitsinjo antsika malagasy manerana ny tany hahita izany (en live) t@ RVG (TV-RVG) ka na ny mpisaka aza nahita ny maminy ry nantenaiko fa samy MankaFy izany avy.
5. infinity ( 20/08/2006 12:28)
DJ:
Nahafinaritra ny fiarahana t@ NAMANA rehetra omaly, tafiaraka ny tia sy ny manina!!
Printsy3 moa izany no hahafantarana ahy ao @ tchat, ary Sim-J (DJ ao @ infinity project _DAGO , efa niaraka t@ Namana Dago t@nov 2005) rehefa miasa :lol:!
Afaka miantso @ 0686376420 ho anizay mila fiaraha miasa,aza misalasala !Ialana tsiny aloha ry zareo fa efa eto dia mba manararaotra manao pub kely e!
Dia mirary hatrany ny hisian'ny fety sahala @izao, dia isaorana ny mpikarakara (Maina & Ferrari , Cathy) sy ireo mpandrindra eto @ serasera ary indrindra ireo NAMANA rehetra tonga sy izay mbola ho avy @ manaraka, mahay mandihy be daholo an!! :°):°)

Ps: ialana tsiny aloha t@ le fahatapahana matetika de misaotra t@ fanentanana (Joyeuzzz.... lol!!), mahafinaritra be e!!!!
6. hery ( 20/08/2006 13:58)
Manja tokoa aloha fa isaorana anareo rehetra, indrindra ny tompontrano, Maina, Ferrari, Cathy.
Isaorana koa ny mpanendy sy ny mpampandihy,ny mpandihy sy ny mpihinana. Booboo kou isaorana na dia ... (Poopoo mou?)
Izaho dia mbola mamerimbrina ihany ho "Mba mandehana ihany rehefa misy fihaonana"

7. voromailala ( 20/08/2006 14:32)
Misaotra betsaka ny mpikarakara sy ny tompontrano ary ny mpikambana rehetra fa tena nahafinaritra ny fety. Izay aho vao namonjy ohatra an'ireny fa mahafinaritra.
Nisy video nalaiko kely zay dia efa azonao jerenao eto.
8. fasaly ( 20/08/2006 14:36)
i Hery angaha nandeha????:wink: aleo mandeha foana wa;...!
9. hery ( 20/08/2006 14:51)
voromailala> Fohy loatra le sombiny (satria lava loatra ilay kabary fopla):-) miandry ny tohiny e...

fasaly> ie, zah mbola ato kah lol... mba mandehana ihany wah.
10. fasaly ( 20/08/2006 15:06)
Hery: hummmmm! ho avy zao de zao zany raha mbola mitohy ny lanonana....:? tssss! asio fiaonana lanonana bis rangah a!:wink::P
11. booboo ( 20/08/2006 15:18)
hery > :-P @ manaraka ho lasa,,,ihany fa tsy...tsony kah :°)
12. fasaly ( 20/08/2006 15:30)
voromailala: msotra tam video, sombiny kely marina no hita somary maizina fa afa po hita mitsy fa nahafinaritra ny fiaonana, fa nibahana tao am videlo ny kabary (Hery):wink::-D
13. lamie ( 20/08/2006 15:51)
aiza ny sary ry hery????
mba asehoy anay tsy afaka nanatrika e!misaotra mialoha
14. cutie ( 20/08/2006 16:32)
mazava be le video fa misaotra anareo e :lol:
15. fasaly ( 20/08/2006 16:55)
cutie: io ve de mazava:roll::? ny ahy maizina beuhhh!:-D
16. McFy ( 20/08/2006 17:21)
voromailala misaotra t@ video e!
17. vale ( 20/08/2006 17:32)
booboo, voromailala> :}:}:}saotra betsaka fa mba nahita kely annn! :-*:-*:-*
18. voromailala ( 20/08/2006 17:54)
Hery> ao tsara reny kabary ireny ka
McFY> misaotra tamin'ilay hena hatono :-)
vale>fasaly> cutie> ireny aloha zany ny video azo natolotra fa maizina be ny ambiny, no be olona be koa dia tsy afaka naka maro, sady nilay ilay fety dia variana nandihidihy teo foana.

19. booboo ( 20/08/2006 18:29)
vale > iaho zaho tsy nandihy mihitsy tany fa tsy tany ianao hi-werawera hihihihihihihi...fa nisy haut les mains tany kah :-D:-D
20. McFy ( 20/08/2006 18:35)
voromailala : tokony mba no filménao kay le hena natono kle :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.313