ilay fety omaly :P

161. fijo ( 13/10/2006 20:34)
le tsy hitovizany ka
162. mbaliana ( 14/10/2006 20:35)
zany hoe?
163. fijo ( 16/10/2006 14:25)
izany hoe misy itovizana,misy tsy itovizana
164. mbaliana ( 16/10/2006 18:39)
azavao
165. fijo ( 17/10/2006 22:50)
ny vazo any mety vazo mangatsiaka,ny aty mafampana
166. mbaliana ( 18/10/2006 10:52)
fa iza no mivazo zany e
167. fijo ( 19/10/2006 20:49)
izay mandray anjara ka
168. mbaliana ( 20/10/2006 12:47)
hafana ihany zany vazo fa mis mandry anjara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5814