ilay fety omaly :P

121. mbaliana ( 06/09/2006 17:55)
tsy nizara njay ry Fijo tsssss :roll::roll::roll:
122. fijo ( 06/09/2006 20:22)
nizara wa izahay,hadray,
123. mbaliana ( 07/09/2006 21:20)
mangidy tsy niteny ntsony... aza omena koa ry zareo amin'ny manaraka :-D:-D
124. fijo ( 07/09/2006 21:56)
izahay manome foana ka
125. mbaliana ( 08/09/2006 10:15)
hummmmmm....niafina tary ambadiky ny varavarana zay nare no nisotro ...=D=D=D
126. fijo ( 08/09/2006 22:08)
efa hoe izahay mizara foana,na fitiavana aza
127. mbaliana ( 11/09/2006 09:14)
fitavana an?? nareo aza niafina kou ... sarotra omena fitiavana nareo zany:-D:-D:-D
128. mandrindra ( 12/09/2006 11:17)
misy an'io angaha any amin'i mbaliana ?:-D:-D:-D
raha io mantsy dia sady mandray aho no manome:°):°)
129. mbaliana ( 12/09/2006 18:36)
fa iza no tsy manana? samia mitana ny azy e
130. fijo ( 12/09/2006 22:06)
mbliana,niafina taiza indray izahay????omeo kely anie e
131. mbaliana ( 13/09/2006 11:06)
hihihii efa nomena fa tsy nety nandray... tazomiko ihany ny ahy ...:-D:-D:-D
132. mandrindra ( 13/09/2006 16:09)
mbaliana, tsy mety izany samy mitana ny azy izany. tokony hifampizara fa izay no maha mpinamana
133. mbaliana ( 13/09/2006 17:59)
koa efa samy manana kou.. omena inn ndray ny efa manana? :^):^)
134. fijo ( 14/09/2006 21:30)
omeo moa fa aza tia tena toa io e
135. mbaliana ( 15/09/2006 09:40)
nahona nareo no mangatak anefa nareo aza manana dia main'zay koa mbola tsy mizara...nareo zany no tena tiia tena eee...
136. mandrindra ( 15/09/2006 14:16)
mbaliana, efa hoa mifampizara hoa. mifanome, fa na samy manana aza dia amin'izay mitonmbo daholo.
137. fijo ( 15/09/2006 21:00)
mbaliana,ndao ary hifanolotra e
138. mbaliana ( 16/09/2006 07:50)
mandrindra raha efa mitovy ny fananana ... zaraina ahona ndray... izyhahazo be dia hisy hahazo kely... tsy mety...
inona no atolotra ry fijo..
139. mandrindra ( 18/09/2006 09:30)
mbaliana, samy manana fa tsy misy manana fanana mitovy izany. izay no hifampizara fa mampitombo foana io. andao handramana e
140. mbaliana ( 18/09/2006 18:30)
inn aloha le fananana ? :{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5525