Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rakikih ( 25/08/2006 22:16)
Izany ve no atao hoe foto-pisainana Malagasy @ fitiavana?
Hono wa ry reto fa maninona kay no tsy manana foto-pisainana madio @ fitiavana intsony ny vehivavy malagasy ankehitriny fa raha mba mitory fitia aminy ianao dia izay intéré-ny mety ho azony aminao a... suite
répondu par fiderana le 14/09/2006 08:10
cathy ( 25/08/2006 21:21)
herin\'andro lasa
[i][b]Maina[/b][/i] ny andro ka afaka nilanonana tany houille . Nisy [i][b]Ferrari[/b][/i] sy [i][b]ds[/b][/i] afaka nitatitra olona hamonjy fety. nisy an\'i [i][b]mandrindra[/b][/i] ka dia tena ni... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:45
lalab ( 25/08/2006 17:58)
fahafahana mifidy?
Dia ahoana marina my monba antsika te hifidy izay avy aty ivelany?... suite
répondu par prime le 19/09/2006 09:33
booboo ( 25/08/2006 16:22)
Raha hifandao
Sao misy mahay ilay andininy faha 3 mba alefaso eto azafady fa tsy tadidiko intsony: 1-Raha hifandao isika izao Moa ve ho kivy fo Oh, sanatria fa handrandrao Ny mbola hihaona soa Mandra-pihao... suite
répondu par mimich le 12/09/2006 11:09
fhparade ( 25/08/2006 16:13)
mitady namana eto an-dafy
za reto vao tonga ka mba mila namana ... suite
répondu par esperance le 09/11/2006 11:23
naritsimba ( 25/08/2006 12:06)
AMBOHIPO
Nahita ilay resaka ao @ ilay Dinika VAVOLOMBELONA ny tena ka lasa ihany ny eriteritra sy ny saina mikasika an'Ambohipo, ary nahita ilay blog nataon'ny namana iray. Ka izao no hevitra hitako, inona m... suite
répondu par naritsimba le 06/09/2006 10:02
raneni ( 25/08/2006 11:35)
tena fotsy ny rora, lany aiky so de misy fika tokony atao !
o ry Hery an ! inona koa no mbola hosoratana fa tena miverina foana le hoe "Ezaho fenoina hatrany ny mombamomba anao rehetra eto ambany" tena ho fotsy volo eto ampamenoana ny mombamomba ahy zah an. ... suite
répondu par vale le 02/09/2006 17:44
boubounezy ( 25/08/2006 11:13)
mitady tononkira
mba mitady tononkira ny clapton zé manana azafady somary maro2 iany fa tiko be mantsy reo ira reo an! 1°tears in heaven 2°layla 3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D... suite
répondu par joto le 30/08/2006 07:37
boubounezy ( 25/08/2006 11:00)
andao inana losk @ lahady e! na sakafo maivana ho any raneni
le lousk zany osorana siramamy erany sotrokely asina sira sy poivre menaka erany sotro finanana. atsofoka ao anaty four 16o° mandritry ny 1h avy eo ampikarina ny afahana 190° mandritry ny 10 na 5mn ... suite
répondu par vale le 31/08/2006 16:44
pitchounette ( 25/08/2006 09:37)
Btterie ordinateur portable
Salama daholo ny namana ve! Sahirana be aho mitady batterie amin'ny ori portable ka afaka mba misy manome hevitra hoe aiza no misy mivarotra ireny???Tao main'nu CITIC aho fa tsy misy mivarotra ry zar... suite
répondu par sifaqa le 25/08/2006 12:08
Fiffi ( 25/08/2006 07:47)
Fanapoahana grenady.
[b]« Tsy asan-jiolahy fa resaka politika », hoy ny AVI[/b] Manoloana ny fisehoan-javatra omaly tamin'ny nanipazan'ny sasany grenady ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana etsy Ambohidahy, ... suite
répondu par Fiffi le 28/08/2006 16:00
lapino ( 25/08/2006 07:06)
Miakatra mankaiza?
[img]http://www.askix.com/avav/images/optical_illusions/impossible.jpg[/img] :roll::roll:... suite
répondu par xxx le 09/09/2006 03:56
soanja ( 25/08/2006 05:17)
Fiara Hybrid
Hono hoy aho inona no mahatsara ireny hybrid ireny dia inona no maharatsy azy sao mba misy mahafantatra. Misaotra mialoha.... suite
répondu par booboo le 20/11/2006 14:42
soanja ( 25/08/2006 00:15)
Maninona no tadiavina ny vady?
Hatramin'izay dia be dia be ny olona henoko miteny hoe mitady vady na hoe sipa sns fa ilay izy ve tsy tonga ho azy eo rehefa tahak'izay dia misafidy fotsiny, sa ve diso aho?... suite
répondu par rata88 le 11/06/2014 12:41
soanja ( 25/08/2006 00:08)
Ny Ampongambendanitra hono
Amin'izao fotoana izao dia malaza be ny asan'ny ampongambendanitra amin'ny vatan'ny olombelona ary betsaka ny kompania mamokatra zavatra avy an'io sakafo io. Sao mba misy re7 gasy azo andramana hije... suite
répondu par unjila le 05/09/2006 18:12
jimtex ( 24/08/2006 22:33)
Efa mahatratra 3000 miliara fmg ny vola nahod n-dra8
Nogadraina i Davida Rajaona mba hanotofana ny vola nalaina tao amin'ny FID mba ho mena ny fiangonana.Na izany aza nisy ihany koa ny lanin'i David.Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy an... suite
répondu par metisy le 02/10/2006 08:48
nolalaina ( 24/08/2006 22:12)
Lalao sa hatsikana?? ....
[b]Vakio mafy[/b] - Ceci est ceci chat. - Ceci est est chat. - Ceci est une chat. - Ceci est manière chat. - Ceci est de chat. - Ceci est tenir chat. - Ceci est un chat. -... suite
répondu par kala le 07/09/2006 14:48
zoubelou ( 24/08/2006 18:39)
Mpankafy Njakatiana
Ndao mba hiresaka amiko zay mpiondana Njakatiana. Haiko daol mantsy na ny momba azy na ny hirany rehetra. okay!... suite
répondu par bika le 29/01/2007 09:29
jvais ( 24/08/2006 18:35)
haisoratra malagasy
Miarahaba antsika rehetra ! Raha mba azo atao de mba maniry ny hamaky ny tononkalon'ireo kalazalahy amin'ny haisoratra malagasy aho raha mba misy manana. ireto avy ireo tadiaviko : - Rado (Georges... suite
répondu par kalaketaka le 12/03/2013 21:03
isrine ( 24/08/2006 16:51)
Liban: ny niainako ny ady nandritra ny 34 andro
Manakory aby e! Vao izay aho no mandalo indray, salama tsara ary vita soa ny 34 andro ny ady. Atao hoe vita tsy vita ny ady e, ny bomba no nitsahatra fa Israely toa mbola miandry kendritohana zany. N... suite
répondu par tywa68 le 31/08/2006 17:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4223