herin\'andro lasa

1. cathy ( 25/08/2006 21:21)
Maina ny andro ka afaka nilanonana tany houille .
Nisy Ferrari sy ds afaka nitatitra olona hamonjy fety.
nisy an\'i mandrindra ka dia tena nirindra tokoa ny fety
afaka Mc fy doly na kely na ny lehibe taminy kitonotono
refa samy nihinana kely de nahazo Hery ka afaka nadihy sy nilantolanto na ny sipagasy na ny vahiny samy afaka miangalytsy nisy nisary gaigy na nigaigigaigy tao fa tena hendry be .
Tiakofa nisy nanao akanjo menabe nahay nadihy tsy adino kou i malalamalatiana lanyah balita nanao leslie sa moa slow fa tena tsy nisanana fa nampiseho ny talentany kou tokony nasina loka marina iny.
dihy zany [i]Feno foana ny PIste satria ny Printsy3 no namapandihy maromaroa ny ohatran izany .
de niglou glou black &white sy bex ary jus ny besinimaro.
de nankafy ilay glou glou i fijo sy voromailala dia nisanana ketaka nahita azy reo.
tena tsy nangidy sira ilay vary amin anana fa amin azy tsara .
rehefa tafaraka ny vatosoa sy diamondra dia masoandro mody no mampalahelo
dia misaotra anareo tamin ny namelanareo hafatra tao amin ilay carte .





novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:45
2. diamondra27 ( 25/08/2006 21:25)
hummm, refa nitombo ny taona de nitombo koa ny fahalalana sy ny talenta=D=D=D=D=D

manafi-talenta doly nareo an:oops::oops:;-);-)
3. cathy ( 25/08/2006 21:27)
tsy hita fa refa miha antitra dia miha mahay zavatra=D
4. fijo ( 25/08/2006 22:33)
dia ni glou glou tokoa moa izany rafijo sy mandrindra ka,saingy dite ihany ny andry zalahy an.
5. cutie ( 25/08/2006 22:38)
cathy hihihihi
tafiditra ato koa za kle :-D
6. cathy ( 25/08/2006 22:45)
fijo:

dia ni glou glou tokoa moa izany rafijo sy mandrindra ka,saingy dite ihany ny andry zalahy an.



fijo tena hitako mihitsy enao nankafy an ilay dite ka fa adinonao angaha aloha ilay tsaky narosoko eh
7. fijo ( 25/08/2006 22:50)
tsy adinoko mihintsy ka;le tononakoho iny tena nilay.tsy hitandry angaha izahay nidina tery amin'ny fanatonoana ,namita le ambiny teo?

ka izay no tena nahasosotra ahy tamin'ny le ankizy mitsikera be.na dia ny nahita ny fahasahiranandry sy sanana nivezivezy teo aza,dia mahasadaikatra,ka mbola mahita tsiny hitarina indray ny sasany.tssssss
8. cathy ( 25/08/2006 22:54)
cutie:

cathy hihihihi
tafiditra ato koa za kle :-D



de tonga soa zany eh:lol::lol:
9. boubounezy ( 26/08/2006 09:23)
drayyy2 zany ka tena izy, nahazo aina dôly ny pokona takizay mba nande tany ny tena.:( fiffi vale naninn nareo no tsy tany? tô tsy votonona eo ny anaranareo?:o8)
10. mbaliana ( 26/08/2006 09:36)
:lol::-D:-D:-D afa-po ny retra...
11. era ( 26/08/2006 10:19)
faly dôly izany ze afaka tonga tany raha izao no8O azy
12. Samoana ( 26/08/2006 11:03)
nangatsiaka loatra angà letsy rafijo tany parisy tany no nandany dite feno zinga izany elà:lol:?
13. sipagasy ( 26/08/2006 11:13)
era tena afa-po tanteraka e! izay ny teny azo amehezana azy
14. Ralay ( 26/08/2006 12:54)
Mazava ny fanazavana no men'i cathy fa dia mbola hilay foana ny fety @ manaraka zany
15. vale ( 26/08/2006 13:13)
boubounezy:

drayyy2 zany ka tena izy, nahazo aina dôly ny pokona takizay mba nande tany ny tena.:( fiffi vale naninn nareo no tsy tany? tô tsy votonona eo ny anaranareo?:o8)
tara be njy boubounezy, za narary t@ io daty io, ny feoko aza farina be, sady voany rhino,jereondry fa efa nisy an,io resaka io tato ky à,:)


16. cathy ( 26/08/2006 14:32)
Amin ny manaraka dia mino Cathy fa hirindra milay ny ny fety satria afaka mandrindra i ralay fa ho avy ao ny boubounezy sy ny sipagasy. ary tsy hiala ao raha tsy maty masoandro amin izay mbaliana doly zay tsy nadeha sy tsy afaka hifaly avanja miaraka amin i zazabe na ny ankizy na ny piso na ny sakakely
Tsy hisy hi to gaigy2 na hisary gaigy na hi sanana fa samy hitora jofo aminy leslow ataon i leslie ary ahita any fijo hirevy blacky &white fa tsy dite .amin izay mahazo Hery ka afaka mi lanto lanto miaraka aminy malalatiana na fa afaka miangaly miaraka amin\'ny jobamilay.
Ho feno foana ny piste anaovany printsy3 aza ka hasiana fifaninana ka ny loka de tsy ho vakimpitaratra fa diamondra .tsy misy hiala maina amin\' izay fa hinanana vari amin anana vao maraina ka samy Mcfy ilay andro iray dia ho sambatra satria mitohy ny revirevy
17. mangidy ( 26/08/2006 15:46)
re cathy : tahakizay akia za nandeha ihany kou !!! tena voa mafy tokotrany za fa sady tsy nankafy no tsy nadihy slow no tsy nirevy nefa mba tena liana ny iharaka sy hiresaka @gasy sy niangaly an'i mimoza fa voatery nalailay fotriny de tsy nahita hasambarana loll:*
18. mandrindra ( 26/08/2006 20:09)
dia tafahoana tokoa ny tia sy ny manina
avy hatrany dia nisonanina
dia narosondry zareo ny hanina

dihy, tonotono, takoritsika, fa nilay ny fety
toa ny fotoana indray aza no fohy loatra sy vetivety
dia mbola misy sahy milaza hoe nisy tsy nety

ho an'ireo izay be tsikera, amin'ny manaraka aza mitaveravera
tongava a lera , ara aza adino ny labiera
fa raha kritika fotsiny dia mandany lera
19. mbaliana ( 26/08/2006 20:18)
cathy merci aaaa tena hitako be le fivoarana eee mbola arindran'i mandrindra ka tena milay beee... za koa tafiditsa eeee :-*:-*:-*:-*:lol:
20. cathy ( 27/08/2006 10:16)
za zao Mbaliana ovina indray no manaraka de hi :miam::miam: de hi reviveryde ho sambatrasambatrade...:@izay hisary gaigy2sy hikilalaka miaraka amind Ralay
de Mcfy :lol::lol::lol:...............
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1166