Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 29/08/2006 10:50)
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika mamorona zavatra . -Ohatra hoe inona no zavatra azo na azo hatao @ ambona savony ? -Inona no azontsika hatao @ ambona labozia ? -Inona no azontsika... tohiny
novalian'i ondinion ny 12/10/2006 13:06
Fiffi ( 29/08/2006 10:01)
Sao dia tsy mba rariny kosa ?
Nahita article zay zah milaza ny fandehan'ny fangatahana visa hankanesana aty ivelany. -Ny tena marina dia ny Malagasy dia tia mandray vahiny . -Ny Malagsy dia tsy miteny hoe "[b]etrangers[/b] i... tohiny
novalian'i titis ny 22/10/2006 00:12
madagasikara ( 29/08/2006 09:53)
Tsy tratry ny sivana ve...
MAnahoana daholo, Fa hono wa: nahoana no tsy voasivana ilay solonanarana " betay78" , am tsy maha teny madio azy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 19:39
mioucool ( 29/08/2006 07:43)
milay b né lé forum ao e
mba midira ao am lé forum fa milay b ao an!!... tohiny
novalian'i mioucool ny 30/08/2006 08:39
Herimiafina ( 29/08/2006 02:45)
Diabolos!!!!
Teny Grika midika "Fisarahana" na "Division". Ary mba inona moa no tena dikan'ny hoe Satanas, Losifera, Belzeboba, sns? Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, m... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:08
Herimiafina ( 29/08/2006 02:40)
Ny fampirafesana!!!!
Betsaka ny mbola miheritreritra fa ny tsy fahampiana na ny tsy fahitana fahafampo no mahatonga bebe kokoa ny fampirafesana sy ny fitadiavana any ambadika any! Izaho anefa mino marimarina fa ny olon... tohiny
Herimiafina ( 29/08/2006 02:38)
Inona no mampimenomenona?
Raha samy himenomenona ihany hoe "mahantra, tsy ampy ny fidirambola, na kely ny karama sns" dia aleoko kokoa mihaino mpiasampanjakana izay mivelona iray manontolo amin'ny karamany misoratra ao amin'ny... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 15:20
boubounezy ( 29/08/2006 00:15)
MENU DU JOUR
vôtavo sy hena omby. andraoy ny hena omby ho masaka dé ritina; manaova sôsy votabie tongolo be, tongolo gasy, tongolo ravina, poivrer, saler. vita ny sôsy arotsay ny votavo sy ny sôsy ao anaty ... tohiny
madagasikara ( 28/08/2006 17:59)
UPS
Manahoana daholo, Azo ampiasaina mandritra ny firy mn na firy heures ny UPS raha toa ka tapaka ny jiro e? De mila miandry firy heures indray raha mandeha ny jiro vao feno indray?... tohiny
novalian'i cutie ny 30/08/2006 20:36
kelly13 ( 28/08/2006 17:58)
scientologie
asa ianareo raha nijery secrets d'actualité sur la 6 t@ alina, nisy ilay resaka scientologie sy tom cruise. classée ho secte ny scientologie eto france (ailleurs je ne c pas), donc tiko ho fantatra ... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:20
madagasikara ( 28/08/2006 17:55)
figue
Manahoana daholo, Hono wa, misy milaza fa tsy tokony ho hanina ny figue raha toa ka mainty ny ao anatiny. Ireny fifue madinika ireny no tiko tenenina, fa tsy figue de barbari. Marina ve izany? Za man... tohiny
novalian'i booboo ny 30/08/2006 05:44
fenitramialifera ( 28/08/2006 17:12)
mitady hira masina ééééééééé
mba mitady hira masina toy ny an'ny MPITORY ireny ohatra fa misi mpankafy ihany anie ireny ééé misaotra:?:... tohiny
novalian'i lavitra ny 30/08/2006 20:48
kalina80 ( 28/08/2006 14:02)
mila fanampiana
Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany. Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olo... tohiny
Fomena ( 28/08/2006 12:10)
Nijabajaba any @ efa henjana...
Za vao2 dia mba nandray anjar av hatrany tary @ fitiavana sy politika fa tonga de fesona nefa mba te hana-namana... Manao ahoana daholo e...(l)... tohiny
novalian'i Fomena ny 06/09/2006 09:01
saho ( 28/08/2006 11:58)
Naman ao Maurice
Salut daholo, mba mitady namana ao Maurice raha misy ... Liana aho fa misy rahavaviko atao hoe voa ato @ serasera ho tonga ao Maurice ny Samedi 2 Sept izao ka mba te hihaona @ namana serasera ao..... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 13:24
ravatorano ( 28/08/2006 11:52)
resin ny maki izany ny zambianina 59-18
Rugby - Coupe d'Afrique Les Makis bousculent les Zambiens L'équipe nationale de rugby n'a laissé aucune chance à son homologue zambienne. Les Makis ont laminé l'imposant pack de leurs adve... tohiny
novalian'i Razouzou ny 29/08/2006 10:48
era ( 28/08/2006 11:38)
zoera kapsily
hono hoa sao dia mba misy mpankafy manao zoera kitra amin'ny kapsily na carreaux toy ny taloha ireny ato, sao dia afaka mifanintsana toy ny taloha raha samy eto idf. ... tohiny
novalian'i Lakoo ny 07/10/2017 14:46
boubounezy ( 28/08/2006 09:27)
vonikazo
(l) iza no mba malala ny dikany lokony vonikazao nareo? za mantsy somary romantika zay iany dé refa manao diner a la chandelle oahatra dé rozy fona ny mba itako atao dé ty manomé vonikazo namana r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 16:37
mioucool ( 28/08/2006 09:24)
ho an ireo mpakafy AmbondronA reetra
manaona daoli o!! ho aniazy mpakafy ambondrona reetra d afaka miresaka sy mifamaly hevitra amn ity forum ity:ambondrona.myrealboard.com d misotra betska e!!8O za kou tena mpankafy b tsis otrizany... tohiny
boubounezy ( 28/08/2006 09:22)
fiarahana mivavaka
ary ra mba manao fivoribé ny sera2 aty ampita mba iarahana mivavak'é! oatra mandé any lourde na tsy aiko wé andé aiza na any rome^:^^:^... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8124