Naman ao Maurice

1. saho ( 28/08/2006 11:58)
Salut daholo,
mba mitady namana ao Maurice raha misy ...

Liana aho fa misy rahavaviko atao hoe voa ato @ serasera ho tonga ao Maurice ny Samedi 2 Sept izao ka mba te hihaona @ namana serasera ao...pendant 5h ihany fa tsy maharitra..

Misaotra ho an'izay namaly
Bye
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 13:24
2. Fiffi ( 28/08/2006 13:21)
azo jerena eto raha misy namana any .http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
3. Fiffi ( 28/08/2006 13:24)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3881