Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jentilisa
(
01/09/2006 08:14)
basket: manasaka famaranana gresy USA
Noho iska aty ampiasana daholo angamba amin'ny fotoana andehanan'ny baolina basikety dia lasa tsy maharaka na inona na inoa mihitsy isika.
Andeha aho mba hitantara manakaiky ny mivantana ity lalao it...
suite
répondu par Fomena le 07/09/2006 14:44
dolby
(
01/09/2006 07:45)
Siligany sa Kalisaonina
Inona no manintona anareo vehivavy kokoa lehilahy manao siligany sa kalisaonina ?...
suite
répondu par vale le 08/09/2006 22:13
LazaDaddy
(
01/09/2006 05:01)
Fahatanterahana / Fahamasinana
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48
Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho [i]masina[/i] ianareo.
Tsy filam-boatsiary akory ...
suite
répondu par prime le 22/09/2006 12:01
Herimiafina
(
01/09/2006 04:52)
Anja Andrianjafy!
Misy hiran'i Anja Andrianjafy mpandeha TV izay ho aho ry zareo tiako saingy tsy misy haiko na ny tonony na ny mombamomba azy, ity mpihira ity koa tsy dia fantatra firy rahateo.
Ka saika hiangavy ra...
suite
répondu par sarobidy le 14/09/2006 10:07
Herimiafina
(
01/09/2006 04:47)
Aiza marina no misy ny fiadanana?
[u][b]Postulat:[/b][/u] adikako ho fiadanana ny hoe BONHEUR eto.
[align=center]----------------------------[/align]
Matetika dia tsapa fa izay tsy eo ampelantanana foana no heritreretina ho fiadan...
suite
répondu par nikopol le 09/09/2006 19:32
soanja
(
01/09/2006 03:56)
Ny maha Malagasy
Mba liana te hahafantatra aho hoe inona avy ireo zavatra hita ety ivelany na hetsika dia milaza fa malagasy tokoa ianao raha aty an-dafy no mipetraka. Misy fomba ahafantarana ny mahasamihafa antsika a...
suite
répondu par dailynews le 12/09/2006 20:05
boubounezy
(
01/09/2006 01:09)
TSY LOVA FA HERIMPO
asa zé mba mitovy @ko fa fantatro alou fa vitsy e! na mety tsy misy mintsy aza,fa za tsy ty lova tsy mila manambitamby arena na intéret na @ iza na @ iza fa ny HERIMPOKO iany, na @ iza na @ iza na h...
suite
répondu par naughtyboy le 12/09/2006 18:57
boubounezy
(
01/09/2006 00:47)
MENU DU JOUR
poisson au coco
endaso ny trondro efa nasina sira, tsara ra lé trondro be nofony reny na tilapia, na trondro maina.
endasina @ afo mafana tsara tsy tena ho masaka ny nofony anatiny fa doréna fot...
suite
répondu par boubounezy le 01/09/2006 21:27
xxx
(
31/08/2006 19:20)
Saika hanontany!
Saika hanontany izaho hoe firy marina ny isan'ny andro, taona, sns..faharetan'ny maha-permanent resident USA vao afaka mangataka citizenship raha ohatra ka tsy mody mihintsy? Misy ilavako azy izy io f...
suite
répondu par Fiffi le 01/10/2006 20:25
irery1
(
31/08/2006 18:25)
mba ampio ry reto a!
tsy mitsahatra ny miamatavy aho nefa atao daholo ze produit minceur voalaza ho efficace , ary ny tena pire de na de lay vadiko aza toa kivy , toa ohatran'ny tsy mi-attirer azy intsony aho sady en plus...
suite
répondu par nikopol le 08/09/2006 15:07
kitjo
(
31/08/2006 17:23)
resa-porum!
salama dol!
manahirana ihany ny milaza an'ity kanefa mahasoa antsika mianakavy,
asa raha izaho irery no mahatsikaritra an' ito fa somary sorena aho indraindray miditra forum ato @serasera.
Ny...
suite
répondu par tywa68 le 07/09/2006 11:11
ferrari
(
31/08/2006 17:17)
ELECTION PRESIDENTIELLE A MADAGSCAR
Manahoana daoholo,
Misy zavatra antaniko aminareo ny olona no mipetraka aty andafy ve mahazo mandeha mi-vote pour le 3 decembre. Misy conditions ve na omena fotsiny ny anarana sy adresse dia vita m...
suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:26
kitjo
(
31/08/2006 17:10)
Fifidianana World Mayor!
Mba tafiditra anatin' ny hofidiana ihany ny antsika ka isika izay mba mahita fiovana ary manana acces @internet, mba iriana mba hifidy satria 4% ihany no vote ho an' i Afrika nohon' nytsy fananana Int...
suite
répondu par fiderana le 02/10/2006 07:47
kitjo
(
31/08/2006 17:04)
Fifidianana World Mayor!
Mba tafiditra anatin' ny hofidiana ihany ny antsika ka isika izay mba mahita fiovana ary manana acces @internet, mba iriana mba hifidy satria 4% ihany no vote ho an' i Afrika nohon' nytsy fananana Int...
suite
répondu par kitjo le 02/09/2006 11:12
tezitra
(
31/08/2006 16:05)
R8 nul ou main et pied liés
voilà ,partout quand les choses vont mal, on change de 1er ministre,
1)chirac: 3 PM: -Jupée,raffarin,villepin
2) miterrand: 5 PM:- Pierre mauroy;laurent fabius, michel rocard,edith cresson,pierre ...
suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:28
tafita
(
31/08/2006 13:15)
Tearaka alakaosy
Tsy tafiditra tary fa nahagaga...
suite
répondu par bobone le 31/08/2006 14:58
dolby
(
31/08/2006 13:09)
Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.
Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ...
suite
répondu par fiderana le 11/10/2006 07:17
fasaly
(
31/08/2006 12:58)
tsy aleo ihany ve?????....
Tsy aleo ve hajanona "fitiavana" amin'ny maha mpinamana ihany lay izy toy izay, havadika fitiavana fitaivana be! izany hoe misy ireo mpinamana dia tsy mijanona hatreo fa tohizana ihany hoe andao hiara...
suite
répondu par cutie le 15/09/2006 20:17
heribe
(
31/08/2006 12:53)
toa manjakazaka zala vahiny izany .....
salama daholo e!
mbola zanatana ihany ve isika @izao fotoana izao sa ahoana fa toa manjakazaka be mihintsy ireto vahiny eto @tanana ireo?
...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 09:16
Fanja1
(
31/08/2006 11:21)
noho ny adalan'ny olombelona de zao no mitranga..
http://www.msn.fr/news/galeriephotos/
ahona ny wavin'ny taranaka.. tsy mampite hiteraka raha zao no mitohy...
suite
répondu par prime le 15/09/2006 14:17
