ELECTION PRESIDENTIELLE A MADAGSCAR
1. ferrari
(
31/08/2006 17:17)
Manahoana daoholo,
Misy zavatra antaniko aminareo ny olona no mipetraka aty andafy ve mahazo mandeha mi-vote pour le 3 decembre. Misy conditions ve na omena fotsiny ny anarana sy adresse dia vita miarakaminy carte d'identite.:?:
Misaotra aminareo

répondu par fijo le 27/09/2006 22:26
2. hery
(
31/08/2006 17:39)
Raha ho any Madagasikara hifidy ianao dia inoako fa azo atao tsara kah. Mila tonga any mialoha sy mikarakara kara-pifidianana fotsiny.
Raha mipetraka aty ivelany dia mbola tsy afaka mifidy aloha hatramin'izao. Efa niady ho an'izany ihany ny olona fa indrisy... :?
Raha mipetraka aty ivelany dia mbola tsy afaka mifidy aloha hatramin'izao. Efa niady ho an'izany ihany ny olona fa indrisy... :?
3. Fiffi
(
31/08/2006 18:00)
indrisy fa tsy afaka mandray anjara @ vote ny aty ivelany ! io koa no tena mba mahagaga nefa raha jerena ny fifidianana ny frantsay de ry zareo nefa afaka mifidy , ao @ ambasady no hanaovana an'io .
4. fijo
(
31/08/2006 18:32)
hery ,toa efa tara,satria tsimaintsy mila fanamarinam ponenana vao hafaka misotra ho mpifidy.io fanamarinam ponenana aio dia alaina any amin'ny fokontany.ary raha ny vaovao hitako dia toa efa vita ny lisitry ny mpifidy,ka efa tara raha izao no hoany.
ny aty ivelany moa dia mbola tsy hafaka mifidy isika.
ny aty ivelany moa dia mbola tsy hafaka mifidy isika.
5. ds
(
31/08/2006 19:39)
Tsy haiko ny fiovan'ny lalanam-pifidianana ankehitriny. Taloha zah afaka nifidy tsy nanana karatra rehefa mandalo ao jangil.
Mangataka "ordonnance" fotsiny dia mety :
mila mitondra kara-panondro sy fanamarinam-ponenana. Mety efa niova angamba io.
Mangataka "ordonnance" fotsiny dia mety :
mila mitondra kara-panondro sy fanamarinam-ponenana. Mety efa niova angamba io.
6. ferrari
(
31/08/2006 20:02)
misaotra aminareo handeha hanontany renseignements hoe Ambassade.
Rehefa ny frantsay i vote depuis l Etranger dia mahazo. Gaga rehefa isika gasy de L Etranger tsy mahazo. Ny saina mbola 'kely'. Ny ouverture d esprit tsy ampy kanefa ny president malgache actuel nianatra a l Etranger. S il veut faire de la politique liberale, il faudrait aussi s inspirer des elections electorales étrangeres (EU, France ...) tout citoyen malgache a l Etranger devrait avoir le droit de voter. Cela ne veut pas dire que si l on habite en dehors de Mada, la vie politique ne nous interesse pas. Au contraire, l avenir du pays peut jouer avec la communaute exterieure et peut etre benefique.

8. tywa68
(
01/09/2006 14:38)
ka tsy aleo kosa ve ny olona miaina sy mahita ilay andavanandro no mifidy ny candidat tiany, toy izay ianao aty lavitra ? hafa raha hoe manao procuration enao, dia mahazo, fa raha miaina aty ivelany afaka ny mijery koa avy aty ivelany ! dia raha te-hanova dia mody mihitsy dia mihetsika any an-toerana mihitsy.
9. fijo
(
01/09/2006 21:48)
DS ekena ny ordonnance taloha,fa izao ry zareo toa efa manohitra an'io,fa fomba iray ahafahana mifidy amin'ny toerana maro io.fa le fanamarinam ponenana io ilaina foana.
ferrari,tsy hoe tsy tiana hifidy ny gasy aty ivelany,fa le moyen ,no lazaina fa olana.satria isika gasy aty ivelany dia maro no tsy misoratra anarana ao amin'ny consulat akory,ka sarotra ny hametra ny isan'ny mpifidy isaky ny toerana aty.
jereo tokoa fa raha hafaka mifidy isika aty,nefa tsy misy akory liste vita ny malagasy isaky ny tanana,dia azoko atao ny mifidy eto marseille,avy eo za maka avion,mifidy any paris,dia mifidy ao belgique ary mifidy ao lyon.vita iray andro ireo raha mandeha avion.ka izay no manahirana.
sao dia misy fahadisontsika kosa ny tsy ahafahantsika mifidy aty?????

10. diamondra27
(
01/09/2006 22:20)
ny tokony atao hono dia misoratra anarana , manao carte consulaire, rehefa fantatra fa hoe be ny gasy aty andafy fa tsy 100 fotsiny , dia azo atao ny mangataka an'io hanaovana décret sa inona spécial izy teo de mahazo fifidy @izay ny rehetra.
Koa mazotoa izany miteny @ namana hoe : ndàna misoratra anarana any @ ambassade hoe: za gasy ary monina aty andafy
Koa mazotoa izany miteny @ namana hoe : ndàna misoratra anarana any @ ambassade hoe: za gasy ary monina aty andafy
11. fijo
(
01/09/2006 22:23)
izay no hilazako hoe :"sao dia misy fahadisoantsika ny tsy ahafahantsika mifidy"
12. rakotroka
(
02/09/2006 12:12)
Miarahaba antsika rehetra aloha e. Marina ny voalazan'i diamondra. Tsy ny frantsay no mandrara antsika tsy hifidy fa raharaha-tokantranotsika gasy ilay izy. Vitsy ny gasy misoratra anarana any amin'ny ambasady sy consulats nefa lafo ny fikarakarana ilay fifidianana aty ivelany ka aleon-dry zareo tsy asiana.
13. kitjo
(
02/09/2006 13:05)
ferrari> tsy mahay miteny gasy tsara ngah ise?
sao d tafahoatra ilay fanakianana na dia ekena aza fa tsy mety, ny an' ny Singapour vao t@ fifidianana farany teo t@Jolay no nahazo nifidy ny Diaspora any ivelany.
Singapour anefa anisan' ny firenena mandroso inddra ary anisan 'ireo voalohany @ bonne gouvernance ka tsy haiko oe refa antsika dia hay foana ny manakiana azy.
aleo fa refa fidina za asaiko mifidy dol tsika :lol:

14. tywa68
(
03/09/2006 08:02)
Ilay mifidy avy aty ivelany aloha dia symbolique fa fantatra tsara ny zava-misy any an-toerana = tsy manomboka akory ny tantara dia efa azo an-tsaina hoe ny mpiady toerana mahazàtra ihany no afaka mibahana satria efa manana "avance" be ! :wink:
16. tywa68
(
04/09/2006 09:07)
droit-nao ny mi-voter : tsara ny manaraka ny any rehefa ekenao fa hisy foana ny fanamboarana isam-bato sns ... :wink:
18. ferrari
(
05/09/2006 16:29)
tywa68:
droit-nao ny mi-voter : tsara ny manaraka ny any rehefa ekenao fa hisy foana ny fanamboarana isam-bato sns ... :wink:
Meme dans un pays occidental, il existe des fraudes.
19. ferrari
(
05/09/2006 16:40)
Afin d'éviter tout à priori, je pense qu 'au lieu d'organiser une fête chaque fin d'année dans les ambassades ou autre manifestation 'commerciale' pex st sulpice l'argent pourrait servir à la preparation des élections à distance. L'argent si on le gere bien il y en a. io ny opinion personnel ako.
20. fijo
(
05/09/2006 22:20)
ka isika gasy aty ivelany aloha tokony mba hofantatra mazava hoe firy????
raha tsy hay izay sarotra ny hanomana fifidianana aty
raha tsy hay izay sarotra ny hanomana fifidianana aty