ELECTION PRESIDENTIELLE A MADAGSCAR
21. tywa68
(
07/09/2006 11:22)
ferrari sy fijo > marina mihitsy ny teninareo ; tsy misy ampiana fa dia miandry solution zany !
23. fijo
(
07/09/2006 22:08)
ka io miankina amintsika malagasy aty aloha,fa tsy miankina amin'ny fanjakana.isika aloha no tokony mba samy hanao ezaka vao mangataka
24. toovs
(
11/09/2006 13:57)
fijo:
ka io miankina amintsika malagasy aty aloha,fa tsy miankina amin'ny fanjakana.isika aloha no tokony mba samy hanao ezaka vao mangataka
sao dia tokony hazavaina aminao ry fijo ny asan'ny fanjakana. Fantaro fotsiny fa tsy misy zavatra mandeha raha tsy eo ny fanjakana ary ny fanjakana tsy naorina fahatany fotsiny. ireto misy keywords vitsivitsy mety hanampy anao: ADMINISTRATION ; AUTORITE ADMINISTRATIVE ; DECONCENTRATION; DECENTRALISATION ;SERVICE PUBLIQUE.
25. felanawil
(
11/09/2006 16:18)
Meme dans un pays occidental, il existe des fraudes. :roll::?:mba ataovy @ tenitsika fa mijaly ilay mamadika diksionera lava klegona an:-$
26. prime
(
13/09/2006 10:35)
ferrari:hafa indray iny...:?
Afin d'éviter tout à priori, je pense qu 'au lieu d'organiser une fête chaque fin d'année dans les ambassades ou autre manifestation 'commerciale' pex st sulpice l'argent pourrait servir à la preparation des élections à distance.
27. fijo
(
15/09/2006 22:31)
toovs,ka hoataon'ny fanjakana ahoana hoy ianao misaina be io,ny hanao lista ny mpifidy raha ny vahoaka aza tsy misoratra anarana any amin'ny consulat????sa io fanjakana io hafaka manombana koa dia hosoratany ao izay tiany hifidy azy,dia higidraka indray ny tsy lany?
mba azavao hoe ny tianao ataon'ny fanjakana?
mba azavao hoe ny tianao ataon'ny fanjakana?
28. prime
(
19/09/2006 10:38)
ferrari> misy antony avokoa ny hetsika atao rehetra dia izay no anton'ireny manif. ireny... tsy voatery ara-politika ihany fa mety ara-ekonomika koa sy ara-tsosialy ary ara-kolon-tsaina koa aza... ka tsy misy maharatsy azy ireny fa d samy misy fotoanany avokoa ny zavadrehetra...
29. toovs
(
19/09/2006 14:40)
fijo:
toovs,ka hoataon'ny fanjakana ahoana hoy ianao misaina be io,ny hanao lista ny mpifidy raha ny vahoaka aza tsy misoratra anarana any amin'ny consulat????sa io fanjakana io hafaka manombana koa dia hosoratany ao izay tiany hifidy azy,dia higidraka indray ny tsy lany?
mba azavao hoe ny tianao ataon'ny fanjakana?
FA MANINONA AH NO ATAONAO HOE MISAINA BE; SA PAR RAPPORT AMINAO TSY MISAINA;
fa izay olona tonga tatty France ve aminao tsy nandalo teny Ivato. Inona no manakana ny fanjakana tsy hanao informatisation anizay archiveny. de afaka mamoaka lalana hanaziana anizay olona tsy manome an'izay changement d'information momba ny tenany ny fanjakana. be dia be tsy voatanisa eto ny zavatra azon'ny fanjakana atao raha misento amin'izany izy fa izy mihitsy no tsy vonona. fa izay kilandy kosa aloha de tsy idirako e.
30. toovs
(
19/09/2006 14:43)
fijo:
ka io miankina amintsika malagasy aty aloha,fa tsy miankina amin'ny fanjakana.isika aloha no tokony mba samy hanao ezaka vao mangataka
averiko eto indray ry fijo fa ny fanjakana no tompon'ny tany sy ny manorina ny fototra ary ny vahoaka mandrafitra ny rindrina fotsiny no asany. sa misy manajoro rindrina tsisy fototra aminao. ny fanjakana sy ny lalàna foana aloha zay vao misy zavatra azon'ny vahoaka tsirairay atao e.
33. toovs
(
19/09/2006 15:49)
prime:
=D na koa mamangia ny fianakans d mifidiana e...:°):-D
za angeh ry nanourand sy prim aty Dago fa mba mody miteny fotsiny hoe aty france e
34. prime
(
20/09/2006 13:30)
Ary leiry kay mampiresaka fotsiny fa samy eto @ tanàna izao ihany... :-D:-D
35. toovs
(
21/09/2006 10:41)
prime:
Ary leiry kay mampiresaka fotsiny fa samy eto @ tanàna izao ihany... :-D:-D
ny zavatra marina lazaiko no tokony hojerenao fa tsy ny localité misy ahy e. Sa ny olona tsy azo henoina na milaza ny marina ary refa tsy mipetraka any an-dafy
36. prime
(
21/09/2006 14:38)
Rah zà aloha mitovy hevitra aminao satria, tokony efa ela ny fanjakàna no nandray dispositions mba ahafahan'ny expat. rehetra mba manefa ny adidiny... fa bon... une autre paire de manche indray iny...
37. fijo
(
21/09/2006 22:28)
fa ny gasy nandalo teny ivato nivoaka an'i mada ve tsimaintsy sura fa lasa ary nijanona any amin'izay voalaza fa nalehany????misy fantako izao nivoaka hianatra tany suisse nefa lery izao misa any canada.
ary zavatra sarotra be hoan'ny izay te hifidy ve ny misoratra anarana any amin'ny consul.sa hoe mitaky aloha dia miandry tolorana fotsiny avy eo.
ary ny gasy tsy misy taratsy ve isaina koa sa ahoana???
toovs ie,za aloha domadoma ka mba manontany ihany e.

39. fijo
(
22/09/2006 22:14)
mora anie le mitaky sy mitanisa ny tsy azo e.fa hoy besoin izay hoe:" hiandry fotsiny eo ve???"
40. prime
(
26/09/2006 11:39)
marina lesy zany fijo fa na izany koa aza mbola tompon'andraikitra foana ny fanjakàna @ recensement sy ny identification 'ireo teratany rehatra mieli-patrana eran'izao tontolo izao...