Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
mamzelkely ( 30/08/2006 08:25)
tsy aritra
hono wa ry zareo inn kay ny zvt ts aritrareo mits ra vô hitanareo ohatra zao ny anah ra vô mahita sôkôlà de ts mahatanty ra vô mahita de ts maintsy mihinana :oops::lol:... suite
répondu par titis le 02/10/2006 22:30
dolby ( 30/08/2006 08:00)
Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?
Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy. Ataoko angamba fa mba sady e... suite
répondu par Rovampitia le 19/09/2006 09:52
bobone ( 30/08/2006 07:53)
faty hoentina any am-piangonana
:roll:Fa ahona angaha no asiana na rarahana toka gasy na tôka vazaha ny fiara hitondra ny razana halevina rehefa avy natao veloma farany ao am-piangonana.:roll:... suite
répondu par prime le 31/10/2006 11:02
ravatorano ( 30/08/2006 07:46)
habibiana tsy roa aman tany ny toy itony !
Habibiana Novonoiny ny zanany dia nananton-tena izy Noho ny adiny tamin'ny vadiny dia novonoin'ity raim-pianakaviana ho faty aloha ny zanany vao notaperiny ny ainy. Hafatra an-taratasy no napetran... suite
répondu par rivodoza le 25/09/2006 12:22
kitjo ( 30/08/2006 07:14)
Fitafiana nentin-drazana!
salama aby! zao e! Mba inona sy manakory no tena akanjo sy fitafiana nentin-drazana? Ny an' ny lehilahy aloha iny mba hita hoe malabary fa ny an'ny vehivavy tena tsy hitako hoe ahoana. Mitafy ... suite
répondu par fijo le 26/09/2006 21:20
kitjo ( 30/08/2006 07:13)
Fitafiana nentin-drazana!
salama aby! zao e! Mba inona sy manakory no tena akanjo sy fitafiana nentin-drazana? Ny an' ny lehilahy aloha iny mba hita hoe malabary fa ny an'ny vehivavy tena tsy hitako hoe ahoana. Mitafy ... suite
répondu par kitjo le 02/09/2006 11:23
antsotokana ( 30/08/2006 06:55)
manao antsotokana
Miarahaba anareo rehetra! Izaho izany namana vaovao. Dia mba te-honamanareo rehetra.Aleo izaho ihany aloha izany no hiteny ny tenako hoe "tonga soa leitsy ialahy ry antsotokana". Manantena fihavanana... suite
répondu par kala le 05/09/2006 15:31
Fanja1 ( 30/08/2006 04:59)
aza mihotra ny illimité an!
http://images.quechoisir.org/images/newsletter/illustration176.jpg [i]Nahitsin'i hery[/i] [i]Nahitsin'i hery[/i]... suite
répondu par kala le 05/09/2006 14:59
lapino ( 30/08/2006 00:36)
Encyclopedie
Fa iza mihitsy ary no naka tahaka an\'iza e? http://uncyclopedia.org/wiki/Wikipedia \"Unencyclopedia\" manala azy :-D:-D:-D http://uncyclopedia.org/wiki/Creation_of_the_Universe ohatra santionany... suite
répondu par Fiffi le 30/08/2006 16:03
boubounezy ( 29/08/2006 23:49)
MENU DU JOUR
simple sady maivana be androany an! roulade de saumon endaho tsy ray2 dé ampangotray ny ravina laisou efa vosasa madio tsara dé, refa malefaka lé ravina dé atsikao @ passoira mba iala ny rano, av... suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 11:14
cathy ( 29/08/2006 22:18)
groupe sanguin
manao ahona doly hony wa ry zareo raha groupe AB ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza O raha groupe O ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza AB izany hoe raha iray zany AB ny iray ... suite
répondu par cathy le 10/10/2006 23:50
soanja ( 29/08/2006 19:45)
Ravin-draketa
Hono hoy aho, fa maninona ny Malagsy tsy mba mihinana ravin-draketa nefa io tena sakafo tsara tokoa any Mexico. Raha mihinana an'io tokoa mantsy iska dia tsy ho noana ny any Atsimo. Misy mahay mahan... suite
répondu par soanja le 31/08/2006 19:37
anako ( 29/08/2006 18:28)
Dia ahoana rehefa ny vady tsy misy fitia intsony
Iza mafatatra couple manambady fa tsy misy fitia intsony. Lay vehivavy tia ny vadiny fa lay lehilahy tsy tia anazy intsony dia tsy miteny izy fa na matoatra na mbola miandry zavatra. Nefa lay lehilah... suite
répondu par ako le 18/09/2006 16:47
pissoa ( 29/08/2006 17:20)
Fitadiavana tononkalo
Manahoana o Mety ve ao amin'ny amin'ilay mitady tononkalo ( http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&asa=mitady ) raha asiana hoe [b]Tononkalo misy hoe[/b] ( ohatran'ny ao amin'ny mitady tononki... suite
répondu par dolby le 31/08/2006 13:04
Fiffi ( 29/08/2006 16:52)
Microcephalie
Mety ho sitrana ve ny zaza voan'ny microcephalie ? Azo operena ve ? ny zaza voan'io de any Dago , 9 volana izy zao ! Inona no zavatra azo hatao satria tara be izy @ rehetra ? ohatran'ny hoe ... suite
répondu par lamie le 15/01/2007 11:05
vivi ( 29/08/2006 16:02)
lasary legioma
ahoana ny atao mba ahatonga ny lasary ho tsara tahaka ny any @ntsika , fa hotrany tena mampite_ihinana izy zany , indrindra ilay epice , misaotra betsaka o!... suite
répondu par andry08 le 21/10/2006 15:55
dolby ( 29/08/2006 14:44)
Lany zara
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?... suite
répondu par kanto10 le 26/10/2006 00:20
dolby ( 29/08/2006 14:37)
Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha
Mba izarao temoignage izay azo zaraina rehetra.... suite
répondu par melody le 05/10/2006 11:49
bloom ( 29/08/2006 13:17)
tonga namana vovo o
miarahaba anareo rehetra atoa anaty serasera.org iao lereitsy. mba mitady namana milay e!ihhihihihi:-D:-D:-D:-D mba vlio milay mo reto a!... suite
répondu par bloom le 06/09/2006 06:40
kalosoa ( 29/08/2006 12:30)
mere porteuse
azo atao ve mitady mere porteuse eto madagascar sa tsy ekeny lalana na fecondation in vitro??? misaotra ny valinteninareo mialoha... suite
répondu par valentin16 le 02/06/2016 07:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8035