Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha

1. dolby ( 29/08/2006 14:37)
Mba izarao temoignage izay azo zaraina rehetra.
novalian'i melody ny 05/10/2006 11:49
2. Fiffi ( 29/08/2006 15:38)
bdb ange ny lhl gasy manambady vazaha eh! sa zay enao vao mba nahita ?
Sa misy inona ? sa mila hevitra fotsiny hoe inona ?
3. sipagasy ( 29/08/2006 17:49)
:{:{za koa mba saika hanontany ry Fiffi hoe fa ahoana misy inona??? toa hafahafa ilay fanontaniana fa angaha tsy olombelona ihany koa ny vazà?? hihihih
4. fasaly ( 29/08/2006 18:20)
:°):°):°)marina zany, fa ny tiany ho fantatra angamba de hoe milay sa tsia???? mety te hanandrana izy kosa e! milay fa andramo e! sady mahafinraitra ery ny mijery ny bandy gasy miaraka am vazà:°):°):°)
5. xxx ( 29/08/2006 19:50)
Tsy mba zaran'ny gasy aza miaraka @ vehivavy vazaha fa ny vehivavintsika gasy anie tena verisaina @ vazaha lahy kosa na dia vazaha lahy 60ans aza dia mahazo vehivavy gasy 18ans , mba aleo kosa lahilahy gasy mba hisoma vehivavy vazaha mba mety ahita experience bebe kokoa izy fa izaho kosa raha mahita ny mitsivalana dia omeko ny anjarany fa izaho foana mahay ny tokony hataoko aminy
6. Fiffi ( 29/08/2006 20:32)
tsy hitako zay mahatezitra an'i xxx @ io an! ka na 18 taona aza izy ka miaraka @ olona efa 60 taona ! izay ary no tiany ka hatao ahoana ? Fa nga midika zany hoe ny vazaha manao ratsy an'io vhv io ? choix-ny zany fa tsy nisy fanerena ange eh!
7. dolby ( 30/08/2006 07:52)
Ilay izy anie fantatra hoe be dia be e fa hoe ahoana rehefa miaraka aminy, taiza no nahitana azy , ahoana rehefa mihinana (azafady) azy toa hoe somary mafana kokoa mantsy hono, izay azo tantaraina rehetra.
8. antsotokana ( 30/08/2006 13:11)
andramo leitsy fa manja be! misy akama iray izay zao manambady allemande. tsy misy olana. f'angaha kosa moa ny lehilahy gasy tsy afaka manambady vazaha. Betsaka ny fantatro sady tsy mila hoe vedety (mpihira) na hoatr'izany. Misy izao bandy gasy miaraka amina sipa norveziana, sinoa fa tsy metisy io, thaïllandaise.
f'angaha koa misy mahasamy hafa azy? fahaizanao mi jijy ny fiarahana no mahatsara azy sy maharatsy azy
9. fasaly ( 30/08/2006 20:21)
antsotokana zany miaraka am vazà???:°):°):°)
10. dolby ( 31/08/2006 14:29)
Mba asio tadiom-pitiviana kely e :)
11. nikopol ( 31/08/2006 15:18)
ty misy radolby a!
http://serasera.org/tahiry/index.php?rub=tahiry/tahiry&t_id=t4281a3ee8a434

ny vaza tsara hety matetika ! dia rehefa mihinakanina koa dia be resaka be tahaky ny hoe tsara le sosy vinegretinao iny ! dia resahina daholo ny firongony tahaky ny lokon'ny forisety sy ny hira nande tao aminy resto ! matetika tiandrizareo diovina tsara amin'ny mofodipaina ny vilia fihinana! ary mafinaritra azy ny milelaka sotrobe !
:-D
12. booboo ( 31/08/2006 15:38)
:-D
13. nikopol ( 31/08/2006 15:47)
dia refa avy minakanina dia hozy izy we "encore"
:lol:
de refa makamaka aina avy nikaly dia we " oh la la, keske tu kuissines bien "
14. booboo ( 31/08/2006 16:04)
:-D
15. titis ( 31/08/2006 19:26)
Ko raha mitohitohy ve zany tsy lehilahy iray any dago vehivahy folo!
16. dolby ( 01/09/2006 07:43)
nikopol > merci @ ilay tantara ndraso fa hande hamaky. Tsy ratsy ilay métaphore :)
17. Bida2006 ( 01/09/2006 20:43)
Misy tena mahay ilay zavatra fa misy koa tsy alehany efa nanandrana ibetsaka aho fony izaho tany ivelany
18. miangalyandria ( 02/09/2006 12:29)
Ny ahy ny mahafinaritra ahy dia ny mahita olona mifankatia ka na malagasy sy vazaha io na sinoa sy karana rehefa ao ny fitia dia milamina daholo :-*:-*
19. naughtyboy ( 02/10/2006 18:56)
ny ahy ndray de mafinaritra daoly na gasy na vaza refa mifankatia
20. melody ( 05/10/2006 11:49)
naughtyboy -=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345