Microcephalie

1. Fiffi ( 29/08/2006 16:52)

Mety ho sitrana ve ny zaza voan'ny microcephalie ?

Azo operena ve ? ny zaza voan'io de any Dago , 9 volana izy zao !

Inona no zavatra azo hatao satria tara be izy @ rehetra ? ohatran'ny hoe zaza vao 2 na 3 volana fotsiny ny "psychomoteur" -ny .
novalian'i lamie ny 15/01/2007 11:05
2. cathy ( 29/08/2006 23:26)
mammpalaehelo zany
nikatona aloha ny lohamaleminy :cry::cry:
raha aty zany misy fanantenana fa any dago aloha tsy haiko
anotanio reo prof be dia be ao aminy ravoahangy reo mahay mantsy reo
3. boubounezy ( 30/08/2006 00:32)
cathy :-D:-D:-D dé andé anotany any mintsy kosa ve i fiffi??:-D:-D:-D
4. Tanora ( 30/08/2006 08:58)
zahay koa manan-zanaka voan'io.ny azy niova ny position-ny aloha ny nahaterahany (niakatra ny sokany) dia tara ny fivoahany.natao césarienne moa ny farany nefa efa nanatelina rano maloto izy ka ni-réanimer-na vao taitra sy natao tanaty couveuse 1 volana satria tsy nitomany sady tsy nahay ninono. hita moa fa mia-lehibe le zaza dia milempona be ny andriny.ny neuro chirurgien aty dago moa miteny fa ilaina opération satria cranioténose avec atrophie du cerveau ny mahavoa azy. nanontany professeur tany paris necker anefa zahay dia izy niteny oe tsy opérable io fa microcéphalie (voan'ny traumatisme hoy izy ny cerveau à la naissance).ka rehefa voakitika ny cerveau hono dia tsy misy azo atao intsony fa irreversible!
le neuro chirurgien ao @ ravoahangy nefa miteny oe milà opération!
inona hoy ianareo no tena marina? inona no hazo sy tokony atao?
ny tenin'iza no arahina? ny aty dago ve sa ny any paris?
vaky loha be zahay fa mba atoroy sy ampio tompoko! misaotra mialoha.
5. Fiffi ( 30/08/2006 13:05)
wata aahh ! tsy misokatra akia le jereo eto an!
6. watafon ( 31/08/2006 06:16)
Raha hypertension intracranienne no nahatonga ilay izy d mety possible ny intervention neuro-chirurgicale, zavatra maro mantsy no mahatonga azy io fa ny matetika indrindra dia "infections virales" mahazo ny reny mandritra ny vohoka (herpès,varicelle, zona, rubéole,CMV) ary indrindra indrindra ny fifohana Sigara sy fisotroana alcool mandritra ny vohoka !
7. watafon ( 31/08/2006 06:30)
Tanora:raha d'origine traumatique zany ilay izy d tsy azo opérer-na k ! tsy milaza za oe tsy mahay ny dr aty dago an ! ny tsara atao angamba d manatona centre spécialisé mba ahafahana mirécuperer tsikelikely ny fonction cérébrale ! any Antsirabe no misy azy izay raha tsy diso za !
8. papounette ( 31/08/2006 06:44)
Matoa niteny ny Neurochirurgien Mada hoe mila fandidiana le zaza de tokony matoky nareo satria izy no nahita azy direct tamin'ny Consultation,nahita maso ny scanner cérebral na ny IRMny zàzà ka mety mahita izy hoe afaka omena seconde chance izy na de teo aza ny filazany hoe misy atrophie cérébrale.
Ny cerveau ny zazakely mantsy de mitombo fôna ary raha vao mihidy aloha lôtra ny lohamalemy sy ny sutures rehetra de voagadra ao izy de miseho ny retard du developpement psychomoteur samihafa.
Ny atrophie cérébrale tsy voatery ho générale.
Ny fandidiana dia manala ny faneren'ny boite cranienne ny cerveau.Ny retard efa misy de tsy hiala vetivety fa azo ameliorena tsara rehefa vita ny fandidiana.Fa ny zavtra tiko ho tenenina de zao,ny zaza misy an'io microcéphalie io de tsy hitovy mitsy @zaza normale fa ny fanarahana azy tsara sy ny fanomezana azy fitiavana bdb no mety hampitraka azy.
Zay an de bon courage!!!!
9. Tanora ( 31/08/2006 06:45)
izahay raimandreny tompoko dia tsy misotro ary tsy mifoka sigara,zanakay faharoa ity zaza ity,tokony niteraka tsotra aho fa tsy tafavoaka ny lohan-jaza zay vao natao cesarienne,3k200 ialy zaza,tsy nisy reaction izy ary natao couveuse,izahay mieritreritra fa sao nisy fahatarana ny fiterahana no nahatonga io sa ve tompoko tena io voalazanao io mihitsy no mahatonga ireny?dia ny infection virales?manitikitika anay tokoa ny ahafantatra ho an'ny manaraka sy ho an'ny rahavavy rehetra,ireto misy valina examens natao:aspect évocateur de mal formation cranienne avec craniosténose,anomalie de la substance blanche et atrophie corticale:21 fevrier 2006;demi douzaine de formations anéchogènes para-ventriculaires bilaterales de 25 à 45mm compatibles avec des cavitations séquellaires d'ischémie:pas d'hématome intra-cerebral,pas de calcification anormale;27 juin scanner:aspect stable des anomalies du 21 juin:raha azo atao ny manazava kokoa ireo tompoko dia fisaorana no atolotray,
10. papounette ( 31/08/2006 07:05)
Tena marina io lazaina watafon ary anisany mahatonga ny microceph sy craniosténose reo.
Matetika ny zaza nanao souffrance foetale avec anoxie cérebrale à la naissance no manao an'io aspect evolutif ohatran'io Scannernareo io.Iza no neurochirurgien natoninanreo?Misy 03 mantsy rizreo ao @ HJRA.
Tsy hoe voan'ny traumatisme à la naissance ny cerveau fa tsy nahazo na tsy tonga tany tsony ny oxygène de potika ny cellules nerveuses.Fa na de zany aza tsy misy tokony hanarina toky na de kely aza.
La nature fait des miracles parfois ka manome une certaine autonomie @le zaza rehefa lehibe.
11. watafon ( 31/08/2006 07:05)
papounette::-*=D
Tanora: an an an k ! tsy voatery oe avy amin'ireo nolazaiko ireo no nahatonga an'io k ! ny tranga matetika mahatonga azy ftsn ireo fa misy antony hafa koa.
raha ireto valina examens soratanao ireto zao d milaza fa misy "malformation cranienne avec craniostenose" izany hoe :tsy araka ny tokony ho izy ny firafitry ny boite cranienne ary kely noho ny habeany normal !
d misy tsy fitomboan'ny faritra sasany ao @ cerveau! tsy ny cerveau rehetra akory ( araka ny voalzan'i papounette :wink:)
Mirary soa e!

12. Fiffi ( 31/08/2006 09:51)
Tanora:
zahay koa manan-zanaka voan'io.ny azy niova ny position-ny aloha ny nahaterahany (niakatra ny sokany) dia tara ny fivoahany.
Tanora: sao de le blaogy hitako ary io ? Nahita an'zay blaogy zay mantsy zah de zay no nahatonga ahy nandefa ny dinika an! Fa de mahereza hatrany an!


13. Tanora ( 31/08/2006 12:33)
misaotra betsaka anareo zahay, ny boite cranienne mitombo tsara hatrany andamosina fa ny cerveau hono no kely,prof clement andriamaonjy no saika hi-operer ny zaza, ny neurologue nitsipaka,32million no fraisn'ny operation, efa tsy manana intsony zahay fa lany vatsy t@ efa natao,io zao no probleme 1 koa aminay,hoy ianao hoe:ny atrophie tsy voatery generale, 9mois et demi izy zao nefa tsy mitsiky, mitomany, maharindoha tsy mipetraka, ary gaver-na izy hatrizay, nahavita ninono izy teo, nararaotiko nomena zay laniny,reto misy analyses natao: concentration (ccmh) 319g/l: anormal io hono,neutrophiles inferieur à la normale2.01;uree:1.1 mmol/l;creatinine:18umol/l fotsiny;anticorps lgG 12,o KUA/l;lgM:positif: 5,4;asa raha mety ilainareo reo,fa tsy azoko ny hoe atrophie sy craniostenose? inona ny mahasamihafa ireo? mety samy voan'izy reo zany? ny 1 toa ny cerveau kely noho ny crane, ny 1 contraire an'izay, ny azy hono microcephalie inona marina io?
14. Tanora ( 31/08/2006 12:35)
inona zany no tokony ataonay? hiverina hijery any prof clement ve sa aona? sa ho any antsirabe? mba iza no anaran'ny prof any? aiza no alehanay vao tonga any antsirabe?
15. Tanora ( 31/08/2006 13:13)
dia nikatona mialoha ny lohamaleminy zany, tsy nitombo ny cerveau ,mitombo fa au ralenti,izy koa manao convulsion fona,ary hono hoe: ny toxo ve anisan'ny infections virales? za reniny mantsy nanana alika, tena tiko be ary niara-natory tamiko fona na za efa nanambady aza,ary ny kadradraka sy ny lalitra koa ve mampisy an'io infection virale io?eto akaikinay mantsy misy fanariampako sao???????? any ambany zany fa be lalitra ato antrano ary erakin'ny arabe feno kadradraka be reny koa,ny voalavo koa misy erakin'ny arabe any ambany, zahay aty @ 2° etage no mipetraka,aty tana io, dia mety inona avy ny consequencesn'io mahavoa azy io?
16. papounette ( 31/08/2006 14:22)
Azafady akia ,mbola tena mandinika be anreo analyses nomenao reo aky zà.Tamin'izy vô teraka ve no nanaovana an'io analyses io?Sa....
Tsy hoe hisolo toerana ny Dr na Pr mitsabo akory zà an fa juste hanampy anreo mba hicomprendre ny zava-misy indrindra2ko.:-*:-*
17. Tanora ( 31/08/2006 16:47)
misaotra indrindra anareo rehetra.ny hématologie sy biochimie t@ 27/12/05 no natao.izy moa teraka le 4 novembre 2005.ny scanner voalohany t@ 21 février 2006, ny farany t@ 27 juin 2006.arahina psychomotricienne izy zao.dia sous dépaquine satria nanao asphixie néonatale hono ny dokotera.vao t@ iny semaine lasa teo iny izy no nanomboka nisy instinct de succion.fa izy tsy dia mitombo loatra fa mbola vao 4.800 kg pour 61 cm nefa efa 9mois 1/2.(3.200 kg t@ teraka).
18. watafon ( 01/09/2006 11:27)
tanora: tsy hoe manadino akory fa mbola mandinika ireto valina examens nomenao ireto an !:-*:-*:-*
19. Tanora ( 01/09/2006 11:46)
tena faly manana namana hanampy mandinika sadt sahirana manana zanaka voan'ny tsy ampoizina, tena vonona izahay hitaiza ny zanakay na ho inona fitrangany eo , tsy kivy akory, tsy misy mafy tsy zakan'olombelona omen'Andriamanitra, izany no mahatonga any tia ahalala ny omaly, anio sy ny ampitso, misaotra betsaka anareo,
20. fijo ( 01/09/2006 20:48)
ary zavatra tsy mbola henoko mihintsy izany aretina izany an.variana aho mamaky le resaka eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1818