Microcephalie

21. papounette ( 02/09/2006 10:08)
Tanora:
Microcéphalie de efa kely hatrany ambohoka mitsy ny loha sy ny cerveau zàzà nohon'ny aretina samihafa indrindra2 ny toxoplasmose,rubéole...etc nahazo andreniny(le voalazany Wata)
Fa ny craniosténose kosa nefa de normale ny lohany zàzà raha izy vao teraka fa à un certain moment tsy mitombo tsony fa nikatona ny lohamaleminy sy ny sutures crâniennes rehetra nohon'ny zavtra niseho samihafa mandritra ny travail sy au moment ny accouchement.
Hoy enao manao crises convulsives fôna izy de roa ny zavatra mety azo eritreretina:
-manao an'io ny cerveau rehefa tery izy ao anatin'ny boite crânienne
na -mety efa troubles propres au cerveau.
Ka mba te-hanontany zà akia azafady hoe firy ny Périmètre crânien zàzànjy t@vao teraka?efa nanao E.E.G(éléctro-encéphalogramme) ve nareo?
Zay akia fa @ alatsinainy ndray an!:-*:-*:-*



22. Tanora ( 04/09/2006 17:36)
manaona papounette sy watafon,
toa tsy nahazo vao2 avy taminareo tsony aho zany,sahirana ve? mirary fahasalamana e!
23. Tanora ( 06/09/2006 08:53)
manaona daholo, tsy dia nahazo vaovao avy taminareo aho, mandefa ny vaoavao aty amiko ihany aho: hasina, io no anaran'i zàzà, dia mbola manohy kiné sy makany @ ilay psychomoniteur hatramizao,bonne journée
24. watafon ( 06/09/2006 17:50)
Tanora; miala tsiny kely aloha fa tsy teto elaela d zao ndray vao afaka niditra e! tsy infection virale ny toxoplasmose fa parasitaire !ary tsy dia misy hifandraisan'ny infections virales loatra ny lalitra sy ny kadradraka !
rehefa noverenako novakiana ireo voalazanao rehetra ireo d raha azoko tsara ny fandehany izany d avy @ traumatisme tao ambohoka no nahatonga ity aretina ity !
misy fanontaniana napetrak'i papounette io , asa raha efa hitanao mikasika ny perimetre cranien an'i hasina kely sy oe efa natao EEG v hono izy ?
d mirary soa ary courage foana e!

25. Tanora ( 07/09/2006 06:40)
watafon:tongasoa e!ny perimetre cranien: 32;nanao eeg fa tena tsy aiko ny soratr'ilay doc nanao azy, tsy aiko koa ny mamaky reny tracés reny,fa izy t@ nanao analyses dia misy conclusion hoe: thrombopénie,inona indray io?fa azoko alefa aty aminareo io eeg io fa mbola itady olona aho andefa azy ,watafon, mba azavao ahy oe inona zany traumatisme tao ambohoka? misaotra be
26. watafon ( 07/09/2006 07:07)
Tanora:misaotra e! le traumatisme ao am-bohoka zany d oe: ny dona nahazo ilay zaza tao ambohoka nandritra ny accouchement zany no tiako tenenina e! satria efa no tenter-na par voix basse moa zany izy io d tsy tafavoaka oziz enao d avy eo natao cesarienne !
le thrombopenie= latsaky ny tokony ho izy ny isan'ny plaquettes sanguines ( fangaro iray ao anaty rà izay mandray anjara indrindra @ coagulation)
d mirary soa n'i hasina kely e!
27. Tanora ( 07/09/2006 15:03)
misaotra betsaka watafon a! fa misy fanontaniana indray ty: raha par voie basse ve no nahatonga ny saokany niakatra fa tsy tafavoaka tsinona izy sa efa zay ny toerany tao fa nisy zvt tsy nety hatrany ambohoka?oh lay infection,zà vonona hitaiza azy hatrany na handicapée aza hasina fa mba tiko ho fantatra ny zvt mety rehetra hiseho mba iomanako dieny zao,io deformation frontale io no hafahafa ny fijeriko azy, toa milentika be lay izy kou,mety ho voan'ny leucémie ve zany hasina sa aona?tokony hiverina hijery an'i prof clement ve zahay? azo operena ve hasina? betsaka ny tiko fantatra e! miala tsiny fa toa be loatra zany fanontaniko zany o!
28. watafon ( 07/09/2006 19:38)
raha ny hevitro aloha d miverena mijery an'i Pr clément nareo e! izy mantsy no manana ny compétence momba io aretin'i hasina kely io!
tsy voatery ho voan'ny leucémie izy k ! @ pathologie ohatr'izao d mety hidina ny isan'ny plaquettes! ny retard psychomoteur aloha zany zao no efa hita ary tsy maintsy hisy koa ny retard mental,
ilay position any mhitsy zany no tsy naha possible ny accouchement par voie basse d mety atmin'y tentative nisintonana azy no nisy traumatisme nahatonga ilay teo @ andrina !
d mahereza hatrany e!
29. fijo ( 07/09/2006 21:27)
mampalahelo be le zavatra mahazo le zaza,fa dia mankahery ny ray amandreniny e
30. Fiffi ( 08/09/2006 12:16)
Tena mampalahelo marina. Fa de mankahery hatrany an!
31. Tanora ( 08/09/2006 18:35)
saika tsy nahita cyber nivoha tsony aho,fa misaotra indrindra papounette sy watafon !fa mety tsy handeha, tsy hiteny ve hasina?ny kiné efa manao zay azo atao, prof clement mantsy toa tsy hiteny aminay mihitsy,mety tsy ahita koa ve?tsy ahay hipetraka koa?inona daolo ny mety hitranga?
32. watafon ( 08/09/2006 18:41)
tsy misy isaorana zany k! :-*:-*
tokony handeha izy k ! fa tara aloha e! ny mipetraka kou zany torak'izany ! fa izy indray kosa tsy tokony hanana pb @ maso k ! d tohizo ihany ilay kiné fa manampy tokoa !:-*:-*
33. fijo ( 08/09/2006 20:49)
mampahery hatrany e
34. watafon ( 09/09/2006 13:53)
misaotra r'ise ry fijo an !:-*
35. Fiffi ( 10/09/2006 15:59)
wata: mamaky an'ity akia zah an! tena :(:(
36. Tanora ( 11/09/2006 09:00)
manaona daolo,zao ndray vao eto, fa fijo koa ve mba afaka manampy hevitra ? dia mba wata, poupinette sy fijo no mba hizaranay ny fahasahiranantsaina sy @ toro-hevitra e!sa je demande trop? raha tena tinay dia ny andefasana an'i hasina any andafy, aona no eritreritr'i fijo @ io?
37. Tanora ( 11/09/2006 09:02)
ary wata sy papounette nanontany zvt de novaliko fa tsy d nahazo valiny aho, momba ny analyses io! misaotra
38. adidy ( 11/09/2006 11:54)
Miarahaba an'i Tanora ary mampahery anareo mandrakariva @ fitaizana ny zazakely na tsy mora aza izany! Izao no mba hevitro raha manaraka ny tantaranao aho:
Raha dinihana izany ny anton'ny handicapn'i Hasina dia 2 : traumatique sy fonctionnelle. Fonctionnelle satria nisy an'ilay épisode d'anoxie cérébrale izany hoe nisy neurones cérébrales izany potika satria tsy oxygéné nandritra ny travail t@ izy teraka! Ny scanner cérébral moa dia mi-confirmer an'izany rehefa miteny hoe séquelle d'ischémie, raha avadika @ tsotsotra kokoa dia raha oharina @ accident vasculaire cérébral dia hoe ischémique, izany hoe nisy zone izany à un moment ou à un autre tsy nisy vascularisation! Izay koa no mahatonga an'ilay zaza hifanintona satria ireny zone non vascularisé ireny dia ohatra ny hoe cicatrice ao @ cerveau izay no maha foyer irritatif azy ! Izay no mahatonga ny neurologue tsy mankasitraka an'ilay opération satria fantany fa tsy ho récupérér ireny zone ireny! Izaho moa tsy chirurgien fa médecin tsotra dia azoko kokoa ny hevitry ny neurologue! Izay no mahatonga an'ilay réeducation sy psychomotricité ilaina satria ireny no mamolaka ireo faritra sisa hafa! Ao anaty atidoha mantsy dia efa misy karazana carte hoe izao ny zone mi-commande ny motricité de la main, ny pied, ny comportement, ny langage, ka arakaraky ilay zone voa no hisian'ilay handicap.
Ny @ ilay hoe handeha aty an-dafy ve hitako hoe ezaka be satria ny fitsaboana aty rehefa tsy raisin'ny sécurité sociale an-tanàna dia tsy vita eny na olona miasa aty aza ianao, indrindra raha hoe misy opération izany dia tsy maintsy hoe misy séjour en réanimation avy eo nefa ny fandrinan'ny chirurgie sy réa no isan'ny lafo indrindra ny coût journalier. Ny examen complémentaire rehetra mbola etsy an-daniny manginy fotsiny: EEG, bilan, radio, scanner. Raha tena hoe te-haka avis aty an-dafy angamba ianareo ny hitako mety dia izay dokotera nareo no asaina mifandray @ neurochirurgien maka avis sady mi-présenter ny élément rehetra! Na aty aza ange ny hopitaly iasako izao ohatra tsy misy neurochirurgien dia rehefa mila avis neurochir aho dia alefako ny scanner par télétransmission dia avy eo izahay mifampiantso dia mi-présenter an'ilay marary eo aho dia avy eo izy miteny hoe opérable na tsia! Fa rehefa miteny kosa ilay olona hoe tsy opérable dia hajaina ilay avis-ny dia traitement médical sisa no atao avy eo.
Miala tsiny @ ilay serasera aho fa lasa vary @ anana be ilay izy nefa sarotra ho ahy ihany ny hamoaka ny hevitro miaraka @ teny teknika mba tsy hisian'ny fifandisoana!
39. Tanora ( 11/09/2006 12:33)
miarahaba an'i adidy,faly aho fa misy namana afaka mampahalala ny tsy fantatro, tena mazava be ny fanazavanao,sarotra ny hanenjika ny mpampiteraka aty dago na hita zao aza ny fahadisoandry zareo, fa ny tena no miantsoroka ny fahavoazana rehetra, ny an'i hasina dia atahorako ho be ny zone voa ve satria tsy maharin-doha, tsy miteny, tsy mipetraka, tsy manara-maso, ary tsy minono;tsy mitsiky akory aza izy, tsy mitombo,ny kiné sy psychomotricien zao no manaraka azy,toa sarotra zany ny ho any andafy, avela aloha io hevitra io zany,i prof neuro chirur no nilaza hoe azo operena, ny neuro mandà, ary ny atahorako aza sao misy voakitika eo indray dia vao maika miampy ny handicap sa diso aho?i wata nilaza hoe aleo miverine mijery an'io prof clement io,aona io wata?sa ho any d hita eo zay lazainy?
40. adidy ( 11/09/2006 13:11)
Afaka miverina mijery ilay neurochirurgien ianao, fa izany hoe efa mba betsaka koa ny fananmpim-panazavana azonao momba ny mahazo an' i Hasina dia mety hoe afaka manontany bebe kokoa ny @ ahiahinao ,ny risque, ny bénéfice attendu @ ilay opération ianao! Azonao atao koa ange raha manana fifandraisana tsara @ médecin traitant-nao ianao no miaraka aminy ohatra manadeha @ RDV @ ilay prof Clément e! Dia mety hoe afaka manazava aminao kokoa izy avy eo na koa mahazo tombom-pahazavana! Na koa raha manana havana dokotera ianareo!
Ny hitako olana @ fitsaboana any Dago koa dia na mety aza ny opération(geste chirurgicale) dia eo @ ilay réanimation post-opératoire mbola hitako tsy ampy be na ny fitaovana na ny enti-manana! Ni hilazako an'izany dia efa hitakitako ihany ny structure de réa gasy! Ny clinique no mbola tsy hitako fa raha ny publique dia efa hitako!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1753