Microcephalie

101. Fiffi ( 14/10/2006 14:53)
Dia mivavaka hatrany ho an'i Hasina kely !
102. Tanora ( 14/10/2006 19:30)
misaotra betsaka any fiffi,ny Tompo anie homba anao lalandava:-*
103. Tanora ( 16/10/2006 16:18)
Tisera : efa nahazo vaovao momba le terres des hommes ve ianao? zahay manko tany fa cardiaque daholo no ampiana hono fa sao de misy toerana mikarakara momba ny an'i Hasina io? Misaotra e!
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika de mba mangataka aminareo namana mba hitrotro am-bavaka an' i Hasina,ary aoka samy hifampivavaka e!:-*
104. Tanora ( 23/10/2006 20:03)
ary lasa nanao week daholo ny namana rehatra!samia mahazofahafinaretana daholo e!
105. watafon ( 24/10/2006 06:44)
Tanora: tsy mitsahatra ny mivavaka hoazy za akia an ! :-*:-*
106. Tanora ( 24/10/2006 07:53)
misaotra betsaka indrindra akia watafon a!milaza vaovao aho e!:-*
107. watafon ( 24/10/2006 11:25)
tsisy fisaorana e !:-*:-*
108. papounette ( 26/10/2006 08:27)
:-*:-*Tanora,Hasina
109. Tanora ( 27/10/2006 14:23)
faly miarahaba any papounette, ela akia zany an!misaotra betsaka mahatsiaro,manome vaoavao ihany zahay refa mivaly ny bilan any hasina, :-*
110. watafon ( 30/10/2006 07:37)
eny ary e! mahatsiaro foana k ! :-*
111. Tanora ( 05/11/2006 17:57)
bonjour daholo isika ato e! i hasinakely de tena mahazoto homana tsara zao manaraka régime vaovao izy de tena mahafaly e! sady tena mazoto minono .
izay ny vaovao ry zareo fa mirary soa ho antsika namana isany
:-*
112. Fiffi ( 05/11/2006 18:02)
^:^^:^^:^^:^
113. botrabotra ( 17/11/2006 14:14)
tanora::^)8O;-)
114. Tanora ( 20/11/2006 14:38)
faly miarahaba ny namana rehetra,somary elaela vao manome vaovao an'i hasina,salama tsara izy, mitombo tena mety aminy tokoa ny kiné,2 zao ny nify, maniry tsara ny volo,ary mety handeha hitsangatsangana izahay ato ato,:-*:-*:-* ho an'ny namana rehetra
115. lamie ( 15/01/2007 11:05)
bonjour daolo, tratry ny taona vaovao daolo, ny Tompo anie hoba antsika rehetra indrindra i Hasina, sy ny fianakaviany, maniry soa indrindra,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3997