Microcephalie

61. adidy ( 14/09/2006 20:03)
Fiffi: dia aiza no présenter-na io dossier io? Any @ administration'ilay hopitaly ve sa any @ assistante sociale ny hopitaly? Ohatra ny hoe accord préalable izany ilay izy?
Dia efa nisy nahazo ve ? (fréquence)
62. watafon ( 14/09/2006 20:13)
Fiffi : tokony tsy hisy olana aloha io cas io raha ny marina ; sady ny ankizy prioritaire foana ! fa arak ny voalzan'i papou dia vita soa amantsara eto ny fandidiana !
Adidy : isaorana betsaka enao @ fandavantena e! tena namana tokoa :-* !
Tanora: efa azonao v le coordonnées an'ilay neurochir faharoa ? andrasana izay heviny d hohita eo ny tohiny , tena delicat b mantsy ity cas n'i hasina kely ity !
63. papounette ( 15/09/2006 04:56)
Tanora:

papounette: aiza kay no misy anao aty tdago?
hoy enao oe omenao anarana neurochir hafa aho fa mbola tsy voaraiko le izy fa tsy hitako!azafady akia a!

Zany ve?naveriko nalefa any @ boite njy akia!:-*:-*

64. Tanora ( 15/09/2006 06:47)
misaotra be papou fa voaraiko tsara a!bonne journee!
65. danikely ( 15/09/2006 16:10)
tena mampalahelo io zaza io
66. Fiffi ( 15/09/2006 16:20)
adidy: administration'ilay hopitaly kah! raha mandalo assistante socialy indray mbola ho voarirarira eo ! efa nahita cas mantsy zah ary misy toerana fitsabohina zay ery Ambohibao raha hikarakara ny paps rehetra de misy olona avy any koa manaraka an'io zaza io raha toa ka lasa aty hiany !
67. adidy ( 15/09/2006 21:11)
fiffi: ka efa nanontany mihintsy ny assistante sociale aho momba an'io AME io fa tsy tafa mihintsy satria ny AME hono dia natao ho an'ny olona résident efa plus de 3 mois eto frantsa izay klandy ka sendra narary tampoka, anefa ny inconvénient noho ny lalanand-ra Sarko dia tonga dia fiché avy hatrany any @ pra ilay olona!
68. adidy ( 15/09/2006 21:49)
Noho izany ny solution tsy maintsy hatao izany dia mitady association caritative ireny hi-sponsa! Sao dia misy manana relation rotary na lion's any @ tanàna ianareo?
69. Fiffi ( 15/09/2006 22:35)
adidy: na misy aza ny lalana sarko an! mbola tafajanona ny "convention"
Ny AME dia convention ho an'ny firenena maneran-tany hoan'ny firenena sahala ny Dago ohatra ! io convention io tsy miditra @ lalana nataon'i sarko ! ny azy immigration tsy misy hidiran'ny convention d'état .
Hi-se renseigner hiany aho aloha sao misy hadisohana fa normalement tokony tsy misy idiran'ny lalana sarko mihintsy io.
70. adidy ( 16/09/2006 07:12)
fiffi: ilay izy ange tsy hoe tsy misy e! Fa fotsiny natao ho an'ny olona efa résu=ident + de 3 mois teto , immigré klandy tratra ny tsy nampoizina dia izay ilay mahatonga ny olona fiché avy eo! Fa anontanio ihany e! Ity cas n'i Hasina ity ange zavatra préparé mila accord préalable e!
71. Fiffi ( 16/09/2006 09:24)
adidy: tisa akia an! tsy natokana ho an'ny resident ny AME fa convention internationaly mihintsy ! mety ho possible hoe mahazo AME io resident io fa misy lalana mifehy ny convention ! haka renseignement aho @ Alatsinainy ary !
Ary raha ohatra ka miresaka mivantana @ MSF ? haka renseignement any koa aho (01.40.21.29.29) Mr Soligny
72. Tanora ( 16/09/2006 13:33)
misaotra indrindra ry zareo a!tena feno be ny fonay.
misy fanontaniana kely ity: mihinana dépaquine 75 gouttes i hasina ka efa nahalany 4 flacons zao.dia lasa misy eczéma be ny tarehiny.tsy mahazaka an'ilay fanafody ve izy kay azafady?
tao mahery be hono io fanafody io?
averinay indray eto ny fisaorana anareo rehetra namana.veloma indray...
73. Tanora ( 16/09/2006 16:36)
fiffi sy adidy ty misy rsgt raha mety ilaintsika:

Les personnes de nationalité étrangère qui ne résident pas habituellement en France et dont l'état de santé le justifie, peuvent, éventuellement et de façon exceptionnelle, bénéficier de l’Aide médicale de l'Etat (AME) à titre humanitaire :
- en cas d’accident ou de maladie survenant lors de leur passage en France (visa touristique, visa de court séjour) ;
- ou dans les situations où les soins médicaux ne peuvent être dispensé dans l’Etat dont la personne étrangère est ressortissante.

Dans ces situations, la demande d’AME est de la compétence exclusive du ministre chargé de l'Action sociale qui, seul, peut accorder le bénéfice de l’AME à titre humanitaire.

La demande d’AME, accompagnée d’un certificat médical, doit alors être adressée sous pli confidentiel (en précisant sur l’enveloppe "Demande d’AME exceptionnelle"), aux services de la DDASS pour instruction.
74. Fiffi ( 17/09/2006 06:09)
Tanora:
- ou dans les situations où les soins médicaux ne peuvent être dispensé dans l’Etat dont la personne étrangère est ressortissante.
io no efa nolazaiko tery ambony ! de io ilay hatao hoe convention !


75. adidy ( 17/09/2006 09:27)
Fiffi: ny problème eto dia médicalement io casn'i Hasina io batard izany hoe mety afaka mandà ry zareo hoe mety opérable any @ tanàna.
Fa dia raha afaka miantso an'io MR Soligny io ianao dia anontanio azy ny possibilité sy ny probabilité de réussite. Dia teneno eto ny valiny.
Rehefa efa nandinika ny cas AME accordé aho mantsy dia déjà ireo mpangataka betsaka ny efa eto , ary nisy ary ankizy kely cas na maladie de Hodgkin (cancer) efa taraiky vao nahazo an'ilay izy nefa ilay ankizy efa teto! Fa izany hoe tsy misy mangataka voatamaina aloha e!
76. Fiffi ( 17/09/2006 14:04)
adidy: zany hoe directeur-ny MSF i Mr Soligny fa toa tsy Dr an! fa hiantso hiany aho rahampitso de hametraka fanontaniana .:):-*
77. adidy ( 17/09/2006 15:27)
fiffi: OK:):-*
78. watafon ( 17/09/2006 16:07)
misaotra anareo roa e ! :-*
79. Tanora ( 17/09/2006 18:02)
misy fanontaniana kely ity: mihinana dépaquine 75 gouttes i hasina ka efa nahalany 4 flacons zao.dia lasa misy eczéma be ny tarehiny.tsy mahazaka an'ilay fanafody ve izy kay azafady?
tao mahery be hono io fanafody io?
80. adidy ( 17/09/2006 18:12)
Tsy azo ajanona mihintsy ny ttt par dépaquine fa tohizo foana! Na misy eczéma aza izy asio crème grasse ohatra huile d'amande douce. Ny tanjona dia mihena ny isan'ny fanintona mahazo azy, satria na mihinana fanafody aza ange mety mbola mifanintona! Fa raha mihena ny isan'ny crise anatin'ny herinandro na isam-bolana dia équilibré izany ny ttt ka fady ny manajanona azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887