Microcephalie

41. watafon ( 11/09/2006 18:39)
tanora:tokony hiverina any ianareo satria enao zao efa mbo mahalala misimisy kokoa @ aretin'i hasina ! d ho hita eo izay hambarany,araka ny voalazan'i adidy d tsara ho fantatra oe inn ny tombony azo raha atao ny fandidiana ? matetika koa aloha ny chirurgien d ny handidy ihany ny ao an-tsainy e! ary efa mba ahoana kosa aloha ny hevitry ny pediatre sa mbola tsy nijery nareo ?
adidy: marina ny voalazanao nefa izay no hiainana alou amzao, tena mbola tsy ampy mihitsy ny réanimateur eto amintsika e! indrisy !!!
42. adidy ( 11/09/2006 19:36)
watafon: tsy tsikera akory ilay izy fa mampalahelo e! Nefa fantatrao tsara fa na réussite aza ny opération rehefa tsy misy réa tsara sy fitaovana dia very maina! T@ izay tany Dago teo nisy ankisy kely havana nanao hémorragie dia tany @ réa fa kivy ratsy aho mieritreritra hoe 700000FMG/j ny fanafody, manomboka @ sérum, na ny doliprane aza
43. Tanora ( 12/09/2006 14:00)
watafon sy adidy: miarahaba anareo, tafaresaka t@ neuro nizaha any hasina aho omaly, taty andafy izy naka rivotra ,de gaga aho fa tsy nisy nieritreritra hoe mety microcephalie no mahazo any hasina,cranio sy atrophie foana no hevitry zareo,io neuro io no nandà ny operation , aleo miandry hoy izy,prof clement no nazoto handidy, lafo dia lafo fa 32million hoy izy,io no nampikoropaka anay,efa nahita pediatre tokoa zahay, izy koa nilaza fa tsy mila operation ny cas-ny hasina,zao zany vao milaza i dr naina(neuro) fa tsy mila operation tokoa hasina, mahakivy be zany rehetra zany,marina fa tsy misy réa ara-dalana eto hafatsy any @ policlinique ilafy,vidina lafo io,azo atao ny mijery any prof clement, d aona refa avy eo?hilazako vaovao nareo e!fa azo operena marina ve ny microcephalie sa aona?toa mikorotana b ny saiko zany ka!
44. papounette ( 12/09/2006 14:41)
:DManaôna daholo ô!zao vô tonga de mialatsiny e!:oops:
Tanora:
Ccmh=31.9g/l angamba aki io fa tsy 319g/l:midika io fa nisy anémie kely ny zàzà tamin\'ny vao teraka.
Neutrophile inférieure à la normale:midika fa nisy exposition vraie ny zàzà soit tamina inféctions virales na parasitaires(rubéole na toxop)tao anaty kibo.
Urée sy ny Créatininémie de matetika angatahina mba hijerevana hoe manao aôna mande tsara ve ny rein\'zàzà rehefa manao rénimation zàzà.
Ny présence n\'Igg ary ny positivité ny IgM de midika hoe au contact ny toxoplasmose le zàzà tany ambohoka.
PC=32cm à la naissance ho ana zàza 3kg 200 à la naissance alo de kely ihany ny fahitako azy satria normalement tokny 33cm-37cm.Ka mety io angamba no nanova ny présentation\'ny lohany zàzà au moment du travail.
Ny filazanao azy(09 mois,4.800kg,61cm,tsy minono...etc)hitako tena tara be.Mieritreritra zà hoe mety manao Infirmité Motrice Cérébrale.
Tsy hoe manakivy aki zà an fa mba milaza ny fahitako azy fotsn.
Raha ny eritretro manokana de mitovy hevitra @le Prof tany Hopital Necker sy Adidy zà.Tsy didina fa aleo manao réeducation dieny zao mba ahafahany mahaleo tena rehefa lehibe izy.
Raha tsy izany,aleo maka ny avisna Neurochir hafa fa tsy maninn.Alefako any @njy ny coordonéesny raha ohatra mi-intérésser anjy.
De eo nareo maka décision hoe aôna na aôna.
Zany an!
Bon courage aki an!:-*:-*
:oops::lol:mialtsiny mialoha t@ teny variaminanana.
45. Tanora ( 12/09/2006 15:17)
tonga soa papounette!efa kivy aho hoe very namana aho!fa zany ange no tena tokony ataon'reo doc reo e! maninona raha avy dia lazaina daolo, azavaina, fa ra tsy doc ny olo de tsy afaka hi-kompra zay lazaina?tena mba tsara raha tsy manafina ninoninona ry zareo, raha tsy nisy anareo zany d nihanahana teo, te ahalala nefa tsy afa-manoatra,papounette a! tena ilaiko io adressena neurochir io fa mba omeo ahy akia azafady a! tena misaotra betsaka fa tena manana namana tokoa,vao teraka t@ maraina koa le rahavaviko;somary sahirana kely zahay fa ezahako jerena au + vite io doc io! merci encore!
46. adidy ( 12/09/2006 17:05)
tanora:nandefa hafatra ho anao za!
47. watafon ( 12/09/2006 20:50)
tanora: d itantarao vaovao foana ary zahay e! k rehefa ny neuro sy ny pédiatre anie zany no milaza fa tsy tokony didina d za aloha mi-respecter an'izay e! :-*
adidy: tena mampalahelo mihitsy akia an !
papounette: tonga soa ndray ô ! :-*
48. papounette ( 13/09/2006 05:38)
:DMisôtra betsaka ô!
Tanora:nalefako any boîtenjy ny coordonnésn'le Neurochirurgien hafa.
:-*:-*:-*ho an'ny namana rehetra.
49. adidy ( 13/09/2006 21:23)
Izao ry reto a! Tsy mahita tory aho mieritreritra ny cas ny zanak'i Tanora! Ka inona ary no azontsika namana hifanampiana hikarakarana azy? Raha ny examen complémentaire sy ny avis rehetra mety hilaina aty izany mety ho vitako, ny fikarakarana ny taratasiny @ hébergement sy ny hébergement koa izany azoko atao, fa eo @ hoe raha misy opération ihany dia ahoana no atao zany no ho problema dia ny frais ndry zareo mankaty! Hevitra atsipy ny ahy.
50. Fiffi ( 13/09/2006 22:24)
adidy: na dia eo hiany aza ny lalana zay navoakan'i sarko momba ny AME (aide medicale de l'état) ny zavatra mba fantatro aloha dia misy cas tsy azo lavina mihintsy fa mahazo an'io . Ohatra prioritaire ny zaza mbola latsakin'ny 5 taona ka tsy vitan'ny any dago ny operation ! zany hoe miankina @ zay lazain'ny Dr nanaraka sy nitsabo azy hiany no ahazahoana an'io AME io .
51. Tanora ( 14/09/2006 11:38)
fiffi : misaotra manome fanazavana.
adidy sy papounette : misaotra betsaka koa fa voaray ny hafatra nalefanareo.tena namana tokoa nareo @ fanampiana.i hasina moa dia voan'ny sery zao.rehefa misy mahazo azy dia ela ela vao sitrana izy (sery, koaka...)
mety misy hifandraisana @ le valina analyses ve ireo kay adidy azafady? raha sery ohatra dia 3 erinandro vao sitrana.veloma indray.
52. Tanora ( 14/09/2006 13:27)
adidy:tena misaotra betsaka arapo aratsaina aki a! tsy ho voavalinay ny ataonareo aminao zao,raha tsy nisy anareo,wata, papounette dia tsy nahalala ninoninona akia zahay,manome vao2 aho raha vao misy fa mbola hijery neurochir, fa tsy azo resahina hanao evacuation moa ny aty dago?fa lay noteneninao moa toa mbola tsy azoko ny adresse-ny ?
53. Tanora ( 14/09/2006 13:28)
nisy olona zay nitsabo cancer tany lille, efa lehibe izy, vehivavy, fa ny azy cmu fa tsy ame raha tsy diso aho,
54. adidy ( 14/09/2006 14:17)
manao ahoana daholo.
Fiffi: ahoana ny démarche atao ahazoana an'io AME io?
Tanora: tsy misy isaorana akory fa mbola miady isika izao! Mety hoe normale ihany raha elaela izy vao sitrana satria ny immunité mety faible kokoa! Raha tsy diso aho t@ analyse de sang nazavain'i papounette toa ambany kokoa ny neutrophile-ny'raha tsy diso aho).
Aleo samy mieritreritra dia miteny eto izay mahita hevitra!
55. adidy ( 14/09/2006 14:51)
hevitra hafa koa: mangalà 2ème avis any @ ilay neurochir atoron'i Papounette dia rehefa 2 avis neuro chir kosa ve no miteny hoe opérable dia lasa izao! En attendant efa atao daholo ihany ny démarche!
56. papounette ( 14/09/2006 15:00)
adidy:

Izao ry reto a! Tsy mahita tory aho mieritreritra ny cas ny zanak'i Tanora! Ka inona ary no azontsika namana hifanampiana hikarakarana azy? Raha ny examen complémentaire sy ny avis rehetra mety hilaina aty izany mety ho vitako, ny fikarakarana ny taratasiny @ hébergement sy ny hébergement koa izany azoko atao, fa eo @ hoe raha misy opération ihany dia ahoana no atao zany no ho problema dia ny frais ndry zareo mankaty! Hevitra atsipy ny ahy.

Tena fisaorana erampo eratsaina aki Adidy @zany fandavantena sy fanampiana be zany.Faly be aki zahay maheno fa afaka mifampitsinjo isika rehetra zay mpinamana ato @ serasera indrindra rehefa misy namana anaty sarotra ohtra ny mahazo an'Tanora zao.
Aza matahotra aki njy a,raha mbola resaka craniostenose,hydrocéphalie,certaines cas de tumeur de vitan'ny Neurochirurgientsika aty tsara na de zàzà kely aza.En connaissance de cause aky za milaza an'zany.
Ary ankoatran'zay,manana très bon réanimateur ko tsika.
Tsy aleo ve tsika miandry zay décisionsn'Tanora avy any @Neurochirurgien de ho hita eo zay tokony hatao.
57. adidy ( 14/09/2006 15:32)
papounette: mahatoky aho rehefa hoy ianao hoe vita an'izany! Tsy ilay eo @ connaissance technique no atahorako any an-tanàna fa ilay eo @ fitaovana e!
Fa raha sery vitan'anamalaho ve moa hilana vantotr'akoho!
Tsy misy isaorana akory fa fifanampiana daholo ange ny fiainana e!
Fa dia miandry ny décisionn'i Tanora izany isika na ny any na ny aty!
58. Tanora ( 14/09/2006 15:37)
papounette: aiza kay no misy anao aty tdago?
hoy enao oe omenao anarana neurochir hafa aho fa mbola tsy voaraiko le izy fa tsy hitako!azafady akia a!
59. Tanora ( 14/09/2006 15:40)
ka niandry ny tany @ papounette aho vao maka RDV fa sao mifanosina,ary
60. Fiffi ( 14/09/2006 17:29)
adidy:
Fiffi: ahoana ny démarche atao ahazoana an'io AME io?
adidy: ny démarche hatao ahazahoana an'io de zao:

-Ny Dr mitsabo an'le zaza dia tokony manao ttsy milaza "attestation" hoe tsy voatsabo any dago io zavatra mahazo an'io zaza io !

-io attestation io dia hampiarahana @ dossier medikaly rehetra ary hentina eny @ hopitaly na aiza io na aiza satria decision iray hiany no valiny azo.

-Dia tokony avy hatrany dia handeha io fa tsy misy fihandrasana intsony satria prioritaire ny zaza latsakin'ny 5 taona.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1681