Microcephalie

81. Tanora ( 17/09/2006 18:15)
adidy:mazava tsara fa misaotra betsaka indrindra,
82. Tanora ( 18/09/2006 11:22)
adidy : ony oa, t@ nanomboka niakatra ny isan'ny gouttes (50 lasa 75) dia tsy nifanintona intsony i hasina.t@ janoary zao no nisy crise farany.tena potika anie zao tarehiny zao e.mampalahelo be ny mijery azy.hoy le ostéophate oe ohatran'ny voan'ny torticoli kely izy (manana tendance mitodika aty @ ankavanana)dia feno plaque moa ny tarehiny.
83. adidy ( 18/09/2006 11:32)
Jereo miaraka @ dokoterany ilay izy e! Fa aza ajanona na ahena tampoka! Ilay hoe manana tendance mitodika ankavanana dia izay no hi-stimuler-na azy any @ côté opposé.
84. papounette ( 18/09/2006 12:35)
Tanora:

misy fanontaniana kely ity: mihinana dépaquine 75 gouttes i hasina ka efa nahalany 4 flacons zao.dia lasa misy eczéma be ny tarehiny.tsy mahazaka an'ilay fanafody ve izy kay azafady?
tao mahery be hono io fanafody io?


Aza matahotra njy fa ny Dépakine tsy manome crisen'éczéma mihitsy akia.Hafa mitsy ny effets sécondaires et indésirables aterany.
Niteny ndry tary ambony hoe voan'sery lava Hasina de ela be vao afaka,ndry androany niteny hoe nanao éczéma zàzà de eo @ tarehy.De nieritreritra a hoe sao d'origine allergique le izy raha ohatra ka miresiste @ Otrivine etc....
Satria raha izany de mety manao an'le Eczéma constitutionnel du nourrisson ny zanak'ndry na le Eczéma atopique no filazany Dr azy.Matetika sur terrain allergique no miseho le izy de zaza anelanelany 03 mois sy 02 ans no tena voany.
Manomboka eo @
tarehy le izy,mahazo ny pommettes sy ny handrina.Fa ny hodidoha,ny volokiky,ny orony,paupières ary plis2 rehetra tsy misy.
Mangidihidy be izy io,tena menabe,ndraindray mandranoka ka mila tandremana sô de manao infection.
Miverimberina be le izy an,fa rehefa mahazo traitement tsara tsy maninn,fa mety rehefa 01 an mahery any Hasina vao tena afaka io.
Le huile d'amande douce le lazainy Adidy atao an de mandehana mankany @ Dr fa misy fnfd ahosotra zay any fa tonga de soulager ny zàzànjy.
Mazotoa e!:-*:-*

85. Tanora ( 18/09/2006 13:17)
adidy, papounette: efa naka rdv any @ dokotera zahay fa mba tiako nanontaniana anareo koa le izy dia misaotra indrindra.tena betsaka le mahazo an'i hasina.zao izy zao mitohina be foana nefa misotro rano sy jus de tomaty 200 ml isan-andro.
sahirana be le zaza dia manao suppo cristal foana foana.ho anontaninay an'ny dokotera mijery azy moa zany fa mba manome vaovao anareo koa.veloma:-*
86. Tanora ( 21/09/2006 11:46)
salama daholo nareo ô.
manome vaovao kely anareo zahay.manao séance de kiné sy ostéophate zahay zao fa efa niteny i Pr Josoa oe tsy milà dinina i Hasina.
adidy : voaray ny hafatra misaotra indrindra ho tahin'Andriamanitra!
87. Tanora ( 22/09/2006 16:59)
manao aona daholy isika e!nitsikitsiky kely i hasinantsika de faly be za de mbo tiko nozaraina aminareo namako e .inona ny vaovao nareo rehetra any e?
88. adidy ( 22/09/2006 19:29)
Tsara izany fa stimuler-o foana izy! Resahana foana! Asiana kilalao ilay manenoneno ireny eo akaikiny! Apetraka eo @ kibo mba hanarin-tena , asaina manakatra kilalao: baolina etc...
89. watafon ( 23/09/2006 15:19)
tanora:mahafinaritra ny mahare izany vaovao tsara zany k! tohizo foana ilay kiné sy ny fampilalaovana azy e! :-* courage foana !
90. Tanora ( 27/09/2006 15:03)
manaona e!!!!toa tsy nisy vaovao avy taminareo tsony???
91. fijo ( 27/09/2006 21:17)
azafady ry tanora,any mahajanga an ireny zaza somary marefo ireny,dia alevina anaty fasika hatreo amin'ny kibony na valahany;dia mody rebirebena eo izy,dia mihezaka manenjika sy mitana le matany iny hitsangana.fa tena manamafy ny lamosina sy ny tapay ambany io
92. watafon ( 28/09/2006 15:46)
tanora: eto ihany akia an ! tsy manadino velively k !na za kou aza mba miandry vaovao e! d manao ahoana aloha i hasina kely zay e ?
93. Fiffi ( 28/09/2006 19:21)
fijo: hummm! tsy ratsy indray zany an! nefa toa raha jerena io zaza io toa tsy ho afaka hatao an'zany ?
94. tisera ( 02/10/2006 06:32)
tara indray aho t@ ity dinika ity fa mafy ny mahazo an\'i tanora @ fiatrehana ny fitsaboana an\'i hasina fa dia mankahery lalandava ary midera ny herim-pon\'i tanora fa tena matanja-tsaina be !:-*:-*:-* dia mankasitraka ny namana rehetra mifanampy eto @ toro-hevitra ara-medikaly sns:)=D=D... fa nisy ankizikely izay roa taona lasa saika nodidiana tany la Réunion resaka neurochirurgie koa fa ny Terre des hommes no niantokany lany rehetra: asa na mbola manao ny fanampiana ny any dago ny terre des hommes izao. Nanao ahoana ilay MSF fiffi ? (médecins sans frontières ve io? Toa naheno aho mantsy hoe efa tsy manao asa any dago intsony rizareo? sa hoe ny dokotera-ny fotsiny sisa no tsy mankany?
mirary soa ho an\'ny rehetra indrindra ho an\'i tanora sy hasina kely:)
95. Tanora ( 02/10/2006 11:25)
manao aona daolo,tena misaotra an'i tisera fa anontany hoe zahay an'io terres des hommes io, tsy mbola nahare io zahay ka!tahin'ny Tompo daolo anie ny namana rehetra,mafy ka mafy fa adidy e! ny fitiavan-janaka koa mahazaka maniraka!
96. tisera ( 03/10/2006 07:21)
:)ié! hiezaaka hanontany ny olona mahafantatra ny ray aman-drenin'ilay ankizy aho . Rizareo mantsy tsy ao tana renivohitra akory no mipetraka fa mbola any ambanivohitra Anjiro ka mety ho elaela aho vao mahazo ny valiny fa holazaiko eto raha vao mahafantatra aho. dia mahereza hatrany é! ho tahian'ny Tompo!
97. Tanora ( 06/10/2006 16:24)
mahereza mivavaka ry zareo ! ity fiainana tiy naie ka mandalo e!aza mora kivikivy amin'ny fiainana e! bizou daholo! Tanora tsy manadino
98. tisera ( 12/10/2006 15:30)
tanora :-*:-*:-*
99. Fiffi ( 13/10/2006 16:44)
Tanora: ^:^=D:-*
100. Tanora ( 14/10/2006 11:18)
manao aona daholo, elaela aho tsy niresaka fa sahirana kely momba any hasina, salama tsara izy, marina fa oh ny milempona be ny andriny fa manampy azy tsara ny kiné, efa misy fivoarana be ny psychomoteur zao,efa lasa be tomany hasina,matory tsara fa oh be loatra indray ny fahitako azy fa @ 10 atoandro foana vao mifoha,ianareo rehetra manao aona daolo?adidy koa tena manampy anay betsaka,misaotra daolo dia ho tahin'Andriamanitra mandrakariva daolo,:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0955