Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boubounezy ( 31/08/2006 11:13)
vendredi menu du jour
tena miala tsiny @nareo fa somary tara fa nisy nanahirana!^:^ akoho mendy asio sira poivre ny feany akoho andeso otrany manedy frity, refa masaka @ ilainao azy dé vita izy zay rou matsatso: m... tohiny
baomijijy ( 31/08/2006 11:05)
pazzapa
de mahagaga mits isika mpijer @ty emission TV ty ka, ny oul tsara toetr sy mahay mihira tsy mba fidiantsika mits ( i vahatra io ) fa de naleontsika justin, eny e zay tokotran le we zy tiako iany io, t... tohiny
novalian'i bozycate ny 07/09/2006 13:25
rabeflorian ( 31/08/2006 10:27)
Mangataka fiaraha-miasa hitory ny Filazantsara
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'I Jesoa Kristy. Manana asa lehibe ho fitoriana ny filazantsara izahay ary hatomboka amin'ny fitoriana ho an'ny mpiara mivavaka sy ny iray tanàna izany a... tohiny
novalian'i prime ny 07/09/2006 11:15
tafita ( 31/08/2006 10:22)
Teraka Alakaosy
Fiteny henoko matetika raha te-hilaza ny olona ratsy vintana io fiteny hoe Teraka Alakaosy io Inona no antony sy dikany fa tena tsy mazava amiko e Raha mba misy afaka manome hevitra kely momba i... tohiny
novalian'i booboo ny 07/09/2006 14:24
tsanga ( 31/08/2006 10:01)
mitady fanafody
sao de misy mahita fanafody antsoina hoe sporanox fa ilaina maika eto mada e efa tsy fampiasa sao misy matahiry... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 11:49
LazaDaddy ( 31/08/2006 08:45)
sitomiko ny teniko
Azafady rey olona fa diso ilay teny fanaoko hoe "maloto ny politika". Ho fanitsiana an'izany fahadisoana izany dia izao no ambarako: [b]Loto ny politika[/b] Samihafa tokoa mantsy ny maloto sy ny ... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:42
mika117 ( 31/08/2006 08:23)
mpisandoka tany
ahona no mba heritreritrareo ;momba reo mpisandoka tany;Misy tany tsy azo hamidy dia hamidin_dry zareo;oh hoe mbola lova ;maro ireo olona no efa tratra ka mahatsiaro mandraingirangy mihitsy;miakatra t... tohiny
novalian'i booboo ny 31/08/2006 10:11
papounette ( 31/08/2006 08:07)
Ombay mitady
Manôna daholo,ny zandriko ry namana isany mba mitady stage @ resaka informatika.2è année @resaka(inn mo izy iny e)misy resaka maintenance et programmation zay le izy fa tsy tadidiko.:oops::oops:Hi!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 08:42
hery ( 31/08/2006 07:42)
Rolland Ratsiraka: Toamasina aloha jerena
Resaka nandeha... [quote=Boana Mafilou] Henoko fa hoe hirotsaka ho filoham-pirenena i Rolland Ratsiraka. Angamba mitondra ilay anarana "Mahagaga", ka mety hanam-bitana tampoka. Kanefa hoy aho hoe,... tohiny
novalian'i genevieve ny 04/10/2006 17:57
Fiffi ( 31/08/2006 07:29)
Kitro , Votsy , Nofo kely .
Hono hoa ry zareo , inona kay no mahatonga an'ireny kitro , votsy , na nofo kely maniry ireny ? Inona no fanafody na fomba hanalana azy ? Misy nofo kely zay eto @ tanako , ohatran'ny hoe manir... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 16:17
soanja ( 30/08/2006 20:04)
Ambasady
Hono hoy aho inona no tena mba asan'i Ambasady ny fantatro fa io ve no solon-tenan'ny fanjakana aty ivelany. Tsy izany mantsy fa toa betsaka ny zavatra tsy vita ao rehefa mba misy ilana azy fa dia mil... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 12:30
Herimiafina ( 30/08/2006 18:00)
Fanjava - tsy lahosany
Mitady: 1-Tonokira. 2-Hira raha azo omena na ampidirina RVG. Efa notadiaviko tao amin'ny tononkira fa tsy hitako. Misaotra mialoha.:wink::^)... tohiny
novalian'i cutie ny 02/09/2006 10:44
soanja ( 30/08/2006 16:49)
Ipod
Ianareo ve mba adalana Ipod? zah manko tena tsy laitra akifika amin'io mihitsy. Hatramin'izao aloha raha nisy zavatra tsara namboarin'olombelona tena anisan'ny nahasarika ahy dia io. Vetivety USA-Mada... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 11:29
pissoa ( 30/08/2006 15:50)
Mitady tononkalo (indray) zah
Manahoana o Raha mba misy mahay ito tononkalo ito dia mba atoroy zah :oops: Sombintsombiny no haiko, fa sady tsy haiko na ny mpanoratra na ny lohanteny :oops: Misy hoe [i] [tsy haiko] Er... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/12/2006 18:59
dolby ( 30/08/2006 12:16)
Izay mahihatra ihany ve no lany be ?
Raha hahavitana economie be mety ho interessant ihany, asa aloha. Jerijereo ihany ary aloha itony sao mahasoa : http://lesradins.com/index.php... tohiny
novalian'i Kadoda ny 10/10/2006 14:57
dolby ( 30/08/2006 10:15)
Rehefa miteny hoe je t'aime
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe [b]"je t'aime"[/b] zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny.... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 21/09/2006 14:16
dolby ( 30/08/2006 10:11)
Milaza zavatra betsaka ny fomba fihaingo
Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray. Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo ha... tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 14:01
HESHA ( 30/08/2006 10:07)
FIZARAM-PANANANA
Salama daholo. Mba saika hanontany aho hoe inona no voalazan ny lalana mikasika ny fizaram-pananan'ny mpivady misaraka. Inona avy ny procedure arahana. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Jahoh ny 28/04/2026 05:21
HESHA ( 30/08/2006 10:00)
organisme fitadiavana bourses d'etudes
Salama daholo. Ho anareo ray amandreny efa manan-janaka lehibe ka mitady bourses na hafa, mba jereo ihany ity takelaka ity sao mba mahasoa. [url]http://www.ueac.org/?code=11563238393301 tsy haiko n... tohiny
novalian'i HESHA ny 12/09/2006 08:16
mioucool ( 30/08/2006 08:43)
forum vaovao momba an 'AmbondronA fotsn
manaona daoli o!! zao lé iz e!! forum vao2 ar hafa mits satri AmbondronA fotsn no resaana ao!! d ty lé adresse :ambondrona.myrealboard.com d mi s'enregistrer fotsn d mametrak sujet zé tina resaa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6882