Ampidiro aloha ny tenimiafina
sitomiko ny teniko
1. LazaDaddy
(
31/08/2006 08:45)
Azafady rey olona fa diso ilay teny fanaoko hoe "maloto ny politika".
Ho fanitsiana an'izany fahadisoana izany dia izao no ambarako:
Loto ny politika
Samihafa tokoa mantsy ny maloto sy ny loto. Toy ny maha samihafa ny lamban-jaza misy tay sy ny tay.
Ho fanitsiana an'izany fahadisoana izany dia izao no ambarako:
Loto ny politika
Samihafa tokoa mantsy ny maloto sy ny loto. Toy ny maha samihafa ny lamban-jaza misy tay sy ny tay.
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:42
3. HESHA
(
31/08/2006 10:09)
ra misi ni madio tsi maintsi misi ni maloto e, tsi olana io.
Mba ni politika alou zani ni antsika eto no loto mandoto fa tsi maloto ho sasana
Mba ni politika alou zani ni antsika eto no loto mandoto fa tsi maloto ho sasana
4. hery
(
31/08/2006 10:22)
Angamba tsy ny fahafantarana ny tena atao hoe Politika no mahatonga an'i LazaDaddy hiteny an'io :-)
Ny politika mantsy dia tsy io ataonareo io (raha io tokoa dia tena maloto)
Fa ny politika (avy @ teny Grika hoe Polis midika hoe tanàna http://fr.wikipedia.org/wiki/Politique sy http://en.wikipedia.org/wiki/Politics ) dia ilay fomba fandrindrana ny mpiara-monina. Izany hoe ny olona manao politika dia olona mikatsaka izay hahatsara ny tanàna sy ny mponina ao. Koa tsy hitako hoe inona no maloto amin'izany.

5. Fiffi
(
31/08/2006 10:27)
hery:raha tsy zany ve natao fitenenana mihintsy hoe "ceux qui n'aiment pas la politique , font de la politique " de tsy hitako hoe aiza ny loto @ zany ?
Koa tsy hitako hoe inona no maloto amin'izany.
6. LazaDaddy
(
31/08/2006 10:49)
hery:tsiky tokoa dia ampy ry Hery, fa ny fampifangaroana ny fahadiovana sy loto no nahatonga anao niteny an'io :)
Ny politika mantsy dia tsy io ataonareo io (raha io tokoa dia tena maloto)
7. ravatorano
(
31/08/2006 11:50)
io zany ilay politika sy polifika e
ny politika ilay fandrindrana sy fanatsarana ny tanan sy ny fiarahaminona fa ilay polifika kosa dia fitadiavan tseza sy fitaovana iray entina hampitomboana ny harena ananan'ny tena na ny fianakavian n'ny tena.

9. pissoa
(
31/08/2006 13:37)
Fa ny politika (avy @ teny Grika hoe Polis midika hoe tanàna http://fr.wikipedia.org/wiki/Politique sy http://en.wikipedia.org/wiki/Politics ) dia ilay fomba fandrindrana ny mpiara-monina. Izany hoe ny olona manao politika dia olona mikatsaka izay hahatsara ny tanàna sy ny mponina ao. Koa tsy hitako hoe inona no maloto amin'izany.K'efa hoe tsy maloto fa loto ... mety hoe loto madio :roll::-D:-D:-D
Fa zah mahita misy ny politika maloto fa tsy hoe loto akory ny politika.
10. prime
(
31/08/2006 14:13)
Tena lasa filôzôfa daholo nareo an... O ry Laza a, aza ampianarina ho olon-kendry ho'aho ny olona fa lasa tsy azo aby raha lazainy...:°):-D:-D
11. vetsoko
(
31/08/2006 14:34)
ny pratique politique sy ny pratiquant no maloto indraindray fa ny politique au sens propre ,madio io
13. kitjo
(
31/08/2006 17:30)
politika dol na ny fitadiavana hanin-kohanina aza fa rehefa @fomba amdio tsitako izay olana,
na ny fomba fampidirana sakafo ao ambava aza politika!
na ny fomba fampidirana sakafo ao ambava aza politika!
14. hery
(
31/08/2006 17:37)
Raha ohatra aloha ka ilay hoe loto ny politika ka tsy tokony hanao politika dia tena fomba fitenin'ny mpanao polifika mihitsy. Amin'izay mantsy dia izy irery no afaka mandamina ny afera fa ny olona dia hizaka ny vokany fotsiny.
Ao anaty mangidy no misy ny mamy
Ao anaty loto no misy ny madio? :wink::-D:-D:-D
Ao anaty mangidy no misy ny mamy
Ao anaty loto no misy ny madio? :wink::-D:-D:-D
15. Fiffi
(
31/08/2006 18:03)
:-D:-D:-D iny indray no mbola tsy hitako hoe ao anatin'ny loto no misy ny madio ! :-D:-D
16. LazaDaddy
(
01/09/2006 04:53)
tsy ho tsapanareo ny fahamarinan'io teniko io raha mbola ao anatiny ianareo :)
18. prime
(
01/09/2006 11:41)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/no.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/jesuisdehors.gif[/IMG]
20. fijo
(
01/09/2006 21:59)
ka lazao ary hakana ohatra hoe aiza no misy politika lazaina fa madio,ary aiza izy no lazaina fa maloto.
raha tsy izay lantsy dia marina io tenin'i hery farany io.lotoin'ny mpanao polifika ny politika ahafahany mamikavika irery.
raha tsy izay lantsy dia marina io tenin'i hery farany io.lotoin'ny mpanao polifika ny politika ahafahany mamikavika irery.