Mitady tononkalo (indray) zah

1. pissoa
(
30/08/2006 15:50)
Manahoana o
Raha mba misy mahay ito tononkalo ito dia mba atoroy zah :oops:
Sombintsombiny no haiko, fa sady tsy haiko na ny mpanoratra na ny lohanteny :oops: Misy hoe
[tsy haiko]
Erika mifafy, kotroka eny ho eny
Sento mifamaly, tsy an-kiteniteny
Tafon-trano kely mando takariva
Fo manganohano sy aina miahiva
[tsy haiko]
Maso te hatory, aina tsy tafandry
Eritreritra ory, saina sasa miandry
Itony kosa ary no inona, re roy?
Areti-maharary nefa tsy mba foy.
[tsy haiko]
Misaotra o.
Raha mba misy mahay ito tononkalo ito dia mba atoroy zah :oops:
Sombintsombiny no haiko, fa sady tsy haiko na ny mpanoratra na ny lohanteny :oops: Misy hoe
[tsy haiko]
Erika mifafy, kotroka eny ho eny
Sento mifamaly, tsy an-kiteniteny
Tafon-trano kely mando takariva
Fo manganohano sy aina miahiva
[tsy haiko]
Maso te hatory, aina tsy tafandry
Eritreritra ory, saina sasa miandry
Itony kosa ary no inona, re roy?
Areti-maharary nefa tsy mba foy.
[tsy haiko]
Misaotra o.
novalian'i pissoa ny 08/12/2006 18:59

3. Fiffi
(
30/08/2006 17:55)
pissoa: tsy haindry hoe tononkalon'iza ? ohatra fotsiny io an! na hoe efa ela ve ? sa vao2 ?

12. fdravel
(
08/12/2006 16:46)
"Ny andron'ny fahazazana" hirain'i Monique io hira io. Misaotra mialoha ê !:)