mitady fanafody

1. tsanga ( 31/08/2006 10:01)
sao de misy mahita fanafody antsoina hoe sporanox fa ilaina maika eto mada e efa tsy fampiasa sao misy matahiry
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 11:49
2. Fiffi ( 31/08/2006 10:35)
hummm ! fanafody "sous contrôle médical strict" na aty ivelany aza tsy ahazo an'io raha tsy eny @ hopital nefa moa sao de misy nitahiry marina any ?
3. boubounezy ( 31/08/2006 11:31)
ary ra sanatry ka maninn2 lé oull nomena io fanafody io? dé inn ny mety ahazo lé nanomé?? tsy wé akory tsy teanampy fa ra manana io fanafody io ka sûr fa avelona oull tsisy arakaraka tsy misy maratsy anizany:-*
4. diamondra27 ( 31/08/2006 12:23)
jereo tsara so lany daty
5. tsanga ( 31/08/2006 12:23)
efa mpihinana io izy fa lany de mitady hiverina indray le aretina ka mila fanampiana e.
6. Fiffi ( 31/08/2006 14:40)
ka raha mihetsika indray , maninona raha tsy manantona an'le Dr nitsabo sy nanome azy an'io fanafody io ?
7. kitjo ( 31/08/2006 17:40)
raha misy ordonnance mazava ve dia tsy ahita mhitsy?
raha miresaka amina pharmacie dia manafatra

ao @ Mpitsabo Mikambana betsaka fanafody tsy fahita ireny koa anontanio ihany raha misy ny taratasin'ny Dr
8. Fiffi ( 31/08/2006 18:27)
tsanga:
sao de misy mahita fanafody antsoina hoe sporanox fa ilaina maika eto mada e efa tsy fampiasa sao misy matahiry
tsanga: diniho hiany aloha raha ohatra ka mahita an'io fanafody io an! satria ianao milaza fa tsy fampiasa an!
Ka raha tsy fampiasa intsony manko io fanafody io de misy antony lehibe an! Fa ny tsara hoa de manantona an'le Dr nitsabo azy fa ahazo fanafody equivalent an'io izy an!


9. boubounezy ( 01/09/2006 00:37)
marina mintsy io teniny fiffi io ka!
10. LazaDaddy ( 01/09/2006 01:35)
fiffi> fanafody mbola vokarina mihitsy io ka (USD 150).

tsanga>
- Ento any @ pharmacie ny taratasin'ny dokotera
- Dia ny pharmacie any no iangavio hanafatra ilay fanafody @ pharmacie aty ivelany. (Ilazao izy hanafatra avy ao Maorisy fa ao no haingana kokoa).

Mirary fahasitranan'ny "fery" soa aman-tsara ho an'izay marary.
11. Fiffi ( 01/09/2006 06:48)
ka hoy i tsanga hoe tsy fampiasa intsony koh!
12. xxx ( 10/09/2006 22:19)
http://www.canadaretaildrugs.com/sporanox.html

io ve izany fanafody izany ? toa lafo be koh....
13. Fiffi ( 11/09/2006 11:49)
tena lafo be marina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3424