mpisandoka tany

1. mika117 ( 31/08/2006 08:23)
ahona no mba heritreritrareo ;momba reo mpisandoka tany;Misy tany tsy azo hamidy dia hamidin_dry zareo;oh hoe mbola lova ;maro ireo olona no efa tratra ka mahatsiaro mandraingirangy mihitsy;miakatra tribunal nefa ny volanao ihany koa no lanin'ny avocat eo ;fa ny tany tsy hazonao ;ny vola be nividianana azy tsy miverina;ny tany miverina @ tompony;ka asa izy ity fa efa ataondry zalahy fitadiavambola fotsiny;ka mampatahotra ihany rhf hividy tany ka tandrema ry zareo;asa inona no vahaolana @ izany??:?:
novalian'i booboo ny 31/08/2006 10:11
2. diamondra27 ( 31/08/2006 09:26)
misaotra anao mampandre sy manome fampitandremana
3. Fiffi ( 31/08/2006 09:33)
tena misy tokoa ireo mpisandoka hoe tompon-tany ireo ! efa betsaka ny zavatra niseho t@ ireny ary tena nampalahelo mihintsy ny tompon-tany fa sady lany vola no indraindray tena tsy nahazo rariny akory ka samia mailo !
4. booboo ( 31/08/2006 10:11)
lé misy mpandova boooobaka koa terrible rehefa hividy a ! :^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5285