Ipod

1. soanja ( 30/08/2006 16:49)
Ianareo ve mba adalana Ipod? zah manko tena tsy laitra akifika amin'io mihitsy. Hatramin'izao aloha raha nisy zavatra tsara namboarin'olombelona tena anisan'ny nahasarika ahy dia io. Vetivety USA-Mada rehefa manana an'io mantsy.
novalian'i hery ny 02/09/2006 11:29
2. Fiffi ( 30/08/2006 17:58)
ny tena hitiavako azy de ny fijerena ny filamin'ny zavatra hatao aminy ! ohatra hoe ny ": Synchronisation avec le gestionnaire de contacts/agenda" tena tsy very mihintsy an! :)
3. Fiffi ( 30/08/2006 17:59)
ny " Navigation intuitive. Transferts firewire" tena faran'izay haingana be mihintsy ! manja an! :)
4. cutie ( 30/08/2006 18:07)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 30-08-2006 18:49:13
Lohateny : Ipod
Ianareo ve mba adalana Ipod? zah manko tena tsy laitra akifika amin'io mihitsy. Hatramin'izao aloha raha nisy zavatra tsara namboarin'olombelona tena anisan'ny nahasarika ahy dia io. Vetivety USA-Mada rehefa manana an'io mantsy

za koa ka
tsy matory za raha tsy mihiano ipod alou alohan'hatory efa marary mitsy ny sofina :-D:-D:-D
5. hery ( 30/08/2006 18:20)
Mbola tsy zakan'ny tsenanay :-)

ipod 1 = 110 Euros :-( efa mahavita hébergement serasera mandritra ny 3 mois :-p
6. Fiffi ( 30/08/2006 19:41)
ny iPod shuffle mora kah! mahatratra 240 ny isan'ny hira .79€
Fa le iPod Hi-Fi salon no tena manja .:)
7. malalatinasoa ( 31/08/2006 00:43)
Ilay ipod tsotra no sady pratique (mp3+ hard disk)no tena itiavako azy.
Vetivety dia tonga @ toerana aleha sady mavitribitrika mihira eraky ny lalana.
Rehefa hody indray dia ampidirina ao daholo ny data tena ilaina, tsy matahotra tsony hoe sao very raha misy maninona sy maninona.

Fa ilay mampiditra film no tsy mety vitako hatramin'izao. Ianareo ve efa nanandrana dia nanao ahoana?

8. jentilisa ( 31/08/2006 05:49)
Ilay izy aloha fantatray ny lazany fa ny ananana azy aty Dago tena nofinofy hatramin'izao. Tsy mahazaka ihany koa izahay amin'iny lafiny iray iny! karama € ampolony vitsivitsy ny iray volana koah! :°)
9. Fiffi ( 31/08/2006 08:30)
10. soanja ( 01/09/2006 02:13)
Zah mbola tsy nanadrana nanisy films tao anatiny saingy ilay namako izay nanao dia nety tsara ary nampiasainy foana saingy mibahana be hono.
11. dd ( 01/09/2006 12:42)
hery:

Mbola tsy zakan'ny tsenanay :-)

ipod 1 = 110 Euros :-( efa mahavita hébergement serasera mandritra ny 3 mois :-p


ity indray ry hery tsy Ipod fa mitovitovy aminy, sady @ vidiny mirary izy zao! ambanin'ny 60€ miaraka amin'ny mandefa azy ... sady misy zvt hafa mety mahaliana koa ee! jereo ao :)

http://www.uxcell.com/uxcell/retail/item/showItemLayout.php?action=showItem&id=mv0blk1024mp024


12. dd ( 01/09/2006 12:47)
izaho manana namana nitondra an'ity http://www.uxcell.com/uxcell/retail/item/showItemLayout.php?action=showItem&id=mv0blk2048mp015 dia tena gaga aho fa sady manja lay izy no afaka ijerena film mihitsy, sns ee! mbola ambanin'ny 70€ koa io, miaraka amin'ny saran-mpandefasana azy! sao mahasoa ihany ...

ilay iray ambony nalefako io azon'ny rehetra henoina fa misy HP (1GB), fa ity raika ity kosa 2GB!
13. hery ( 01/09/2006 13:51)
ary ohatran'ny mora be ilay izy ry dd? mihoatra ny 50% ny fihenam-bidy?

Azo itokisana? Toa hanna ipod ihany fa adaboko any ze serasera :-p
14. soanja ( 01/09/2006 16:36)
An an Hery a, aza manao an'izany kosa. Ny radio vazo gasy mbola manome toky be mihitsy. Tsara lavitra noho ny Ipod-ko.
15. ds ( 01/09/2006 17:45)
Aza manome fakam-panahy less ra dd a.
Raha manana an'io ra-baina, d mitomany an'io daol ny kilonga :(
16. dd ( 01/09/2006 19:16)
izaho aloha tia an'ity raika ity e! mbola tsy nahita i-pod aho kanefa an! efa nofandrihako ny ahy :)

d hohita eo, fa na zany na tsy zany, aza avela ny serasera an ry hery an! @ zay koa nge lé izy ry hery ka misy radio FM e! ... mety hatao FM mihitsy ny RVG ngamba, d vao maika milay beeeee!
17. hery ( 02/09/2006 11:29)
Rehefa mahazo i dd dia mba zarao eto hoe ahoana tsara ny mombamomba azy. ILay voalohany sa ilay faharoa?

Mety hamandrika koa aho mantsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.377