Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fek ( 04/09/2006 12:07)
Mirary soa
fiteny matetika ny hoe mirary soa raha misy fisehoan- javatra iray, indrindra anie ka nahafaly ilay izy. fa manitikitrika ahy ny filaza hoe "félicitation" amin' ny teny malagasy... tohiny
novalian'i ninih ny 06/09/2006 12:48
enjanabe ( 04/09/2006 11:11)
mba te hifandray @ ze te hamaly
Mba te hifandray @ze te hamaly na ze t hiresaka @ko fotsiny e! vao2 d tsy koboko tsara ze tena resaka atao ato fa mba omeo sopapa ze manana e na koa hoe inona no afaka ifampiresahana mba ifampiza... tohiny
novalian'i kelly13 ny 12/12/2006 20:10
mijavelo ( 04/09/2006 09:31)
mila fanampina maika o!!
:wink::wink:saika mba anontany kay so de mbo misy mafantampantatra fa misy association aty grenoble d ry zareo te-hanampy ny association manohana ny moana sy marenina any Dago d mitady izay mba associ... tohiny
novalian'i tsiky ny 05/09/2006 11:02
majesty ( 04/09/2006 09:27)
isaky ny 2000 taona
Misy ireo olona izay fatra-pandinika fa isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto amin'ity zao tontolo izao ity,ohatra nomen-dry zareo tamin'izany: 2000 taona voalohany:safo-dranon'i Noa ... tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:10
bao22 ( 04/09/2006 08:24)
misy gasy any @ Constance?
Mba tiko ho fantatra raha misy gasy any @ faritra atsimon'i Allemagne any @ constance iny, Ravensburg na Überlingen, na Salem... na faritra manakaiky an'reo, mba mitady gasy ihany a aty ho namana fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/10/2006 19:50
barry ( 04/09/2006 06:40)
ireo olona mamono tena
misy ny olona raha vao misy problème dia lasa mamono tena;Dia ahona loatra;tsy hainy ve ny mamaha ny olona??;sa izy ireny mihitsy no efa malemy saina??Hita matetika eo @ vehivavy izy io raha hilaozan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/09/2006 15:29
soanja ( 04/09/2006 06:38)
Ho Filoha
Ahoana ny hevitrareo hoe iza marina no tokony ho tsara hofidiana ho filoham-pirenentsika fa dia be loatra ilay mpilatsaka dia tsy arako intsony. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i faralisy ny 17/10/2006 12:38
xxx ( 04/09/2006 06:37)
PAZZAPA
Tafaverina ao amin'ny Villa Pazzapa indray izany i Justin. Novohizin'ireo mpomba azy fa fanavakavaham-pihaviana no naha nominaé azy foana. samy nahita anefa fa dia tena olona faran'izay ratsy taiza ... tohiny
novalian'i niny ny 21/09/2006 14:39
boubounezy ( 03/09/2006 19:46)
MENU DU JOUR
SALADE POULET andraoy @ beurre kely sy sira rano 1vera ny nofony akou dé refa masaka dé esory @ afo angatsika teteo ny persil, poivron mena sy maintso teteo kou ny andiva teteo madinika ny to... tohiny
fens ( 03/09/2006 19:45)
BIrao/Mpandrindra
Hono wa, za efa tsy vao² tsony fa mba misy zavatra manitikitika ahy fotsiny:?::?: Iza avy kay ireo mpandrindra ny "site" serasera ho an'ny resaka virtoaly de za avy ireo Birao na Mpandrindra ny nama... tohiny
novalian'i fens ny 28/09/2006 04:44
zandrikely ( 03/09/2006 19:26)
hira namana
aty antany lavitra aho no mihira hoa an'ela ela ilay namako taloha aa ,,,,,,,,,,,,, tohizo hoe io zay mahay ... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 13/09/2006 18:08
bertran ( 03/09/2006 16:51)
stresse
inona no atao hoe stresse de ahoana nofomba hanoerana azy io !... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:15
lemenakely ( 03/09/2006 14:11)
Isika kôfa hono refa mijery sipa @ voalohany dia ....
Isika kôfa hono refa mijery jô vao voalohany indrindra dia tsy mantsy ary ambany ary aloha.. http://www.madanight.com/madagascar-photo-34013.htm ary aleo mbà anontaniana ny sipa hoe raha mijery ... tohiny
novalian'i fasaly ny 08/11/2006 11:46
Herimiafina ( 03/09/2006 05:25)
Mitady hiran'i Tiana sy hiran'i Apost!
Tena mbola mitady ilay hiran'i: 1-Tiana: misy hoe "zatra aho , zatra nahita anao, banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao" iny ryzareo raha misy klé. Nahita ihany aho tao amin'ny RVG fa artiste x... tohiny
novalian'i cutie ny 09/09/2006 21:39
boubounezy ( 02/09/2006 22:04)
MENU DU JOUR
cocktail de fruits de mer entrée crevettes, chaire de crabes, calamara efa nampangotrahana masaka, moules. teteho ny persil, coriandre, asio poivre, mayo, ketchupy, taovy anaty bôl lhb na ataov... tohiny
xxx ( 02/09/2006 19:37)
Plogeshi
Ao @ blaogy.com Efa no-cocher-na ilay hoe "enable this plugin", @ ilay tab Plogeshi. De napetraka ilay kaody tsotra hoe: [i] ... tohiny
novalian'i hery ny 03/09/2006 13:42
Razouzou ( 02/09/2006 18:23)
GABON / CAN 2008 : LES PANTHÈRES DU GABON PULVÉRISENT MADAGA
dia io indray izany ny valiny nataony ny omby gasy kely tsika .Hita tokoa ny tsy fahaizan-tsika baolina ka dia resiny Gabon amin'ny isa mazava 4-0 isika .Mapihomehy ihany ary tsy misy fanefitra intson... tohiny
novalian'i lesabs ny 08/12/2006 00:14
Silo ( 02/09/2006 15:26)
Mba mangataka
Salut daholo, Mba mangataka ny tononkiran'NY AINGA hoe "Masiaka ny fitiavako anao" aminareo izay mahay azy, ry reto an ! Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/09/2006 09:03
dokotany ( 02/09/2006 14:08)
motera mandeha @ rano
Manao adaptation kely dia lasa mihena ny consommation ny motera (30 à 60 %). Technique vitan'ny garagiste kely any Dago. Mba zarazarao raha azo atao :[url]http://www.jp-petit.com/ENERGIES_DOUCES/no... tohiny
novalian'i dokotany ny 06/09/2006 17:52
jimtex ( 02/09/2006 12:03)
Izay niarahana im-betsaka no tena tsy foy!
Marina ve fa arakaraka ny irahanareo @ olontianareo im-betsaka no vao maika mapitombo ny fitiavanareo!.Raha mbola tsy niarahana mako,mora hadino raha misaraka, raha efa nahalasa lalina kosa tena tsy... tohiny
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7114