Liste des messages
Liste des messages, inserés par dokotany, par ordre de date
dokotany
(
19/01/2008 09:34)
fomba fivavaka
Raha ny fahalalako azy, ny hevitry ny teny hoe mivavaka = mangataka amin'Atra.
Voalaza ao amin'ny Baiboly fa izay mangataka no mahazo. Noho izany, normal ny mpino rehetra raha mangataka ho azy na miv...
suite
répondu par LazaDaddy le 06/02/2008 23:48
dokotany
(
25/11/2007 07:24)
nahoana no mifikitra mafy tsy iala ety an-tany ny olombelona
Na mahantra na manankarena na bodista na kristiana na .... dia hotriny tsy mahafoy ity tany ity daholo.
Ao ny mikarakara sy mitandrintandrina vatana mafy mba ho ela velona.
Ao ny mahasahy mandany vo...
suite
répondu par soanja le 01/12/2007 21:02
dokotany
(
21/11/2007 09:26)
ny fitenenan-dratsy !!!
Fanontaniana mahakitikitika ahy hatrin'ny ela izy ity :
- tongatonga ho azy ve ny teny ratsy rehefa tezitra na sosotra ny olona iray ?
dia ity koa :
- inona avy ny teny azo kilasina fa ratsy ?...
suite
répondu par fijo le 23/11/2007 22:33
dokotany
(
19/10/2007 07:34)
Raha biskileta no ampiasaina eto Mada !
Tsy mahatsara antsika ve ny mitaingina biskileta toa izay hisesika anaty taxi-be ? Tsy maintsy hiakatra indray mantsy ny frais atsy ho atsy ka soson-kevitra ny ahy ! ...
suite
répondu par manoasoa le 05/10/2012 13:07
dokotany
(
09/09/2007 09:10)
ho an'i nyrina
Faly miarahaba anao.
Hitako eto fa tsy mitsahatra ny mamoaka hevitra na fanairana ny rehetra ianao. Mifono hevin-dalina daholo ny resaka amposakao ary ianao ihany matetika no mitondra ny fanazavana n...
suite
répondu par xxx le 14/05/2009 07:09
dokotany
(
10/06/2007 07:29)
Aiza ny sambo fanjonona malagasy ???
Nosy lehibe ny tanin-tsika, harena ny hazan-drano, nefa dia tsy nataon-tsika laharam-pahamehana mihintsy ny jono an-dranomasina. Afaka 50 taona, araka ny fandinihina, dia tsy ho hisy firy intsony ny t...
suite
répondu par xxx le 22/06/2007 11:19
dokotany
(
10/09/2006 06:33)
Petrole : tokony hampiasaina eto Dago DAHOLO
Tsy dia betsaka ny solika misy ho trandrahana eto.
Maninona raha hampiasaina eto M/kara daholo ?
Amin'izay mantsy :
-ho mora ny transport (routière,....)
-hisintona investisseurs (emploi,...)
-h...
suite
répondu par dokotany le 04/10/2006 15:56
dokotany
(
02/09/2006 14:08)
motera mandeha @ rano
Manao adaptation kely dia lasa mihena ny consommation ny motera (30 à 60 %).
Technique vitan'ny garagiste kely any Dago.
Mba zarazarao raha azo atao :[url]http://www.jp-petit.com/ENERGIES_DOUCES/no...
suite
répondu par dokotany le 06/09/2006 17:52
