ho an'i nyrina

1. dokotany ( 09/09/2007 09:10)
Faly miarahaba anao.
Hitako eto fa tsy mitsahatra ny mamoaka hevitra na fanairana ny rehetra ianao. Mifono hevin-dalina daholo ny resaka amposakao ary ianao ihany matetika no mitondra ny fanazavana na ny vahaolana. Saika amin'ny resaka fivavahana daholo anefa izany. Nahoana raha ny toe-java-misy hiainam-bahoaka eto Madagasikara ( politika, toekarena,....) no hiaramandinika koa ?
Izaho dia mahatoky, raha ny fahalalanao sy ny fandavan-tena ataonao hijery izay mahasoa ity firenen-tsika ity dia hisy akony tokoa. Misaotra e !
novalian'i xxx ny 14/05/2009 07:09
2. fasaly ( 09/09/2007 10:50)
;-)
3. xxx ( 09/09/2007 14:11)
ka izay no talentany no fahitako azy. Dia izao no tiany resahina. samy manana ny talentany io tsinona anie.
4. lapino ( 09/09/2007 19:27)
Nahoana raha ny toe-java-misy hiainam-bahoaka eto Madagasikara ( politika, toekarena,....) no hiaramandinika koa ?
Efa misy an-dry bazylou sy tezitra sy Jeankely sns mazoto sy mahafatra-po amin'izay resaka izay :wink:
5. hery ( 10/09/2007 07:35)
lapino> Ampitovianareo amin'ny fanatisme-n'i bazylou sy Jeankely indray ny hafanampon'i niryna an :-)
6. ikaretsaka ( 10/09/2007 21:54)
samy fanatisme aby kosa izany ko
fa samy manana ny toerany
7. mirana5 ( 20/09/2007 15:35)
Tohizo ny firesahana ny mety mahasoa ny besinimaro hoatran'ny ataonao io Nyrina =D=D=D, io politika io tsy dia misy mahavoa loatra satria ny eo ihany no miverimberina, Mankaleo!!
8. kolyh ( 05/02/2008 07:16)
mankahery an'i Nyrina, sambatra enao nomen'Andriamanitra talenta ho @'ny asa fitoriana, fa tsy misy otran'ny fivavahana, tena nahasoa ahy io ka ampahereziko ny namana rehetra hiroso lalina handalina azy.
9. xxx ( 14/05/2009 07:09)
FA SIPA BE TAIMBAVA FA TANDREEEEEEMO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2223