Aiza ny sambo fanjonona malagasy ???

1. dokotany ( 10/06/2007 07:29)
Nosy lehibe ny tanin-tsika, harena ny hazan-drano, nefa dia tsy nataon-tsika laharam-pahamehana mihintsy ny jono an-dranomasina. Afaka 50 taona, araka ny fandinihina, dia tsy ho hisy firy intsony ny trondro an-dranomasina.
Ny fitanterana an-tanety (camions,...) izay tsy maintsy ilaina infrastructure (routes, ponts,...) no mbola mahamaika hatramin'izao. Ka hoy aho hoe : sao dia tara laotra lahy ka efa ritran'ny hafa ny haren-dranomasina vao hikoropaka ?
novalian'i xxx ny 22/06/2007 11:19
2. bazylou ( 17/06/2007 00:02)
anontanio le8 fa izy irery no manana sy mahazo licence hitrandraka ireo!!!:-@:-@:-@
3. xxx ( 22/06/2007 11:19)
f'angaha tsy fantatrao fa efa navadika le A380 iny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2634