motera mandeha @ rano

1. dokotany ( 02/09/2006 14:08)
Manao adaptation kely dia lasa mihena ny consommation ny motera (30 à 60 %).
Technique vitan'ny garagiste kely any Dago.
Mba zarazarao raha azo atao :http://www.jp-petit.com/ENERGIES_DOUCES/notice_spad_francais_.pdf#search='apte.formation'
répondu par dokotany le 06/09/2006 17:52
2. kitjo ( 02/09/2006 15:35)
milay le izy ry dokotera..dokotany kay :lol:

fa le association io zany no niantoka copyright zareo nividy le invention ve sa olona ao anatin' io ilay izy

dia raha mampanamboatra ve dia manao installation zareo? any @province!

tsy azoko ilay izy, mampihena fts en parallele ilay moteur tsotra mande gasoil iny v sa tena io mitsy moteur-ny?
3. Herimiafina ( 02/09/2006 19:46)
Favy fa andraso indray klou etudier-na tsara klé. tsy azoko tsara le resaka energie douce! :oops::-w
4. lapino ( 03/09/2006 02:04)
Orizinall be ilay eritreritra; raha tsy diso aho dia io no ilay "moteur pantone" (anaran'ny mpamorona azy). Motera tsotra ihany izy, fa esorina ny carburateur sy ny echappement dia soloina dispositif hafa. Ilay rano akory tsy source d'énergie, saingy ilay systeme afaka mampiasa azy hahatsara kokoa ny rendement, dia izay no mahatonga azy hitsitsy carburant. Izany hoe ny carburant ihany no mampandeha ny fiara fa tsy ny rano.

Zavatra roa izany no mampisy avantazy an'azy:
- mi-recuperer ny angovo lasa hafanana tokony ho very
- mampa-complète kokoa ny combustion-n'ny carburant

Ireto misy rohy kely izay liana: http://quanthomme.free.fr/pantone.htm , http://fr.wikipedia.org/wiki/Moteur_Pantone

ps:
- tsy io apte io no tompon'ny brevet an'ilay techno fa tandremo
- araka ny voalazan'ny wikipedia dia hoe:
"Ce moteur est sujet à de nombreuses controverses, ce qui expliquerait son manque de succès. Paul Pantone est d'ailleurs actuellement en prison (depuis le 21 août 2005) à cause de clients peu satisfaits"
5. Herimiafina ( 03/09/2006 05:15)
Izay vao mazava tsara, melssii lapino! :P:wink::-w
6. dokotany ( 03/09/2006 08:48)
salama daôly.
Eo amin'ilay technique angamba no asiako fanazavana kely tsotsotra.
Mila rivotra mifangaro @ carburant vao misy ny explosion.
Ny oxygene sy ny hydrogene avy @ rano no tena manamafy ny combustion ny carburant (cf lapino).
Ilay piece (spad) io dia manafana ny rano ho lasa gaz (oxygene sy hydrogene) @ fampiasana ny fumée (chaude) d'echappement.
Avy eo dia ampidirina ao @ tube sortie filtre à air izay lasa makany @ chambre de combustion.

7. xxx ( 03/09/2006 10:34)
lapino:

- araka ny voalazan'ny wikipedia dia hoe:
"Ce moteur est sujet à de nombreuses controverses, ce qui expliquerait son manque de succès. Paul Pantone est d'ailleurs actuellement en prison (depuis le 21 août 2005) à cause de clients peu satisfaits"


Rehefa mandefa sombin-kevitra toy itony dia tsara angamba raha lazaina daholo izay voateny ao ity ny tohiny:
...Précisons que ce point n'est pas une preuve contre le dispositif: il est courant aux États-Unis de porter plainte contre le fabriquant d'un appareil quand il y a des problèmes, y compris en cas de mauvaise manipulation contre laquelle le fabriquant n'a pas assez mis en garde...
8. lapino ( 03/09/2006 13:54)
xxx:
Rehefa mandefa sombin-kevitra toy itony dia tsara angamba raha lazaina daholo izay voateny ao
lasa tsy sombiny indray raha izay ko! :wink:
9. mamy23 ( 04/09/2006 08:57)
De aiza no ahitana an'io eto Dago e! Mba omeo sopapa
10. vakiniadiana ( 05/09/2006 08:44)
Za mahavita fa omeo ny plan :D
11. fijo ( 05/09/2006 21:28)
ny mahafinaritra dia ny mahalala fa efa haintsika koa ny manao ilay tikinika
12. dokotany ( 06/09/2006 17:52)
Namana marocain no nanome ahy ity hevitra ity.
Ny ray amandreniny any Maroc dia mpamboly ary mampiasa tracteur misy ilay piece SPAD io.
Mamporisika an-tsika malagasy aho satria tena mihena any amin'ny 50% any ny consommation carburant araka ny nambaran'ilay namana ahy.
Ho an'izay tsy mahalala dia piece mora hamboarina io (SPAD) ary ao amin'ilay lien (fichier pdf 5 pages) nomeko etsy ambony no misy ny delails rehetra (Nomenclature,plan,...).
Isika dia malaza fa mahay ny systeme D.
Ny moteur diesel no mora hanaovana ny adaptation.
DIa mazoto daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3722