Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
andraina7
(
08/09/2006 06:06)
Za kou mbô......
tonga de:)no iarabako anaroe retsaretsa:!:Za kou mantsy vô vaovao de mbola tsary manana namana mitsy.
Za mou r'reto mbô ataovy namana e! Nareo nge ono mafinaritsa be dôlidôly e!OK daholo e^:^...
suite
répondu par ninih le 12/09/2006 09:13
soanja
(
08/09/2006 02:29)
Radama II
Hono hoy aho ho an'izay tena naharaka tsara ny tantara na ny fahaizanareo azy. Tena maty tanteraka tokoa ve Radama faha2 nony nokendaina sa ve mody nikendana dia nisy nanampy azy nitsoaka nony nandeha...
suite
répondu par soanja le 30/09/2006 00:11
soanja
(
08/09/2006 00:27)
Mbola misy ve ny takalo?
Te hahafantatra aho raha mbola misy any Dago ny takalo. Anisan'ny zavatra tena mba nahafinaritra ahy ny nieritreritra an'io hoe izany "ity sy nday" moa?. Samy sarobidy daholo nefa tsy idiran'ny resabo...
suite
répondu par mimich le 13/09/2006 10:53
boubounezy
(
07/09/2006 23:29)
MENU DU JOUR
miala tsiny @nao za ry pissoa fa tsy nanaraka ny hevitrao izay milaza fa tokony alefako any @ blogko ny ré7. inn ny antony:?::?::?:
za tsy nanotany ani hery iditra admine satry efa itako talou ny fo...
suite
répondu par boubounezy le 13/09/2006 00:30
Noslid
(
07/09/2006 20:02)
Mampalahelo!!!!!!!!!
Izany tokoa ny hoe mitatatra ho an'ny hafa:roll::roll::evil::evil::evil:
http://www.wanadoo.mg/feco.php?articleId=281487 ...
suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 16:46
watafon
(
07/09/2006 19:01)
Resak'akoho !
Nisy nandondona tao @ ingahy Babedaoro:
- Rabedaoro (R): mandrosoa tompoko ô!
- Inspekteran'ny Fiompiana (IF): salama enao r'Ingahy rabedaoro, miompy akoho moa enao
- R : eny tompoko
- IF : d ino...
suite
répondu par Fiffi le 16/10/2006 17:31
fasaly
(
07/09/2006 16:12)
hummmmm!...
otran'ny tena niratra be zà reto androany a!
ny antony de otran'ny nazoto be zà androany namaly forum....ary noteteziko saika noteteziko dool ny dinika rehetra,na de somary vizana aza de nazoto nam...
suite
répondu par Fiffi le 17/11/2006 15:55
lemenakely
(
07/09/2006 14:39)
AIR FORCE 1 amidy sa omena ny AIR MADAGASCAR? sa....
Niteraka resa-be tokoa ny momba an\'ity AIR FORCE 1 ity. Izay tsy mahalàla moa dia ilay BOEING 737-400 izay novidiana mbà ho avion présidentiel no atao hoe AIR FORCE 1.
Hita tao @ gazety miseho ...
suite
répondu par mandrindra le 22/09/2006 15:37
andraina7
(
07/09/2006 12:15)
PARE: rond sa carré?
8O:lol:lol:Blague iany ty ka blague!!!!
Nisy vevavy izay ono nametraka vola t@ banque(200 000 000AR).Da zendana le directeurn'le Bq ka nanontany; toy zao no resaka:
-Ahoana kay no nahitanao io vola ...
suite
répondu par pissoa le 07/09/2006 20:33
rasoul
(
07/09/2006 12:12)
hatsaran-tarehy
asa ianareo raha mitovy fijery amiko natsia fa rehefa te hijery hoe manja na tsia ny olona iray de @ le izy vo avy nifoha maraina iny, @le manoaka maraina iny e,...
suite
répondu par rasoul le 21/09/2006 09:13
naritsimba
(
07/09/2006 11:01)
ANNIVERSAIRE
Dia miarahaba an'i GLOU filohan'ny Namana.serasera.Dago tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany, Andriamanitra anie hitantana anao lalandava mandritry ny andro iainanao....
suite
répondu par sasa le 18/09/2006 14:34
boubounezy
(
07/09/2006 10:44)
OVNI
mino ve nareo fa misy marina ny ovni??:roll: za alou tena tsy malalé! fa sady otrany mino iany za to tsy mino satry na reo ufologues aza to tsy ita zé tena porofo azo tsapaintanana aseony. otrany ma...
suite
répondu par vale le 11/09/2006 21:36
Simpona
(
07/09/2006 08:41)
PAZZAPA iza ny iray hiala
Iray sisa no miala am villa pazzapa fa ny ambiny manao album. Ho afaka ihany ve i Justin sa tsia. efa in-6 nominé zay.
Tairo ny fanetanana izay fidinareo ......
suite
répondu par mimich le 18/09/2006 08:10
boubounezy
(
07/09/2006 08:18)
gym
azo atao ny tsy miditra club ra tsy dé misy fotona lotra enao fa afaka mividy cd na cassette vhs mba anaovanao gym ao antrano fa éfficace kou ireny. efa miaraka @ mouzika spéciale mifanaraka @ lé ...
suite
répondu par cutie le 11/09/2006 09:34
boubounezy
(
07/09/2006 08:12)
atraiza ny fetrany fitazizana vatana.
gaga iany ny tenako fa misy vhv tsy ty miteraka fa mataotra zareo tsy ho tiny vadiny refa bévoka fa @dé ny atao wé bévoka dé matavy. Indrindra fa reo star reo, itako nefa fa misy betsaka iany ny ...
suite
répondu par xxx le 11/09/2006 12:05
fasaly
(
07/09/2006 05:53)
nofy
zà wa ry reto tato ho ato manofy be mitsy mandritra ny torimaso amin'ny alina, nofy bdb tsy misy farany, sady maro be ilay nofy nofisina de maraina ny andro, izaho mifoha vao tapitra ny nofy, rehefa ...
suite
répondu par mimich le 19/10/2006 07:20
soanja
(
07/09/2006 05:31)
Rose/ Orchid Garden
Mba faniriako koa ny ahita Rose na Orchid garden mahafinaritra be isan-karazany ao Tana na any amin'ny Provinces hafa zany hoe feno Orchidees isan-tsokajiny dia afaka milalao ao ny ankizy sady maka ri...
suite
répondu par soanja le 07/09/2006 19:43
soanja
(
07/09/2006 05:16)
Ny Viro
Ny viro- Sao mba misy afaka manome ahy ny andinindiny momba ity biby ity. Misaotra mialoha....
suite
répondu par prime le 25/10/2006 13:59
cutie
(
07/09/2006 00:02)
Fisarahana
Atao ahona ny hisaraka @ oul nefa tsy manao teny na fihetsika handratra anazy ?
Positivena zany le fisarahana?:lol::lol::lol::lol:
omeo sopapa e :lol::lol::lol::lol:...
suite
répondu par cutie le 19/09/2006 19:26
tafita
(
06/09/2006 21:52)
Eritreritra iny ny ahy
Raha nandinika ary nijery ny raharaham-pirenena
aho dia tena variana
Fa maninona ary ny olona maro mpanao politika
no be fikafika
ka nanomboka teo aho nanomboka leo
ary velon-toreo
nanomboka nij...
suite
répondu par mimich le 27/09/2006 08:29
