Za kou mbô......
1. andraina7
(
08/09/2006 06:06)
tonga de:)no iarabako anaroe retsaretsa:!:Za kou mantsy vô vaovao de mbola tsary manana namana mitsy.
Za mou r'reto mbô ataovy namana e! Nareo nge ono mafinaritsa be dôlidôly e!OK daholo e^:^
Za mou r'reto mbô ataovy namana e! Nareo nge ono mafinaritsa be dôlidôly e!OK daholo e^:^
novalian'i ninih ny 12/09/2006 09:13
10. Simpona
(
08/09/2006 12:26)
:D:D:D Tonga soa enao. Ary enao ngamba efa naka spapa tany ho any sa ...
Faly mandray anao ho namana e :lol::lol::lol:
Faly mandray anao ho namana e :lol::lol::lol:
12. andraina7
(
08/09/2006 13:06)
Simpona:
:D:D:D Tonga soa enao. Ary enao ngamba efa naka spapa tany ho any sa ...
Faly mandray anao ho namana e :lol::lol::lol:
:roll::roll:aiza kosa e! ampiasaina ny kôkô:b:b
16. emma
(
10/09/2006 14:49)
Manao aona daholo! namana vao2 avy aty Finland aho,mitady akama mba ifaneraserana amin´ny tenindrazantsika.veloma daholo hoy:emma
17. Fiffi
(
10/09/2006 15:35)
de mazotoa mi-forum , de aza misalasala fa namana daholo ny eto an! :)
18. ninih
(
12/09/2006 09:13)
tongasoa izay vaovao ary e! de mazotoa miresaka sy miserasera fa ilaina ko izany e!